Tsy voavalin'i Tezitra ny fanontaniako ny Nobel Prize-ny
1. Jeankely
(
20/10/2007 02:52)
Rehefa sasatra ny tsy nahavaly ny fanontaniako ny Nobel Prize-ny nefa miseho ho mahay i Tezitra dia nangalatahaka ary any @'ny President-ny Malagasy indray no miresaka Prix Nobel. Iza no tena donto. Rehefa tsy mahay miteny Malagasy fa mampiahaingo @'ity teni-mparantsay tsy nitondra nankaiza ny Malagasy ve no mahay Politika? Be no nandia fianarana ary ny Professeur aza voan'ny ampaisomanta=))=))=))nefa ny olona zahavana fahaizana lalina nahavita mandat iray ary mbola eo @'ny toerany. Ny Diplaoma vola boritra ve no zahavina ary?
novalian'i Jeankely ny 23/11/2007 14:42
3. Jeankely
(
21/10/2007 05:32)
Aiza toa mangina fotsiny Tezitra mahaibe misavoana. Inona no vitanao nefa miseho ho favy? Sahala ny Angidina.
4. xxx
(
15/11/2007 10:58)
Ary ianao miseho be vava io inona no mba hitan'ny masonao?sady jamba no marenina ka tsy mahalala n'inon'inona, paka 19amin'ny mpitondra ankehitriny. mba misainĂ aloha vao miteny.Olona dondrona tsy misaina afa tsy ny tenany izay angamba no anoananao ny filoha ankehitriny sa kosa fianakavianay ka mahazo ranondranony sy voavidiny vola dia miwawawa eran'ny tanana?mba mahalala menatra
:oops:
:oops:
6. xxx
(
16/11/2007 08:53)
Tsy i Tezitra mihitsy aho no miresaka amin-tena fa olona hafa izay mahita fa tena mihitsy no dondrona.Faly manakiana olona amin'izay forum idiran-tena, fa inona moa no tena hevitritena? tsy maharaka film fa akombony ny vava,tsy hoe any Indonezia akory i tena no mipetraka dia miseho milay hoe mahay sy mahitahita.I tenisany mihitsy no efa ho lasa adala rehefa kelikely fa raha za tena izao dia efa mijery psy
10. Jeankely
(
23/11/2007 14:42)
Tena nahazo Prix Nobel @ fanaratsiana Madagasikara hono io e, miampy ny loka be @ tsy fahaizana teny Malagasy sy teny mifangaro. Nobel des Merdes Tezitra
