iis 7

1. lohabe ( 08/05/2008 18:04)
Nanandrana nampiasa IIS7 tamin'ny Vista SP1 aho. Efa nasiako Apache ilay izy talohan'ny nanaovako upgrade SP1. Talohan'ny nametrahako Apache dia efa no-installe-ko ny IIS 7, fa FastCGI fotsiny no tena nilavako nanaovana ny upgrade.
Ny olako dia izao: mandeha tsara ny Apache. Rehefa configurena ny Apache dia mandeha mankany an'izay tianao atao ny localhost. Rehefa tiako ho IIS anefa no ampiasaina, ka ajanoko ny Apache dia tsy hita ny localhost. Rehefa manajanona Apache aho dia exit no ataoko, dia avy eo aho mankany amin'ny services dia ataoko stop ny apache.

Nitaditady tany amin'ny internet aho dia nahita fi-verifiena hoe mandeha ve ny IIS?

>%windir%system32inetsrvAppCmd.exe list sites

Raha ny tokony ho izy dia tokony hamoaka

SITE "Default Web Site" (id:1,bindings:HTTP/*:80:,state:Started)

fa Stopped no avoakany.

Inona kay no tokony atao?
Ny net milaza fa misy configuration tsy mety fa tsy haiko hoe aiza ilay izy.
Ny ao amin'ny C:/windows/system32/drivers/etc/hosts manao hoe:
127.0.0.1 localhost
::1 localhost
novalian'i lohabe ny 09/05/2008 15:13
2. lohabe ( 08/05/2008 18:27)
nojereko tany amin'ny Event Viewer dia misy an'ito erreur ito:

The WWW Service did not register the URL prefix http://*:80/ for site 1. The site has been disabled. The data field contains the error number.

3. lohabe ( 08/05/2008 18:29)
Ilay Jereo eto:

http://*:80/
4. ikotoleta ( 08/05/2008 21:37)
:arrow: boda ny lohabe :lol: 8) :o :D :) :? :x :roll: :?: :!: :°) :-P :-o :{ ;-)
5. lohabe ( 09/05/2008 15:13)
oeeeeeeeee
nandeha

Ilay apache mihitsy no nibahana azy fa nony nosakanana tsy hiainga amin'ny startup ny apache dia nandehany IIS.
Misaotra ihany na dia izany aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1768