phpMyAdmin

1. lohabe ( 17/07/2008 04:47)
Aza ihomehezana fa mbola tsy mahay an. :P

Aiza kay no mampiditra mot de passe rehefa manao installation phpMyAdmin. Mahazo ity erreur ity foana aho:

#1045 - Access denied for user 'root'@'localhost' (using password: NO)

Na ilay 'root' na ilay 'localhost' samy tsy izaho no nampiditra azy, ilay mot de passe moa tsy misy mazava ho azy.
novalian'i lohabe ny 17/07/2008 20:59
2. lohabe ( 17/07/2008 04:57)
aoka ihany hono hoe ilay aoka ihany :lol:
3. hery ( 17/07/2008 06:39)
:-) hita tao anaty 10 minitra
4. lohabe ( 17/07/2008 20:59)
hihihi, efa ela talohan'ny nandefasako an'io no niseho ilay olana ka. Be dia be mihitsy, fa io no tena nampikoinss ahy.
Kay ilay exemple-n'ny configuration omen-dry zareo mihitsy no tsy ampy, tsy misy user sy mot de passe.

Izaho mantsy vaovao amin'ny MySQL dia mba mikitikitika eh. Manandrana manao installation Joomla aho io, amin'ny vista 64 bit. Tsy tafa mihitsy, ASPI hono no ampiasain'ny olona, nefa ny FastCGI no tiako dia tsisy akama. :x Tsy tokony mba efa hisy tutorial 64 bit amin'izay ve, amin'izao 2008 izao eh. :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2848