fanafarana fiarakodia avy any ivelany

1. xxx ( 02/11/2007 11:32)
Manao aôna sy ahoana ny fahitanareo ny fanondranana ny fiarakodia avy ivelany eto amintsika? Mora ve sa lafo? Ny TVA sy ny gasynet aloa v mba azoazo iany?
Mba ilazao a fa sao d manaonao fôna ka maty antoka eo.
novalian'i jayah1 ny 11/05/2008 06:30
2. sarobidy ( 07/11/2007 14:29)
tsy arakaraky ny toerana iavin'le fiara ve :oops:, tsy aiko
3. deutsch007 ( 19/11/2007 09:55)
ra fiara mbola amidy aloha,d'efa esory ao antsaina ny hoe haka tombony ndrindra ra fiara avy any europe.Ra tsy hoe angaha tsy mandoa douane sy fiara omen'olona anao fotsiny fa tsy vidina.
4. sarobidy ( 22/11/2007 12:37)
ie, efa henoko zany oe europa lafo fiara be zany fa ôtran'ny hoe la réunion hono no malaza mora fiarakodia fa tsy haiko ze fahamarinany :roll:
5. zandrikely ( 03/03/2008 16:00)
io miankina am le fiara e, fa ny plaisir no tena lafo sy be surprise ,fa ra mini bus aloha mba ca va ihany , tena be no voa tam fiara kely fa ra andefa de mini bus alefa
6. azamanadino1 ( 12/03/2008 10:27)
raha te hividy automobila aty andafy ianao de lazao za fa za mahita vama mora

ZAO NY olana ny dedouanement

fa 4 4 no tena mbola azo hiafina raha ny marina
raha daba
hotazomina tsara ny manafatra aty

satria au moin piesy d'origine daholo
fa raha hoe amidy aza manantena tsy possibla efa impiry zay za no nao fa eeeeeeeeeeeeeevery vola fona
4 4 zay no afaro ary amidy
teneno za raha te hanafatra vama avy aty
7. wawa ( 27/04/2008 19:51)
ary ahona izany hoe ho ampidirin'i ra 8 gratuit indray ny utilitaire?
8. AINA77 ( 06/05/2008 14:53)
de ra mila 44 zany de firy euro no atongavany aty
9. AINA77 ( 06/05/2008 14:59)
za aoa manana feu arrière BMW , e36 NM sao de mba misy mitady fa tena tsy hitako izay ilako azy tsony fa efa lafo ny fiara e
10. jayah1 ( 11/05/2008 06:30)
zao ry reto a transitaire eto toamasina aho
so de mba hamoaka entana na fiara ianareo fa mamoaka entana mora
ok
ty ny contact hajaman007@yahoo.fr
032 02 227 57 /034 06 004 56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0902