Ravalomanana:Hentitra amin’ny vahiny manimba zazavavikely
1. ronaldo09
(
01/11/2007 11:37)
Nohararaotin’ny Filoha nampitana hafatra manodidina ny fitondrantenan’ireo vahiny sasantsasany eto amintsika ny lanonam-panokafana ny fampiofanana ireo vehivavy ho mpitarika, notanterahina teny Iavoloha nanomboka omaly.
Hentitra ny Filoham-pirenena raha nilaza fa : “tokony hody any aminy ireo vazaha tsy mihevitra afa-tsy ny hanimba ny zazavavy malagasy ». Tsy hoe: rehefa tonga hampiasa ny volany sy hanampy antsika eto, hoy izy, dia afaka hanao izay tiany hatao. Tsy ekena ihany koa, hoy ny Filoha, ireo raiamandreny maniraka ny zanany hivaro-tena na toa inona na toa inona ny fahantrana.
Eo am-pamolavolàna lalàna henjana hamaizana ny vahiny manimba zazavavikely ny fahefana mpanatanteraka, hoy izy, ary nitodika tany amin’ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena izy mba handany izany lalàna izany.
Za aloha de reveko ny passe-ndraprezy tamin'ity aiza ve rangahy ka tonga any Dago tsy hanaja lalana fa ny sipagasy indray no hataonao kilalao sy hararaotina .Aleo mihitsy tifirina ho faty ze vahiny manao izany fa tsy hampodina fotsiny .
Bravo president!!!!

novalian'i fijo ny 07/11/2007 21:27
2. sipagasy
(
01/11/2007 12:10)
tena mba tsara indray izany hevitra izany ann, tsy misy tara izany fa milay e!
mba tsara kosa ny passen'i ra rolando09 t@ ity ann:-*
mba tsara kosa ny passen'i ra rolando09 t@ ity ann:-*
3. ronaldo09
(
01/11/2007 12:31)
Za nga mba ratsy passe zany ry sipagasy !Le mpandray no ratsy reception fa ny passe masaka foana e!
4. Jeankely
(
01/11/2007 13:53)
Ny zanaka vavy dia tokony harovana satria na ny firenena aza avy @'ny RENY. Ny fahantrana no mahatonga ny olona mora simba sy lasan'ny vazaha ary mampalahelo fa misy aza ny mivelona @'ny zanany vavy omena ny vazaha. Raha lehibe tia hanambady izy zavatra hafa fa ny atao fitaovana kosa tsy mety. Ny fiainana manontolo no mahatonga anio noho izany zavatra maro mifameno vao foana izany. Ny tany manana ny mahaizy azy dia fitiavana no hiarahany @'ny vazaha na sitrapo fa ny an'ny mafy ady dia ny resaka vola ihany. Ny Raiamandreny koa no anisany fositra @'io. Mbola aiza ny firenenana hoe tsy mahazo vadiana ny zanany vavy raha tsy mivadika finoana sahala azy voalohany ary raha tratra miaraka @'ny ankizivavy avy dia voasambotra ary manao mariage. Tsy tononiko ny Firenena fa misy io ary hitako fa tsy resaka fo akory. Ny an'ny Malagasy rehefa simba ny zazavavy dia tsy harovana fa hoe tsy mahay mipetraka tsinona.
5. fijo
(
01/11/2007 22:46)
le tifirina kosa letsy tsy mety fa ny tsara dia gadraina ary tsy averina aty ivelany fa any mada no gadraina
6. LazaDaddy
(
02/11/2007 01:33)
Ravalomanana:Hentitra amin’ny vahiny manimba zazavavikelyvokatry ny fo sa dokambarotra ho an'ny vadina minisitra?
... aza valiana raha mahatohina
7. Jeankely
(
02/11/2007 03:59)
Tsy takatry ny lohanay ny resak'i LazaDaddy aloha. Tsy niteny aho hoe tsara ny ataon'ny firenena hafa ary harao fa milaza fotsiny fa MIARO NY TARANANY NY FIRENENA HAFA ary maninona no Malagasy indray no milaza fa DEDAKA raha miresaka fiaravana ny ZAZAVAVY?
8. remandilatse
(
02/11/2007 10:58)
Ravalomanana:Hentitra amin’ny vahiny manimba zazavavikely
-lava mare (loatra), ty tokony ho izy de :
Hentiitra @ izay manimba zazavavikely; tsy asia fanavaha, na vahiny na teratany, lafa manimba de manimba
-En plus tokony hajanone kea ty infidelité-ny (patricia rajerison, ony,lila,sns...)fa sady manimba ty tokatranone, no manimba tokatranon-daty hafa
bref, na manimba zazavavikely,na manimba zazalahikely, na manimba ty tokatranone, na manimba tokatranon-daty hafa mitovy iaby.
10. Tanora
(
02/11/2007 20:11)
na iza manimba inona dia tokony sazina mafy , indrindra ireo manimba zaza ,tokony tapahana ny tanana, lela,sy izay taova nanimbàna ny zaza.aza izaho no mpitondra lalàna fa..........
11. fijo
(
02/11/2007 21:39)
tsara ary ilaina le fiarrovana,fa aoka atao araka ny lalana ihany sao hioatra ny mety ka ratsy
12. sarobidy
(
06/11/2007 09:55)
9. Mpandefa : Tanora [ Valio ] 02-11-2007 21:11:46
Lohateny : Re : Ravalomanana:Hentitra amin’ny vahiny manimba zazavavikely
na iza manimba inona dia tokony sazina mafy , indrindra ireo manimba zaza ,tokony tapahana ny tanana, lela,sy izay taova nanimbàna ny zaza.aza izaho no mpitondra lalàna fa..........
Tanora : =)) :-D
13. Tanora
(
06/11/2007 15:41)
sarobidy:na vhv io na lhl akia a!indrindra ny lhl,manimba ny ho avi'nireo ankizy, moa ny lhl no namorona ny lalàna dia tokony mamorona an'io lalàna vaovao io ry zalahy,
15. ronaldo09
(
07/11/2007 09:12)
remandilatse:
Ravalomanana:Hentitra amin’ny vahiny manimba zazavavikely
-lava mare (loatra), ty tokony ho izy de :
Hentiitra @ izay manimba zazavavikely; tsy asia fanavaha, na vahiny na teratany, lafa manimba de manimba
-En plus tokony hajanone kea ty infidelité-ny (patricia rajerison, ony,lila,sns...)fa sady manimba ty tokatranone, no manimba tokatranon-daty hafa
bref, na manimba zazavavikely,na manimba zazalahikely, na manimba ty tokatranone, na manimba tokatranon-daty hafa mitovy iaby.
Fa mana porofo va koahy iha ty vale fa niarahan-dRavalo reo olo reo ,aza mba manala-baraka olona hoatry izany fa sao hanenenana ihany ry papa a!
16. fijo
(
07/11/2007 21:27)
raha ireo anarana mibaribary ireo tokoa anie no hisarotanana hosahirana ihany i remandilatsy e..