Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nirinkosoa
(
06/11/2007 13:28)
Inona no tokony atao?
ahoana no mba fahitanareo oe misy lehilahy efa manambady aman-janaka nefa tsy mety mahatsapa fôna izany?
tsy mety tamana an-trano mihitsy izy, efa atao daolo ny zavatra rehetra mety ho azonao atao...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/11/2007 01:38
Raditra
(
06/11/2007 13:10)
kalakely sy bandy kely
Manao ahoana?
Mba mila anio tonkira io aho azafady raha anananareo?
Misaotra
Raditra...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 13:30
ftma
(
06/11/2007 11:09)
anniversaire serasera 24 novembre Paris
Efa lava ihany ny dinika ary fa averina eto:
Ny anniversaire serasera izay hatao ny 24 novembre @ 21h ao @ Mon Tana 76/78 Avenue Henri Barbusse - Val de Pompadour - N6 94460 Valenton
Programa: Buff...
tohiny
novalian'i reve ny 24/11/2007 18:36
prime
(
06/11/2007 11:04)
Tia anao Andriamanitra
[i]"Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo."[/i] [b]Jaona 14:27[/b]
[color=gr...
tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2007 08:10
meva2
(
06/11/2007 09:07)
HONO HOA
bjr daholo,
Ity mba misy fanontaniana manitikitika ahy ka mba tiako hosokafana ny dinika:
Iza no mendrika kokoa ny fanjakan'ny lanitra:
- olona mino sy mahafantara an' Andriamanitra nefa dia ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 21:50
navahy
(
06/11/2007 08:32)
Ianao
Hiran'i Anyah sy Spear o mic...:D
Misaotra!...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 09:31
rapala
(
05/11/2007 21:44)
dia mahagaga ihay ireo olona avy any @ tany mandroso
miala tsiny fa @ teny vahiny e!
http://www.youtube.com/watch?v=fJuNgBkloFE&NR=1
dia ity ihany koa
http://www.youtube.com/watch?v=w_mkwB9ayK4...
tohiny
novalian'i rapala ny 08/11/2007 07:57
melody
(
05/11/2007 19:40)
tia rano
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xz45b_water-funny-accidents_fun...
tohiny
novalian'i RyAnona ny 08/11/2007 07:38
narivony
(
05/11/2007 19:08)
frantza
http://www.frantza.com/index2.php
sans commentaire!...
tohiny
novalian'i Nisa ny 20/02/2008 15:34
toakagasy
(
05/11/2007 19:05)
sens de l'humour
Ahoana kay no hanana sens de l'humour?
Ilay olana dia lazain'ny olona fa matotra be foana aho na dia resaka tokony ho vazivazy aza hono.:arrow:...
tohiny
novalian'i mirabela ny 06/11/2007 19:38
epsedo
(
05/11/2007 17:24)
iza no efa nahazo namana fa za mbola tsy nahazo mihitsy
tena mahatsiaro irery aty anaty lohasaha mangina ary feom-borokely sy akantony zavaboary no mba any namako (imagineo un peut) .Aleo aloha za hanirery fa aza voazina :oops::oops: ...
tohiny
novalian'i peta123 ny 11/01/2008 09:18
salopard
(
05/11/2007 17:18)
Ra8 hentitra @ vahiny manimba zazakely
asa-na prezida-na fokontany sy commisaire zany zokiv-valo a! mpivarotra ronono marina ise!
delazao koa fa inao raprezy dia :
-hentitra @ mamolava
-hentitra @ mpakantahaka any andakilasy
-hentitra ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/11/2007 12:04
naughtyboy
(
05/11/2007 13:57)
ony oa ahoana ny fomba fijery malagasy tsirairay aty ivelany
mba liana aho te ahafantatra ahoana no fijeriny gasy mpiray tanindrazana amiko mivahiny na monina aty andafindriaka ka asa isika rehetra,ny fomba fijeriny ny mahaizy azy sy ny mahamalagasy azy eo aniv...
tohiny
novalian'i papala ny 07/12/2007 13:14
andreasr
(
05/11/2007 12:43)
mitady tonokira
mnaona daol nareo o mba anoraty tonokirany kaimba azafady izay mahay ny hirany ry zareo dia misaotra betsaka e...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/11/2007 07:36
niryna
(
05/11/2007 06:27)
Vao maika tonga tamin'izay nilainy azy !
Misy ala-maitso mavana eo an- tokontanin'ity rangahy iray.Faly sy finaritra ery izy mijery sy mitazana azy ireo isan'andro.Misy hazo iray izay hafa indrindra mijoalajoala anefa eo am-povoan'ilay ala.M...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/11/2007 06:00
ravatorano
(
05/11/2007 05:17)
Nilatsaka ho fidiana ben'ny tananan'Antananarivo i Andry TGV
Rajoelina Andry moa no tena anarany
tompon'ny injet group izy izay itambaran'ireo orinasa mpikirakira pub ary koa ny viva izaytv ravianala taloha ary vao azony vao tsy ela akory izay rehefa tsy nahob...
tohiny
novalian'i Bol ny 06/12/2007 06:25
ravatorano
(
05/11/2007 05:06)
Lasan'ny Ajesaia izany ny tompon-dakan'i Madagasikara 2007
Araky ny notanteran'ny l'Express de madagascar azy anio maraian ity vaovao entiko eto ity fa za tsy afaka nijery an'ilay fihaonana na dia naniry mafy no ho tany aza :
Football - THB Ligue des c...
tohiny
novalian'i sitlo ny 08/11/2007 14:43
tsimiandravola
(
04/11/2007 23:43)
Monopole de l'arogance!
[quote=1 Thess5,21]Mais examinez toutes choses; retenez ce qui est bon;...
[/quote]
Saint Irénée, évêque de Lyon IIème siècle
[quote=Irenée]Unique et ascendante est la voie de tous ceux qui ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2007 00:01
ary100
(
04/11/2007 22:30)
mitady tononkira
Mba andefaso ny tonon`ilay hiran`i lolo sy ny tariny Jakarandany oe azafady eh...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 08:16
keyoann
(
04/11/2007 21:11)
fari-pahaizana tsy mitovy v manakana ny fitiavana?
Hono ho aho ry zalahy manakana anareo tsy hitia sipa ve ny fahafantaranareo hoe mahay noho ianareo le sipa?...
tohiny
novalian'i sylvoalias ny 07/12/2007 13:13
