Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mzksoa, milahatra araka ny daty
mzksoa ( 05/12/2007 15:44)
Manala tasy (mony) @ tarehy
:D salut [u]Feno tasy tarehiko fa nokitihina ny mony efa ho 3 taona lasa izay[/u] dia efa mba afakafaka fa hono oa e, Inona kay no :idea: azonareo omena ahy hanalana tanteraka raha mbola azo... tohiny
mzksoa ( 05/12/2007 15:19)
FANALANA TASY (mony) @VISAGE
:(:(:( Salut Feno tasy ny tarehiko fa nokitihina ny mony efa ho 3 taona lasa izay. Inona kay no toro-hevitra :idea: azonareo omena ahy hanalana na hampihenana izany:?: Tena mahamenatra mihitsy... tohiny
mzksoa ( 10/11/2007 13:03)
MIRANDRANA VE MANIMBA VOLO?
:D:D:D Salut daholo ianareo zao e, ny voloko a, matevina be, tsy tsotra fa olioly, dia nisy fotoana nato lissage tony (2 ans) izay dia lasa simba, maina oh volokatasaka reny :{ dia zao efa nihalav... tohiny
novalian'i arialy ny 12/12/2007 12:39
mzksoa ( 24/08/2006 08:53)
Tsy ampy fitia
miarahaba anareo rht mba manana olana kely re aho d mba mianagavy anareo anampy ahy tsy izany fa efa 7ans zay no niarako t@ olona 1,efa mikasa ny hivady zay @faran'ny taona fa ny olana d tsy toy ny ... tohiny
novalian'i dolby ny 28/08/2006 07:38
mzksoa ( 03/02/2006 09:10)
car la lumière qui nous unit
salut :) mba mitady tononkirany mbolatiana"CAR LA LUMIERE QUI NOUS UNIT" t@francophonie a reto an,maika be misaotra mialoha:lol:... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0272