Mpianatr'i CSFX

1. xxx ( 21/10/2007 12:27)

Nisy Bandy 'zay zany t@ 5ème nikôzy t@ namany iray hoe jereon'la moa ramose fa ôtran'ny Hyipopotame, dé avy eo notorin'io namany io tany amin'ilay mpampianatra hoe enao ramose lazindRa Sebastien hoe Hypopotame. Ilay mpampianatra moa dia Rabekibo ny surnom-ny.
Dia hoy ra Bekibo:

Bekibo: Hypòpôtame rayn'ialahy an;
Pôpôtame renin'ialahy an;
Zanaka Pôpôtame ialahy ry adala be ity a,
Mamafa trano ao anatin'ny 1 Volana,..

Sebastien:Laingany 'zany ramose fa.....

Bekibo:Mamafa trano ao anatin'ny 2 Volana,..

Sebastien:Ka ramose .....

Bekibo:Mamafa trano ao anatin'ny 3 Volana ialahy ry adala be ity,....
novalian'i RyAnona ny 23/10/2007 08:13
2. bellla ( 22/10/2007 07:52)
:lol::-D:lol:
3. RyAnona ( 23/10/2007 08:13)
Sebastian: tsy aleon-dRamose ve Hypôpôtame toy izay BEKIBO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9535