wave out mix vista dell

1. lohabe ( 17/08/2008 04:21)
Hitako tamin'ny internet tany zany fa fanahy inian'ny dell mihitsy ny tsy mampandeha ny wave-out-mix amin'ny ordinateranay vaovao sasany.

Ialana amin'ny resaka pirate ihany ilay izy hono e.

Ianareo ve mahita hevitra ankoatra ireto:

1- maka jack-jack dia ampifanohizina ety ivelany ny micro sy ny haut parleur

2- mi-telecharge piloten'ilay carte son avy amin'ny site hafa fa tsy dell

3- vahaolana 1 ihany fa ampiana mixeur

--------------------------------
1- izaho tsy manana jack-jack
na mividy jack-jack aza aho dia mbola tsy afaka mihira amin'ny karaoke ihany satria lasa tsisy micro indray

2- piloty amin'ny ordinatera LG no no-recomanden'ny internet tany. Faly daholo ny olona fa nandeha daholo ny an-dry zareo. Ny ahy tsy nandeha satria tsy nisy piloty 64 bit tao amin'ny LG
Piloty avy ao amin'ny intel indray no nolazain'ny hafa. Nisy 64 bit tao fa mbola tsy nandeha ihany ny ahy na izany aza

3- mixeur: mbola mandany vola ihany koa, sady ny port USB-ko efa feno dia raha mampiasa hub dia mbola vola koa izay no mihena ny puissance
2. lemenakely ( 17/08/2008 09:02)
de toute façon aloha dell marque ratsy ,tsy mbola nampiasa aho fa betsaka ny olona no mimenomenona @forum toy izany koa ny packard bell
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4749