Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
majesty ( 26/10/2007 06:41)
Tadiavo Jesô
sao mba misy manana ny tonon'io hira io,"Moa ny entanao ve,mila tsy ho zakanao...." Misaotra sahady:D... tohiny
novalian'i cutie ny 31/10/2007 20:58
xxx ( 26/10/2007 06:15)
Tandremo ny mividy trano toy ny TGV any Bongatsara
Te hametraka hafatra ho an'izay liana hividy trano @ fandoavana vola tsikelikely aho. jereo tsara ny contrat, ny toerana misy ilay izy, ny plan ary indrindra vola nifanarahana fa aloha mandrapahavita... tohiny
novalian'i latina ny 16/11/2007 08:20
Herimiafina ( 26/10/2007 04:05)
Stramoine!
[i]Datura stramoine.[/i][u]Underlined text[/u] http://fr.wikipedia.org/wiki/Datura_stramoine http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/6b/Illustration_Datura_stramonium0.jpg/381px-Illust... tohiny
novalian'i sarobidy ny 29/10/2007 11:33
Jeankely ( 26/10/2007 02:42)
Andriana reraka sy lohan'Andevo. Inona no tsy hitoviany?
Eo amin'ny sehatra iraisampirenena no hitondrako ny resaka fa tsy i Madagasikara irery. Ny firenena rehetra taloha dia samy nandalo ny fotoanan'ny Andriamanjaka ary misy aza firenena maro mbola manohy... tohiny
khoto ( 26/10/2007 01:00)
Fibre de carbone eto Dago?
Bonjour daholo ; Misy [u]mpanodina[/u]na [u]manamboatra[/u] (artisanale na industruel) [b]fibre de carbone ve eto Mada[/b] @izao?Mba omeo adresy sy coordonnées (tél sy email)sy ny zavatra ataony (o... tohiny
novalian'i rrand ny 14/11/2007 15:46
azamanadino1 ( 25/10/2007 22:38)
madio fo
izao de manoratra satria te ahazo ny tononkira ny dorajhoson mitondra lohateny hoe madio fo... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:34
naughtyboy ( 25/10/2007 21:50)
mpihira mpamorokira mpiangaly glita hafa noho ny hafa
asa ra efa renareo ty mpanakanto amerikana anisany lehibe taorinany jimmy hendrix @ taranja metal rock,mpanjakany metallic jason Becker http://it.youtube.com/watch?v=OFjQgDe_a0E# izy de anisany reo a... tohiny
salmo1 ( 25/10/2007 20:57)
Noana sy mangetaheta ve ianao?
Hoy i Jesus: [i]Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.[/i] Teny tao anatiny Baiboly io, ka tsara ho an'izay noana sy mangetaheta. ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/10/2007 04:21
florinatita ( 25/10/2007 20:16)
iary
ho anareo zay manana tout momba an' i iary svp mba alefaso ati @tranokalatsika ifampizarana ny kanto malagasy... tohiny
fijo ( 25/10/2007 19:53)
xxxxxx hoan'ny admin
salama aby nareo mpitantana eto. ity resaka xxx ity moa efa nisy resaka teto foana fa tsy mbola nisy fepetra noraisina momba azy.ka mba hanao sosokevitra aho. -olona lehibe sy malalatsaina isika... tohiny
rawazina ( 25/10/2007 19:23)
Gasy mihatsaravelatsihy
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3aqrm_gasy-mihatsaravelatsihy-francis-tur_fun :-D:-D:-D Mankafiza eee!!!... tohiny
novalian'i suzuki ny 14/11/2007 09:36
mercia ( 25/10/2007 19:20)
voasakan'ny pôlisy i Francis turbo
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3aqyp_voasakan-ny-polisy-francis-turbo_fun hihihihihi=))=)):-D:-D... tohiny
novalian'i richtiana ny 08/11/2007 08:22
salmo1 ( 25/10/2007 18:33)
Diso ve aho ra nanapakevitra?
Izaho nanapakevitra fa tsy ti hiaraka am-lay gasy taloha intsony, efa feno taona izy amzao. Nikarakaraiko ihany izy fa naheno vao2 aho taty aoriana de nofaranako tahakany tsy nisy. [b]Efa nangatsika... tohiny
novalian'i salmo1 ny 27/10/2007 15:03
niryna ( 25/10/2007 17:34)
Tena kivy tanteraka aho!!!!!!!
Valo mirahavavy izahay no mpiray tampo.Nanao izay nampanaovin'ireo rahavaviko ahy aho ary taty aoriana aho nanda ka lasa tsy nifampiresaka tamiko ny rahavaviko.Marary izy izao,ary samy toerana iray ih... tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 05:29
lemenakely ( 25/10/2007 15:24)
Le plus vieux métier du monde !...
Mbà manontany tena aho hoe aiza re no mety toerana tsy ahitàna andry zareo ireo e ?... tohiny
novalian'i koffman ny 05/11/2007 07:48
xxx ( 25/10/2007 13:42)
cadeau
manahoana daolo nareo o!mba mila toro hevitra kely za raha misy afaka manampy:tsy zany mantsy fa efa ho tonga zao ny annif ny malalako dia mba te amome cadeau anazy aho.ny problem dia zao,sahirana b n... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/11/2007 14:33
todisoa2 ( 25/10/2007 13:36)
Mba midera koa...
Lasa resa-be ty hoe mahay midera an'ATra ty. Ny gadona rehetra dia saika ahitana fiderana avokoa. Efa misy hatr@ hoe kilalaka evanjelika aza. Ny olana anefa dia lasa entin'ny olona maneho talenta f... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:37
rawazina ( 25/10/2007 13:25)
mijoro vavolombelona i Francis TURBO
http://www.dailymotion.com/search/malagasy/video/x3aqox_vavolombelona-francis-turbo_fun :-D=))=))... tohiny
novalian'i melody ny 29/10/2007 00:05
todisoa2 ( 25/10/2007 13:20)
hoanzay vodona tahaka...
ty mis tantara iray. Tna nisy fa ts vazivazy. 3 volana lasa izay no nisy fitiava-nitsiry t@ tovovavy iray. Ny tena mampme d lay izy toa ts tena fanta-kvt. Araky ny tantarain'ny manodidina aza dia to... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 26/11/2007 11:43
lok ( 25/10/2007 12:27)
KRISTY( RAH CKIKY°
Raha mba azonao omena ahy ny parole n'io hira io.... tohiny
novalian'i cutie ny 26/10/2007 12:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.7802