Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Kwasi ( 30/10/2007 15:47)
halloween
Fa inona no tena dikan'ity Halloween e? Taona vitsivitsy izay no nanombohana nitaritan'ny sasany azy io hankalazaina eto amintsika. Toa hetsika azahoam-bola fotsiny nefa no misy fa tsy toy ny any @ t... tohiny
novalian'i Kwasi ny 02/11/2007 14:54
xxx ( 30/10/2007 14:17)
Miseho milay @ PS3 !
http://www.youtube.com/watch?v=Enau4SKqeZY 3 ps3s [img]http://img263.imageshack.us/img263/5025/3ps3co9.gif[/img] =))=))=))=)) Valiny : http://youtube.com/watch?v=OiYq0v9IeVM 4 ps3s ... tohiny
novalian'i koffman ny 05/11/2007 08:49
xxx ( 30/10/2007 14:05)
gasy any liban, darfour, infirmières bulgares
mba lasa saina ihany aho mahita ny zava mitranga erak'izao tontolo izao, izay henoko amin'ny vaovao isan-karazany. dia nahoana loatra no avy amin-drizareo arabo silamo foana no hiavian'ny rotaka rehe... tohiny
novalian'i xxx ny 05/11/2007 10:56
xxx ( 30/10/2007 13:36)
Omeo vola ary
http://www.environmentalgraffiti.com/?p=397 [quote]Rachmat Witoelar, environmental minister of Indonesia, had recently proposed that richer nations pay Indonesia $20 per hectare to preserve the rap... tohiny
novalian'i kiadi ny 11/03/2008 07:58
kallie ( 30/10/2007 12:36)
pepsi
http://www.dailymotion.com/playlist/x21vn_julia_972_beyonce/video/x289a_britneybeyoncepinkenrique_ads... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 07:26
ari.malala ( 30/10/2007 12:30)
bn anif sasa e
zao vao hitako fa bon anif ky sasa a! d anaova fety milay b d aza adino ny gato ako, ento am 10 nov;)... tohiny
novalian'i Valala ny 08/11/2007 14:13
ALGOS ( 30/10/2007 12:13)
fangatahana Hira
Izaho mbola tsy miova an'ny Didy Alfa... tohiny
xxx ( 30/10/2007 11:32)
sms orange.mg, celtel, sy tsenagasy.com
Sao mba mahalala [b]site ahafahana mandefsa sms gratuit[/b] mankany dago ange nareo e ? Ny orange.mg sy tsenagasy manko tô misy probleme matetika. misaotra ô! Na site payant tsy mampaninona... tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2007 14:04
meva2 ( 30/10/2007 10:56)
re7 sendrasendra
Tsy dia hitako loatra izay hatao omaly dia namorina2 @ izay nisy tao antrano aho ary tena tsara ilay izy dia hozaraiko aminareo eto raha mety hahasoa. Quiche: dia izao no ao anatiny: - oignon - tom... tohiny
novalian'i meva2 ny 19/11/2007 10:07
Lantoer ( 30/10/2007 09:08)
Lalao eseky
Ho an'ny Admin, Faly ny tenako mampita ity hevitra vaovao ity izay niombonako tamin'ny mpilalao eseky vitsivitsy. Ny zava-misy tsikaritro hatramin'ny niatombohako nilalao tao dia misy Fihaonana efa ... tohiny
novalian'i Lantoer ny 31/10/2007 09:52
tsaramaso ( 30/10/2007 09:05)
Antemoro II
Kay ve ny antemoro ka kômorianina le !!!!!! hahahahaaha !!!!! http://www.madagascar-guide.com/fr/Pages/ethnies/antemoro.html ... tohiny
novalian'i mpanarivo ny 14/01/2008 23:21
collargol ( 30/10/2007 07:57)
ny nanahary variana
mba mahafinaritra io hiran ny nanahary io raha mba misy manana e ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 30/10/2007 08:38
niryna ( 30/10/2007 06:23)
Tsara ho fantatra!!Raha mahasoa anao.
Maro ny fomba handraisan'ny tsirairay ny bokin'ny Apokalypsa [b] ASA 17[/b] 20 Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray hianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr'izany zavatra... tohiny
novalian'i niryna ny 04/11/2007 05:26
darafify ( 30/10/2007 00:36)
footlozy sy scoobidoo
[img]http://www.funnyhub.com/pictures/img/global-warming-swimwear.jpg[/img]... tohiny
novalian'i xxx ny 29/11/2007 14:47
soanja ( 29/10/2007 23:54)
Ny Apendisity
Ny vermiform appendix rehefa nandinika ny anatomy n'olombeolona aho androany dia nahita fa tsy dia misy ialana azy loatra e. Zany hoe na esorina teo aza de velona foana ny olombelona sady miodina tsar... tohiny
novalian'i soanja ny 31/10/2007 15:50
rmbary ( 29/10/2007 23:00)
pleine pouvoir
aona ty t aka ny faefana reetra eto am tanana ty e mety v io sa aona? t anankarena lotra lery e sa aona? tsika nefa minn fatiny mitsy inn no tkn atao am io e ho very ty dago ty ra zao no mitohy... tohiny
novalian'i rmbary ny 31/10/2007 23:12
imaitsoanala ( 29/10/2007 21:19)
apokalipsy
aona no faitanareo an i maiol e toa manisy mafy ny FFKM mitsy ledala ankehitriny akaton' i ra8 eo njay io d lasa resaka b eo nareo v mino oe ataony fitadiavam bola ftsn ny fivavahana za ry zareo m... tohiny
kofbay ( 29/10/2007 21:02)
ny alika sy ny lalana malagasy, voaaro ve ny tompony?
toy izao no olanay, ka mety misy mpahay lalana ve afaka mamaly! dia hisaorana betsaka indrindra. vao nifindra trano izahay,eto Tana io, avo be eo h eo amin'ny 2m50 eo ny tamboho, ary mihidy foana ny v... tohiny
novalian'i kofbay ny 10/12/2007 18:06
Kwasi ( 29/10/2007 17:36)
Resaka apokalipsa ihany
Mety hifanindran-dalana @ resaka Apokalipse ihany koa ve ny fahitanareo ilay 21/12/2012 voalazan\'ny kalandrie Maya? Raha hazavaina tsotsotra dia @ io fotoana io dia hifanitsy ny tany sy ny masoand... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 22:03
ayle ( 29/10/2007 16:47)
izay mino
slt daolo mba mangataka hira fara A.;dia misaotra mialoa ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 30/10/2007 08:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4029