beloty - rami am net

1. lohabe ( 02/10/2007 23:48)
Nandinika an'ilay tanjoma mamboatra beloty en ligne aho dia hitako hoe tsy mety ilay izy.
Ny antony mantsy dia afaka mitsaty any an-kafa any ny mpinamana dia tsy hay mihitsy ny parloty.
sa ahoana hoy nareo?

Izay kilalao misy akama rehetra dia hitako hoe tsy mety atao en ligne daholo.
novalian'i fetrakens ny 05/10/2007 09:54
2. fetrakens ( 05/10/2007 09:54)
Tsy voatery ka! rehefa kilalao de kilalao e! nefa arakaraky ny toe-tsaina ihany koa io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.277