Rugby

1. salmo1 ( 20/10/2007 21:34)
Eng 6 - 15 Surafrica [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/yahoo-supercontent.gif[/IMG]

Zavatra namenatra naneran-tany: Ilay amboara niala ny vodiny.=))


2. Kwasi ( 21/10/2007 13:18)
=))=)) Iny indray no tsy hitako le! Mety mba tratran
ny mele tao kosa angamba le izy de tsy nahatanty
3. menalamba ( 21/10/2007 13:22)
Ilay zaza kely iray ary nidradradradra nitomany tsy nety nibata ilay amboara mbola notaritin'ilay rangahy ihany ....:-D:-D:-D
4. mandrak ( 21/10/2007 13:28)
zavatra normal lesy reny an, afaka alana mitry ny vodininy http://fr.wikipedia.org/wiki/Image:England_world_cup_winners.jpg
5. simplex ( 21/10/2007 13:30)

ie
fa le izy tonga dia niala wazy no napme kou :D
6. mandrindra ( 23/10/2007 17:31)
namplahelo ilay finale, tsy nisy essai na iray aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4801