Efa nandinika ny lanitra ve hianao.. Ary ireo anjely....
1. niryna
(
20/10/2007 02:15)
Efa nandinika ny lanitra hianao?Inona avy no mety ho hitanao eny? Arak'izay rahona sy ny fomba fijerin'ny olona azy no ahitana sary eny.Efa nahita toy izany ve hianao.Mahita ranomasina manonja,mahita karazana biby,ondry, alika,sarin-javatra.8)
Toy izany koa ny setroka vokatry ny zavatra mitranga dia samy maka izay hitany sy tandrifiny azy avy ny olona araka ilay fijery.
Ireto misy sary lazain'ireo mpaka-sary fa demony kanefa tsy nahita tao anaty baiboly aho hoe ratsy be,sa misy an'izany ao:roll:
Toa lazaina fa tsara tarehy ilay anjely sy ny demony kanefa lasa ratsy be?
Mahita devoly tokoa ve hianareo eto?
http://thebiggestsecretpict.online.fr/nwo/wtc_smokedevil.jpg
http://www.worth1000.com/entries/102500/102704diKH_w.jpg
io izao toa lasa Elvis fa tsy devoly
Inona re ity e? Anjely hono ireo :roll:
http://www.usnews.com/usnews/images/news/photos/badguysphotos/070419smokeangel.jpg
http://www.2jesus.org/art/smoke.jpg
Mahita anjely tokoa ve hianareo eo?
Io farany io izao toa vorona mitanondrika no hitako :D.

novalian'i niryna ny 02/11/2007 17:44
2. ikaretsaka
(
20/10/2007 03:04)
Raha mpijery lanitra i niryna dia mahita hoe soratra aza vitan'ny roplanina eny!
(mandehana ange beach ilay be olona ireny e, fa na fangataham-bady aza vitany eny :-D)
dia ohatran'izany io.
Raha mandeha Oklahoma,Nebraska, Nevada sns... sy iny tany feno american Indian (peaux rouges) iny koa ianao dia mahita ny fika fanaovany ireo signal vita amin'ny setroka io!
Misy hira katolika izay ..haindry Pissoa sy rey ary sy ry tywa tsara, manao hoe "Raha mibanjina ny lanitrao aho ry Tompo de varimbariana izany saiko"
(mahafinaritra ery ny miara mitendry sy mihira an'io miaraka @ le mompera gasy ao NY miteny betsi izay, somary jazz jazz izay!)

3. tywa68
(
20/10/2007 06:39)
niryna : rhf mijery ny lanitra aho d faly fa mbola nahazo tombon'andro hiainana sady tsy jamba fa nomena maso sy sofina hi profiter tsara an'izany fa:lol: Misaotra Tompo ô.
Ika : ie tsara be io hira io :wink:
Ika : ie tsara be io hira io :wink:
4. pissoa
(
20/10/2007 08:55)
pffff, mety ito hevitr'i Niryna ito njay no mahatonga an'ito dinika ito =))=))=))
mangamanga ny lanitra ooo :b:b:b:-D
PS : Ika, milay be io hira io ! Indrindra ilay feo faharoa ... tiko be ! :-*

5. Samoana
(
20/10/2007 09:39)
Somary voan'ny torticolis ny tenako ka aleo aloha ny lanitra sy ny anjely no hijery ny fihetsiko eto an-tany e ! Ry losifera sy ry belzebota indray moa any ambany hitsakitsahina ka tsy hilaiko jerena akory:-D
8. mignone
(
20/10/2007 10:47)
refa voany torticolis kia izy ry kally de tsy nahia a ! :-D:-D:-D:-D
manga be ny lanitra fa any nijery za ! misaotra ny tompo :wink:

