karaman'ny mpampianatra

1. lohabe ( 23/11/2007 21:22)
Manao ahoana daholo,

Ohatrinona any kay ny karaman'ny mpampianatra iray? Ohatra ny tia hanangana na hividy sekoly mantsy aho.
novalian'i pifa ny 07/12/2007 16:44
2. soanja ( 24/11/2007 07:57)
Isan-tsokajiny ka!
Miankina amin'ilay firenena tianao hananganana na hanana ilay sekoly. Miankina koa amin'ny dingana na kilasy ampianarina: Ny mpampianatra garabola tsy hitovy velively ny any amin'ny Oniversite. Miankina koa amin'ny fahaizan'ilay mpampianatra na diploma sy ny traikefany na dia samy hampianatra mitovy lakilasy aza. Eo koa ny hoe sekoly Katolika mety lafo kokoa noho ny sekoly protestanta sns sns... Asa anefa , hazavao tsara anie dia afaka manampy ny hafa.
3. lohabe ( 06/12/2007 20:37)
Fampianarana arak'asa ka. Ankizy afaka bacc no ho ampianarina.
4. pifa ( 07/12/2007 16:44)
Aiza le oe "ANY": any zamérika sa any Nosilava sa any Kôlômbi sa Dago sa aiz'ééé! sekoly hoan'ny môna marenina sa Crêche sa Institut de form° sup sa Lycée sa in ééé!
De ôtrin kay any ny avion iray (1) za manko te hividy zato de ôlikôptera 25 de porte avion 15:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5751