Liste des messages
Liste des messages, inserés par lohabe, par ordre de date
lohabe
(
11/06/2012 20:27)
navigateur eto Madagasikara
Saika mba hanontany aho hoe misy statistika momba ny navigateur fampiasan'ny malagasy ve?
Ny ao Antanananarivo hono vokatry ny krizy dia lasa kahihitra be ny cybera? Dia tsy misy Javascript sy flashp...
suite
répondu par Charoumeni le 11/06/2012 21:22
lohabe
(
18/10/2008 21:03)
joomla mootools
Efa nisy nanandrana nampiasa mootools tamin'ny joomla ve? Mandeha ny demo raha html tsotra fa raha vao ampidirina amin'ny joomla dia tsy toa tsy mety....
suite
lohabe
(
17/08/2008 04:21)
wave out mix vista dell
Hitako tamin'ny internet tany zany fa fanahy inian'ny dell mihitsy ny tsy mampandeha ny wave-out-mix amin'ny ordinateranay vaovao sasany.
Ialana amin'ny resaka pirate ihany ilay izy hono e.
Iana...
suite
répondu par lemenakely le 17/08/2008 09:02
lohabe
(
17/07/2008 04:47)
phpMyAdmin
Aza ihomehezana fa mbola tsy mahay an. :P
Aiza kay no mampiditra mot de passe rehefa manao installation phpMyAdmin. Mahazo ity erreur ity foana aho:
#1045 - Access denied for user 'root'@'loca...
suite
répondu par lohabe le 17/07/2008 20:59
lohabe
(
12/05/2008 09:38)
visual studio professionel gratuit ho an'ny mpianatra
Microsoft DreamSpark http://www.microsoft.com/Presspass/press/2008/feb08/02-18GSDPR.mspx
nanomboka tamin'ny volana febroary
mandritra ny 6 volana no afaka hitelechargena azy
Visual Studio 2005...
suite
répondu par Lek le 29/05/2008 11:11
lohabe
(
09/05/2008 23:33)
image en ligne
Tia hanamboatra site aho. Mampiasa sary be dia be ilay izy. Tsy mahita host [b]gratuit[/b] hametrahana azy anefa aho dia mieritreritra hoe en ligne no hitehirizana ny sary.
Ianareo sao dia mahafanta...
suite
répondu par lohabe le 12/05/2008 09:46
lohabe
(
08/05/2008 18:04)
iis 7
Nanandrana nampiasa IIS7 tamin'ny Vista SP1 aho. Efa nasiako Apache ilay izy talohan'ny nanaovako upgrade SP1. Talohan'ny nametrahako [b]Apache[/b] dia efa no-installe-ko ny IIS 7, fa [b]FastCGI[/b] f...
suite
répondu par lohabe le 09/05/2008 15:13
lohabe
(
23/11/2007 21:22)
karaman'ny mpampianatra
Manao ahoana daholo,
Ohatrinona any kay ny karaman'ny mpampianatra iray? Ohatra ny tia hanangana na hividy sekoly mantsy aho....
suite
répondu par pifa le 07/12/2007 16:44
lohabe
(
21/10/2007 02:45)
dinika mivantana
Raha tiana asiana dinika mivantana (chat) kay ny pejy iray dia inona no tokony ianarana?
J2EE ve?...
suite
répondu par sarobidy le 25/10/2007 14:23
lohabe
(
02/10/2007 23:48)
beloty - rami am net
Nandinika an'ilay tanjoma mamboatra beloty en ligne aho dia hitako hoe tsy mety ilay izy.
Ny antony mantsy dia afaka mitsaty any an-kafa any ny mpinamana dia tsy hay mihitsy ny parloty.
sa ahoana ho...
suite
répondu par fetrakens le 05/10/2007 09:54
lohabe
(
27/09/2007 14:23)
manala lien amin'ny sary
Mbola vao mianatra dia manontanintany eh.
dreamweaver
Raha asiana rohy amin'ny sary dia lasa misy fonony mangamanga ilay sary rehefa avy eo. Misy torohevitra ve hanalana an'iny fonony iny nefa ila...
suite
répondu par hery le 01/10/2007 13:14
lohabe
(
22/08/2007 15:44)
18,2 tsy number one fa hafa
Tsy fantatro ny titre fa misy hoe:
refrain
Slam jah tsy maintsy m o o o
Slam jah tsy maintsy m o o
Tong nad tsy maintsy m o o o
Tong nad tsy maintsy m o o
misy hoe:
manaikitra micro ilay al...
suite
répondu par SHOAN le 24/08/2007 13:05
