Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naughtyboy ( 11/11/2007 10:34)
asa marina ry zalah oe inona mo ny atao oe instinct
samihafa mintsy ny fisehony instinct lhl sy vhv zay iarahamahalala fa mbo tiko ho fantatra ny fijeriny hafa azy io? ny fahazaoako ny tsy mampitovy azy io zao de avy @ le hery mpiahy(noho ny toetra vo... tohiny
novalian'i KAMBANA3 ny 13/12/2007 10:42
bosista ( 11/11/2007 10:23)
mety manao diso tokoa ve Andriamanitra????
manaona daoly! mety gaga angambany ny sasany amin-tsika ,indrindra mikasika ny fanontaniana na ny loha-hevitra, zavatra roa no horesahiko hitondrana ny dinidinika: ara-baiboly: levitiskosy toko fa... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2007 23:55
bazylou ( 11/11/2007 00:33)
saly
tonga eto indray ny tary rehefa avy nanao tour du monde , sy tany amin'ny tananareo povra be!!:lol::lol:... tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2007 21:39
keyoann ( 10/11/2007 23:48)
mitady tonokiran i mahaleo
mitady ny tononkiran i Mahaleo tena fitia sy ikalaratsy ty zay manana dia mba omeo ry reto a!... tohiny
keyoann ( 10/11/2007 22:18)
inn ary zany ô!
inn ary zany ô: tranon'amalona ritra... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 14:00
zamanoro ( 10/11/2007 21:33)
Mikatroka
Inona ary izany: Mifampikatroka ny lohany ny voudiny?... tohiny
novalian'i melody ny 14/11/2007 22:02
melody ( 10/11/2007 18:52)
manja be an :)
http://www.youtube.com/watch?v=BYWatUyQNZ0... tohiny
novalian'i qdneuf ny 21/01/2008 10:54
bosista ( 10/11/2007 18:45)
vitsy ny tena mpino marina mba tsy hilazana hoe tsy misy....
Raha mamaky ny SM isika dia izao no andikan'ny baiboly ny divorce:fisaoram-mpanambadiana,misao-bady!....aza milaza intsony ny hoe kristianina tsy misaraka! misaraka ny kristianina fa fisaorana no ilaz... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 23:30
hanitraneniko ( 10/11/2007 17:16)
sereosereo
mba mangataka tonon-kira firmin sereosereo... tohiny
annissah ( 10/11/2007 15:39)
kikou ts l mond!
(l)slt in n vao2 ... tohiny
novalian'i Mymmi30 ny 29/12/2007 17:32
lo ( 10/11/2007 14:37)
voavoly ireo hazo
Dia voavoly soa amantsara ireo zanaka hazo teny Ambatofotsy. Mahafinaritra ka. Aleo ny sary no hilaza Nanainga : [img]http://img229.imageshack.us/img229/9715/anatyvamho0.jpg[/img] Tonga tany ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2007 22:34
Fody ( 10/11/2007 13:43)
Inona no atao hoe: Fitiavana?
Ny fiainana tsy misy fitiavana no antsoina hoe: afo be! Raha Kristiana izy dia hiaiky fa raha tsy misy an'Andriamanitra eo amin'ny fiainany dia tsy misy Fitiavana izany. Raha tsy mpino kosa dia hana... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2007 22:48
mzksoa ( 10/11/2007 13:03)
MIRANDRANA VE MANIMBA VOLO?
:D:D:D Salut daholo ianareo zao e, ny voloko a, matevina be, tsy tsotra fa olioly, dia nisy fotoana nato lissage tony (2 ans) izay dia lasa simba, maina oh volokatasaka reny :{ dia zao efa nihalav... tohiny
novalian'i arialy ny 12/12/2007 12:39
niryna ( 10/11/2007 12:46)
Andriamanitra dia fitiavana (God Is Love)
Ny fitiavan' Atra dia nampisehony antsika ,ary ny vokany dia ny fampiharantsika izany fitiavana izany amin'ny fitiavana ny hafa sy ny manodidina. Ry namana, andao ampiharina izany fitiavan'Atra antsi... tohiny
novalian'i ygossamer ny 11/12/2024 07:18
voa ( 10/11/2007 12:28)
Tonga aty Europe, dia aiza?
Misy orinasa mandefa ankizy aty Europe. Ahoana no fandehany ireny? Lalana mazava ve? Iza no efa manana expériance? Misy Nièce-ko kely zao niantso ahy vetivety Allemagne aho no mipetraka. Tafavoaka... tohiny
novalian'i sitlo ny 18/11/2007 03:51
bosista ( 10/11/2007 11:50)
azo atao ve ny mangataka fitahiana amin'ny maty?
araka ny finoana kristianina:afaka mitahy antsika ve ny maty? raha oh ka afaka mitahy izy ireny ,azo atao ve ny mangataka fitahiana aminy? le we mtahia fa lasa ko razana, tahio aho ry razako ...sns?... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:18
diso ( 10/11/2007 11:23)
fanohananaartista ankafizinao
bjr ,raha ianao no anontaniana,inona avy no mety atao ho fanohanana ny artista ankafizinao ,mivelatra be ny fanontaniana ka maniry aho raha mivelatra koa ny valiny ;mety manomboka amin'ny zavatra kel... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 14:52
tiamo ( 10/11/2007 10:05)
taly tsara
:-*hirany zanaka;jao;je suis fan d'eux=((... tohiny
novalian'i mignone ny 10/11/2007 11:15
ravl ( 10/11/2007 07:12)
tsy d mety ho en formme
asa ianareo raha mitovy amiko, fa herinandro aho zay no tonga eto tokyo fa oh ny tsy tena stable tsara ny vatako, l miova tany ve sa le toetrandro, mety mbola ho zatra iany ve sa de ho ohatrizany foan... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2007 20:18
yah ( 10/11/2007 04:47)
inona kay no tena tanjona?
salama dôlidôly ndray e! efa tsy takona afenina intsony ankehitriny fa maro ny atokom pinoana misy eto @tsika raha tany ampiandoana,de nisy ny afatra nataon'ny tompo hoe mandehana ianareo de ataov... tohiny
novalian'i yah ny 16/11/2007 04:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7712