Stramoine!

1. Herimiafina ( 26/10/2007 04:05)
Datura stramoine.Underlined text
http://fr.wikipedia.org/wiki/Datura_stramoine
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/6b/Illustration_Datura_stramonium0.jpg/381px-Illustration_Datura_stramonium0.jpg

Ohatry ny tadidiko foana io zava-maniry io any Dago, maniry amin'ny sisin'arabe.
NY nahasarika ny saiko tato ho ato dia fanaon'ny olona aty ambanivohitra misy ahy aty solona rongony izy io, mampitapy mihintsy hono ny voany raha tsakoina. :-D
novalian'i sarobidy ny 29/10/2007 11:33
2. Herimiafina ( 26/10/2007 04:06)
3. diamondra27 ( 26/10/2007 04:18)
mampatahotra be zany fa tena toxik tokoa le izy an sy manapoizina zaza araky ny voalazan'i wikipedia

misaotra nampitandrina an!

aty france toa any @ herbage ngamba no ahitana azy sa afangaroko @ le karazana feuimme ataon'ny vazah salade.
Tsy tadidiko le anarany teo
4. Kwasi ( 26/10/2007 09:07)
ie, datura no fahafantaranay an'io, norarana mafy mihitsy zahay t@mbola kely tsy hikitikitika an'io fa misy poizina arak'io voalazan'i diams io
5. ikalamako ( 26/10/2007 10:43)
oay, kanefa izahay tamin'ny tsy tadidiko fa entre 7ème sy ny 5ème (flou ilay mémoire) nianatra an'io tamin'zahay mpianatr'i meran'Andohalo. Amin'ny science dia ilay ianarana ny pistil, corolle, sns, dia alaina sy hamainina ilay izy tamin'izany. Teny amin'ny tohatohabaton'i mompera izahay no nirohotra naka azy io satria nila namainina fa hapetaka anaty kahié.
6. sarobidy ( 29/10/2007 11:33)
ikalamako: 7èm kah, raha tsy diso ko ny fitadidiko :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2557