Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
keyoann ( 02/11/2007 23:12)
maninn no tsy reciprok mintsy l fitiavana
mba manontany tena ve nareo hoe maninn no tsy reciprok mintsy l fitiavana ndrindrindra refa le sipa no tia b?... tohiny
novalian'i keyoann ny 08/11/2007 22:34
ikaretsaka ( 02/11/2007 19:32)
Na ny misy na tsy misy
Misy resaka momban'i satana sns, abortions, sns Kiranil tatsy dia nahatonga ahy hahatadidy ity sobjektra ana teolojia ity: Is God a Creator of the Uncreated? Andriamanitra ve Mpahary ny zavatra ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2007 01:09
milay3 ( 02/11/2007 17:59)
vavaka mihambahamba
mba mila anio aho izay manana o! merci... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 05:44
dadane ( 02/11/2007 15:31)
mila vonjy i joellas
i joellas dia zaza 9 taona marary voan'ny hydrosifalie nandritra ny 5 taona izay efa natao opération in-3 izay nasiana valve gauche sy droite herin'andro lasa izay tsy nahatsiaro tena izy fa 2 andro ... tohiny
novalian'i RyAnona ny 12/11/2007 13:14
Mbilokely ( 02/11/2007 15:16)
mitady namana
Manao ahaona daholo? I Mbilokely no iantsoana ahy. Mitady namana hifampiresahana sy ho namana izaho. Manantena ny hamalianareo ahy. Vehivavy eo amin' ny 25 taona no miakatra ary lehilahy eo amin'... tohiny
novalian'i palumpe ny 12/02/2008 13:53
milay3 ( 02/11/2007 14:59)
vavaka mihambahamba
:(:roll:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 05:45
Kwasi ( 02/11/2007 12:41)
cocaine sy ny sery
Ireny mpi-snif vovoka fotsifotsy ireny ve ry zareo tsy voan'ny sery foana, sa efa zatra? Lasa tampoka manko ny saiko eto fa avy nandeha t@ lalana be vovoka aho teo dia hoatry ny lasa mievinevina izany... tohiny
novalian'i sarobidy ny 12/11/2007 15:23
salmo1 ( 02/11/2007 12:17)
Le solony mombanareo hapetraka eo amin'ny messenger
Ianareo zay manana olo-tiana, enao zay manana romantika... Samia nareo mba milaza zay ao aneritreritrareo avy, Ohatra: ''le temps me parait si long sans toi(l)'' ''t kiero mi amor(l)volviendo a... tohiny
novalian'i reve ny 14/11/2007 11:02
xxx ( 02/11/2007 11:32)
fanafarana fiarakodia avy any ivelany
Manao aôna sy ahoana ny fahitanareo ny fanondranana ny fiarakodia avy ivelany eto amintsika? Mora ve sa lafo? Ny TVA sy ny gasynet aloa v mba azoazo iany? Mba ilazao a fa sao d manaonao fôna ka mat... tohiny
novalian'i jayah1 ny 11/05/2008 06:30
booboo ( 02/11/2007 11:03)
dinika taloha
Hono ho'aho ? zay dinika efa tsy mipoitra intsony ve dia tsisy fika intsony ny hahitana azy ?... tohiny
novalian'i mbaliana ny 09/11/2007 13:16
sarobidy ( 02/11/2007 10:29)
pazzapa5 lasan'i poon
Efa misy dinika nisokatra momba an'io ve fa mitady a fa tsy mahita nefa tsy naharaka ny fandehany tao:oops:? Melsi... tohiny
novalian'i choice ny 29/11/2007 15:47
niryna ( 02/11/2007 06:15)
Fahatsiarovana ny fetin'ny maty.
Inona no ao an-tsainao rehefa miresaka izany hoe fahatsiarovana ny fetin'ny maty izany hianao? Maka olona iray izay tena tianao indrindra ka efa maty izy :cry::cry: Ny zavatra hitako aloha dia misy ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/11/2007 05:55
ari.malala ( 02/11/2007 05:22)
Mila vahaolana maika be!!!
miarahaba ny mpisera rehetra. Misy olana ngeza be tsy maintsy ahitana vahaolana hatram alahady ry reto ka mba ilàko ny soso-kevitrareo. Izao ilay cas, manana cousine izay aho, kamboty ray sy reny ... tohiny
novalian'i bazylou ny 15/11/2007 11:23
lembelo ( 01/11/2007 22:15)
Fiadanana feno no omen'i Jeso izao
Faly miarahaba. Mba mangataka ny tonon'io hira io aho raha misy manana. Raha tsy diso aho dia fihirana advantiste izy io. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 02/11/2007 13:13
fijo ( 01/11/2007 21:24)
manamasina sa miaro
ny finoana sasany dia aleony manamasina izay matin'ny sida toa izay mamporisika ny tanora hiaro ny tenany. asa raha mbolamahatsiaro tena ho eto an tany izany na efa mihevitena fa any an danitra ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2007 23:54
sakamanga ( 01/11/2007 12:35)
tsaratsodrano de mahaloeo
je souhaiterai les paroles de tsaratsodrano je vais avoir à la chanter pour le mariage de mon frère bientôt merci.... tohiny
novalian'i lanto ny 01/11/2007 12:38
kofbay ( 01/11/2007 12:22)
Ho antsika rehetra tia alika
Izaho ry zareo dia tena tia alika, ka te hifanakalo sy hifanoro hevitra aminareo izay tia alika ka manana, na tsy afaka manana, na ireo izay te hiditra amin\'izany hoe fitaizana alika! Ary koa hifano... tohiny
piste ( 01/11/2007 11:59)
Farmaciste catholique
Tato ho ato dia nahoraka ilay resaka momba ireo Farmaciste katolika izay tsy manaiky ny hivarotra ny médicaments abortifs, satria karazana fandraisana anjara sahady @ famonoan'olona(na fanalan-jaza) ... tohiny
novalian'i arnaud14 ny 23/11/2014 16:45
ronaldo09 ( 01/11/2007 11:37)
Ravalomanana:Hentitra amin’ny vahiny manimba zazavavikely
Nohararaotin’ny Filoha nampitana hafatra manodidina ny fitondrantenan’ireo vahiny sasantsasany eto amintsika ny lanonam-panokafana ny fampiofanana ireo vehivavy ho mpitarika, notanterahina teny Ia... tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 21:27
xxx ( 01/11/2007 10:14)
Fananan'ny mpivady
Mba mila hevitra aminareo aho, indrindra avy @ ireo izay mahay momba ny @ fananan'ny mpivady. Nivady 4 taona izao izahay, noho ny fitadiavana dia lasa nila ravinahitra aty am-pita aho fa izy kosa mbo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5927