9. salmo1
(
20/10/2007 11:36)
niryna:
Efa nandinika ny lanitra hianao?Inona avy no mety ho hitanao eny? Arak'izay rahona sy ny fomba fijerin'ny olona azy no ahitana sary eny
- zah efa tany amboniny fiara-manidina de mahita rahona ambany noho zah.
- Zah mivavaka, fa mbola tsy nahita anjely tena anjely. ¿i niryna anga efa nahita? :roll:
10. niryna
(
20/10/2007 17:11)
ikaretsaka:
Raha mpijery lanitra i niryna dia mahita hoe soratra aza vitan'ny roplanina eny!
(mandehana ange beach ilay be olona ireny e, fa na fangataham-bady aza vitany eny :-D)
dia ohatran'izany io.
Raha mandeha Oklahoma,Nebraska, Nevada sns... sy iny tany feno american Indian (peaux rouges) iny koa ianao dia mahita ny fika fanaovany ireo signal vita amin'ny setroka io!
Misy hira katolika izay ..haindry Pissoa sy rey ary sy ry tywa tsara, manao hoe "Raha mibanjina ny lanitrao aho ry Tompo de varimbariana izany saiko"
(mahafinaritra ery ny miara mitendry sy mihira an'io miaraka @ le mompera gasy ao NY miteny betsi izay, somary jazz jazz izay!)
hitako irey hoe WILL YOU MARRY ME ! na ny hoe soratra hafa.Ny tiako tenenina dia arak'ilay hitan'ny masonao eny amin'ny lanitra no ahitanao sary hafa koa.
Toy ny mpanao magie sy ny manao masobe tsy mahita ary indrindra ilay manao illusion.
http://www.inthedays.com/wp-content/uploads/2007/10/popefire390.jpg
Afo...lehibe !
11. niryna
(
20/10/2007 17:13)
tywa68:
niryna : rhf mijery ny lanitra aho d faly fa mbola nahazo tombon'andro hiainana sady tsy jamba fa nomena maso sy sofina hi profiter tsara an'izany fa:lol: Misaotra Tompo ô.
Ika : ie tsara be io hira io :wink:
Tsy misy fisaorana,aty aminay tsy mahita kintana maro toy ny any dago ,asa na mazava loatra ny tany noho ny jiro na :roll: :D
12. niryna
(
20/10/2007 17:16)
pissoa:
pffff, mety ito hevitr'i Niryna ito njay no mahatonga an'ito dinika ito =))=))=))
mangamanga ny lanitra ooo :b:b:b:-D
PS : Ika, milay be io hira io ! Indrindra ilay feo faharoa ... tiko be ! :-*
:D ry lanitra mangamanga o,lalovan'ny intony rahona a.
Ny fiainantsika izany dia misy fifaliana ka rehefa faly isika indraindray dia tsy mahatsiaro na misaotra an'Atra.Rehefa mandalo ilay rahona manembantsembana dia manatona kely isika,dia mihemotra indray.
Ny lanitra jerena dia misaotra Azy fa nomeny an'io lanitra mangamanga io =))
13. niryna
(
20/10/2007 17:18)
Samoana:
Somary voan'ny torticolis ny tenako ka aleo aloha ny lanitra sy ny anjely no hijery ny fihetsiko eto an-tany e ! Ry losifera sy ry belzebota indray moa any ambany hitsakitsahina ka tsy hilaiko jerena akory:-D
Efa mifatotra rojo tsy afaka mivoaka ve izy ireo?
Ny anjeliny fotsiny no misomebiseby mitady izay arapany raha izany? sa ahoana ?:roll:
14. niryna
(
20/10/2007 17:23)
booboo:
belzebota ? :-D:-D:-D:-D
booboo a tadidiko fahiny niangona aho dia misy ireny olona alana demonia ireny dia miteny ilay mpiandry hoe firy hianareo no ato sady mandeha ny vavaka sy ny hira no mianjerazera sy mandoha ireo tsy mahazaka ny herin'ny devoly satria mahery ilay herin'Atra.Ny mihinjintra moa tsy lazaina intsony,ny lena ny pantalohany tsy mahatsapa izany,ny mandositra vao miditra ny varavarana mbola hafa ihany koa.Dia misy mamaly isa maro tokoa no avoakan'ny vavany.Mampatahotra fa mila mivavaka mafy mba tsy hidirany:roll: ary Atra tena misy toy izany koa satana sy ny miaramilany tena misy.
15. niryna
(
20/10/2007 17:25)
Samoana:
Somary voan'ny torticolis ny tenako ka aleo aloha ny lanitra sy ny anjely no hijery ny fihetsiko eto an-tany e ! Ry losifera sy ry belzebota indray moa any ambany hitsakitsahina ka tsy hilaiko jerena akory:-D
oops diso tsipelina kely e belzeboba no izy sa ?:roll:
16. niryna
(
20/10/2007 17:26)
kally:
Belzebota angaha ry reto mbola tsy nihanahia foana?:oops:
Io ilay chef be dia mibaiko fotsiny izy :D
17. niryna
(
20/10/2007 17:27)
mignone:
refa voany torticolis kia izy ry kally de tsy nahia a ! :-D:-D:-D:-D
manga be ny lanitra fa any nijery za ! misaotra ny tompo :wink:
inona izany torticolis izany mignone ?
18. niryna
(
20/10/2007 17:32)
salmo1:
niryna:
Efa nandinika ny lanitra hianao?Inona avy no mety ho hitanao eny? Arak'izay rahona sy ny fomba fijerin'ny olona azy no ahitana sary eny
- zah efa tany amboniny fiara-manidina de mahita rahona ambany noho zah.
- Zah mivavaka, fa mbola tsy nahita anjely tena anjely. ¿i niryna anga efa nahita? :roll:
Fahitana aho no efa nahita,nofy aho no mahazo foana ,anaran'olona hivavahana aho no omen'ny Tompo aho mialoha.Atra miaro ahy mandefa ny anjeliny aho no mitranga matetika.
Rehefa misy zavatra mahazo na manjo amin'ny fotoana tena mafy ka hianao irery no eny an-dalana,manandrama
,mivavaha,mangata ny FM hiaro anao fa tena hitanao mihitsy ilay FM miasa eo no noho eo.Andramo.^:^
Tena misy Atra ary tena misy ny fanahy maloto izay manembatsembana ny Fanahy Masina miaraka aminao.
19. cutie
(
20/10/2007 19:39)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 20-10-2007 04:15:46
Lohateny : Efa nandinika ny lanitra ve hianao.. Ary ireo anjely....
Efa nandinika ny lanitra hianao?Inona avy no mety ho hitanao eny? Arak'izay rahona sy ny fomba fijerin'ny olona azy no ahitana sary eny.Efa nahita toy izany ve hianao.Mahita ranomasina manonja,mahita karazana biby,ondry, alika,sarin-javatra.
ny ahy alou matetika sarina biby foana no hitako e :-D
ny feeling-ko ndray mahatsiaro peace foana :lol::lol::lol::lol:
20. pissoa
(
21/10/2007 10:35)
Saika tsy hihomehy ihany aho fa ...
dia
:-D:-D:-D
tywa68:
[...] Misaotra Tompo ô.
dia
niryna:
Tsy misy fisaorana, [...]
:-D:-D:-D