Efa nandinika ny lanitra ve hianao.. Ary ireo anjely....

21. ikaretsaka ( 21/10/2007 11:57)
tssssssleeeeeeee:-D:-D:-D:-D
22. tywa68 ( 21/10/2007 15:54)
pissoa sy Ika : :-D:lol:

lapsus zany io ? :wink:
23. naughtyboy ( 21/10/2007 19:01)
zay zany vao azoko tsar ny momba any belzebota sefo b lery mibaiko fotsiny de lasa nihabota fa tsy nenahia:-D
24. niryna ( 22/10/2007 01:56)
cutie:

Mpandefa : niryna [ Valio ] 20-10-2007 04:15:46
Lohateny : Efa nandinika ny lanitra ve hianao.. Ary ireo anjely....
Efa nandinika ny lanitra hianao?Inona avy no mety ho hitanao eny? Arak'izay rahona sy ny fomba fijerin'ny olona azy no ahitana sary eny.Efa nahita toy izany ve hianao.Mahita ranomasina manonja,mahita karazana biby,ondry, alika,sarin-javatra.

ny ahy alou matetika sarina biby foana no hitako e :-D
ny feeling-ko ndray mahatsiaro peace foana :lol::lol::lol::lol:

ondry no hitako matetika angamba amin'ilay lokony fotsifotsy:D

25. niryna ( 22/10/2007 01:57)
naughtyboy:

zay zany vao azoko tsar ny momba any belzebota sefo b lery mibaiko fotsiny de lasa nihabota fa tsy nenahia:-D

iza indray ity belzebota raha izany?
26. naughtyboy ( 25/10/2007 23:00)
le nihebota fa tsy nihanahia:°)mananihany za re ry niryna fa belzebota v de tsy fantatrao
27. cutie ( 26/10/2007 01:00)
ondry no hitako matetika angamba amin'ilay lokony fotsifotsy

ny ahy saka fotsifotsy :-D de loup :) de bears :-D
28. niryna ( 28/10/2007 06:26)
cutie:

ondry no hitako matetika angamba amin'ilay lokony fotsifotsy

ny ahy saka fotsifotsy :-D de loup :) de bears :-D

ie ,izaho koa mahita toa izany ary indrindra ilay ranomasina manonja :D
29. ari.malala ( 29/10/2007 06:27)
ikaretsaka:

Misy hira katolika izay ..haindry Pissoa sy rey ary sy ry tywa tsara, manao hoe "Raha mibanjina ny lanitrao aho ry Tompo de varimbariana izany saiko"
(mahafinaritra ery ny miara mitendry sy mihira an'io miaraka @ le mompera gasy ao NY miteny betsi izay, somary jazz jazz izay!)

Raha mibanjina ny lanitrao aho ry Tompo
de varimbariana izany saiko
ka mientan-karavoana ny fanahiko
raha mibanjina ny lanitrao :)

30. cutie ( 30/10/2007 00:17)
ie ,izaho koa mahita toa izany ary indrindra ilay ranomasina manonja

ranomasina manonja :D:D:D:D:D:D
31. ari.malala ( 30/10/2007 13:31)
eny andanitra v misy ranomasina manonja?
32. niryna ( 02/11/2007 05:51)
ari.malala:

eny andanitra v misy ranomasina manonja?

ie,ary eny ambony fiaramanidina aza hianao mahita zavatra maro ety ambany indray. :D
Rehefa mandeha eny amin'ny plage ireny anie indry e,dia jerevo ilay fanonjany fa mety mahita,io samy mahita zavatra maro ao anaty rahona ka.

http://www.pinktentacle.com/images/cloud_streets.jpg

http://www.eglobe1.com/word/wp-content/cloud-art41.JPG

Jereo ity fa lasa vitan'ny artista olona :D

http://www.eglobe1.com/word/wp-content/cloud-art42.JPG

http://www.poetseers.org/the_poetseers/sri_chinmoy/library/selected/cloud

ari-malala a ! jereo akaiky anie io raha tsy misy rangahy be ngeza takolaka manao solomaso e.=))

Eo amin'ny ilany havanana ,toa dadabe noely matory ilay rangahy ngezave:oops: mahita ve indry :D
33. ari.malala ( 02/11/2007 11:44)
niryna:

an an an, tena rahona fotsifotsy ftsn ky no itako:)
34. niryna ( 02/11/2007 17:44)
ari.malala:

an an an, tena rahona fotsifotsy ftsn ky no itako:)

hitandry izany,hi.hi.Rehefa mijery ny olona dia samy mahita zavatra hafa na mivilana havia kely na havanana dia mahita zavatra hafa.:D

Aty ity indray ary e
http://www.earthharvest.org/en/christian_online_bible_apologetics/EndTimesClipart/EndTimesCommingSoon3LG.jpg
http://www.christianmedia.us/images2/demon3.jpg
lasa nivadika ho demony ilay setroka hi.hi
http://www.stormvideographer.com/weathervine/blog_sts117_atlantis_cloud1b.jpg
inona aky io :roll:toa ohatran'ny lamban'ikala adala sa vehivavy miakatra sy midina manao ballet eny amin'ny lanitra?
http://www.capetownskies.com/6331/24_wave_tube_scrbrghc.jpg

io aky ilay ranomasina manonja kanefa eny amin'ny lanitra io a.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.074