Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Optik ( 08/11/2007 19:25)
Veloma Tôty , misaotra koa.
Maro ireo namana no efa nanoratra eto @ forum nampatsiahy an'i Zokibe Tôty nodimandry. De mbola ampiako ihany ireny rehetra ireny na dia efa miverimberina imbetsaka aza satria feno sitraka zava-bi... tohiny
novalian'i mabloo ny 09/11/2007 13:31
boubounezy ( 08/11/2007 17:57)
bonannive i kallie
tokony asina rubrika fety ny fitsi ngéranany tona mintsy eto fa misy annive fona isananjo m'sé Hery ô!:-P tsy aiko alou é!...:oops:... tohiny
novalian'i kallie ny 11/12/2007 11:01
lepetitbetsileo ( 08/11/2007 15:24)
ny hatanorana
Ahoana ny fandraisan-tsika ny hatanorana ho antsika mandalo azy @ zao fotaona izao ? Inona avy ireo zavatra maneligelina ny saina ? Ahoana ny hevitra sy ny soso-kevitra entin'ny olon-dehibe ?... tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 18:24
openday ( 08/11/2007 13:57)
ombay mitady fitiavana
ombay mitady fitiavana re ol fa resy ara pitiavana a... tohiny
novalian'i yuka ny 09/12/2007 12:13
Kwasi ( 08/11/2007 13:23)
toaka: fahavalo ve?
Raha tsy nisy ny toaka dia be no lasa adala. Soa ihany. Raha tsy nanana fahafahana hamono ny eritreriny @ toaka ny olona dia mety hisy fiantraikany @ sainy ny fitambesarana sy ny fivangongoan'ny olan... tohiny
DESCARTES ( 08/11/2007 13:02)
Fitafy mirobaroba...
Ny fomba fitafin'ny tovovavy @zao no tiako ho voizina kely eto.Iza amitsika moa ry zalahy no tsy hierika,misioka kely na somary mitelin-drora rehefa mifanena na mahita azy ireny manao:jupe 30cm,akanjo... tohiny
novalian'i xxx ny 09/11/2007 15:44
bosista ( 08/11/2007 10:23)
fa inn no tombonstoa azo avy @ fahafatesana?
mba misy mahay manazava ve ,(teny avy@ soratra masina) fa tsy finoanoanm-poana, hoe inn no tombotsoa azo avy @ fahafatesana? ny filozofiany sns...? ny biby amam-borona(izay fihinana) izao de amin'ny t... tohiny
novalian'i niryna ny 11/11/2007 05:48
milay3 ( 08/11/2007 10:14)
fenoy tompo
izay mba manana ny toniny mba mangataka azafady oh... tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/11/2007 11:34
midjoh ( 08/11/2007 09:32)
Miteniteny foana ny mpifankatia h@zay
aleo tonga dia teneniko. ra ny tena marina dia tsy mety ny miteny hoe " tiako @ FOKO manotolo ianao ry malala" satria tsy ny fo no miteraka EMOTION zany mitsy fa ny saina no mamolavola ny zavatra mitr... tohiny
novalian'i midjoh ny 27/12/2007 07:59
mpanera ( 08/11/2007 08:03)
mila vonjy e (pbl windows xp)
nampiditra cd audio t@ lecteur cdrom za za d nanjavona daholo ny îcone affiché teo @ bureau,de tsis zavatra azo idirana miitsy fa misy soratra oe restrictions veuillez contactez votre admnistrateur... tohiny
novalian'i diffordi ny 15/11/2007 10:07
ari.malala ( 08/11/2007 07:36)
Arabaina ny diosezin'Ambanja
Nahazo Eveka vaovao. Notendren'ny Papa Benoît16 ho evekan'Ambanja i Mompera Rosario Vella(tsy haiko ilay manoratra ny anarana fa miala tsiny) fantatry ny maro amin'ny anarana hoe Mompera Saro. Dia mi... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 22:58
niryna ( 08/11/2007 06:40)
Tombo-tsoa azo amin'ny fananana assurance any am-piasana?
Tsy ny rehetra akory no manana assurance any am-piasana.(na fahasalamana izany na ny retraite koa) Raha marary fotsiny izao ka tsy manana assurance amin'ny fitsaboana dia izao no vola aloha: Manadio... tohiny
novalian'i niryna ny 14/11/2007 05:58
xxx ( 08/11/2007 02:46)
Mahay manao kajikajy II
Nisy komorianina sy sinoa ary gasy niaraka. Nomena fefy mitovy halava avy izy ireo dia nasaina namefy izay velaratany lehibe indrindra. Nieritreritra aloha ilay komorianina dia avy namefy carree. D... tohiny
novalian'i koffman ny 10/11/2007 13:39
LazaDaddy ( 08/11/2007 00:07)
Olympics 2008
Voararan'ny fanjakana Sinoa tsy mahazo mitondra Baiboly ao @ village olympique 2008 ny mpanao fanatanjahantena rehetra mpandray anjara...dia tsimaintsy any ambanin'ny tany koa izany ny atleta no mator... tohiny
fijo ( 07/11/2007 22:24)
aza itako
http://www.dailymotion.com/related/2975201/video/xrm9q_100-pitie_extreme... tohiny
novalian'i mbaliana ny 08/11/2007 10:27
fijo ( 07/11/2007 22:21)
samia mandinika
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rechercher/video/x1rroh_converti-islam-christianisme_events... tohiny
novalian'i cutie ny 20/11/2007 00:28
titihh ( 07/11/2007 18:18)
Paix a ton ame Tôty !!!
Tohina bé ny fo raha naheno ny fahalasanan'ny namana isan'ny kalazalahy indrindra amin'ny mozika malagasy,tsy hahasoratra betsaka fa feno dia feno tokoa ary tena tankina tanteraka. Ny namana rehe... tohiny
novalian'i cutie ny 09/11/2007 04:54
sitlo ( 07/11/2007 17:50)
privee manimba zavatra
Ambaratonga voalohany sy faharoa no resahako. Psy kely. Ekena fa mahay noho ny mpianatry ny publique ny privee raha ny vokatra no jerena. Misy effet ratsy be any amin'ny mpianatry ny publique anef... tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 13:02
reve ( 07/11/2007 17:19)
union libre
mba misy zavatra manitikitika ahy hoa ty ry zareo a! teny tsy mety ary tsy mateza ve ny fifankatiavana ra tsy entina hatrany amin'ny mariazy ? de misokatra ny ady hevitra e!... tohiny
novalian'i tsikih ny 10/01/2008 01:20
Ylly ( 07/11/2007 14:23)
Ny fahotana.
Ao isika mba handinika kely ny atao hoe >>fahotana... tohiny
novalian'i rapala ny 10/11/2007 17:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7101