Tsy ampy fitia
1. mzksoa
(
24/08/2006 08:53)
miarahaba anareo rht
mba manana olana kely re aho d mba mianagavy anareo anampy ahy
tsy izany fa efa 7ans zay no niarako t@ olona 1,efa mikasa ny hivady zay @faran'ny taona fa ny olana d tsy toy ny taloha intsony ny anay fa za moa somary miteny lava zay izy lay tsy milaza ny ao am-pony mihitsy,tsy haiko fa t@ 1 ihany izy no nilaza hoe tiany aho,fa zao zara ra hisy
efa mba nolazaiko an'io izy fa za mantsy mila ilazana fitiavana foana ,ka io no mampitsiky ahy.zao a a manjombon-dava,lasa saina ,mieritreritra hoe inona no hiafaranay?
zao ve vao hisaraka?
sady @ zao d 1à2 fois/mois zay vao manao rapport sexuel,inona zany fa d samy @zao,za moa mba milaza azy ihany fa d tsisy vokany
tsy tiany intsony angamba aho?,leo ahy angamba izy?
mampijaly ahy fotsiny izy satria fantany fa rhf tsy miteny izy d za malahelo,voatery mieritrteritra zay ao an-tsainy hany ka rhf miteny aho d lazainy fa tsy nieritreritran'izany hono izy
inona kay no tokony ataoko,samy mbola tanora zay,izy namonjy ahy taty,satria niteraka seule taty za ka 1 an après izy vao avy nohony visa
miandry ny rariny eto aho
misaotra mialoha

novalian'i dolby ny 28/08/2006 07:38
2. Fiffi
(
24/08/2006 09:16)
tsy kilalao ny fanambadiana ary tsarovy tsara fa natao ho mandrakizay io , indrindra raha mivoady !
Noho izany de ny zavatra hitako tena tsara indrindra angamba de maka fotoana tsara ianareo 2 manao bilan fa ny nenina hono tsy aloha hananatra fa....
Dien'izao mbola tsy vita ny raharahanareo de aleo mihintsy aloha hatao io bilan io .
Marina fa isika vhv de mila foana azontsika hatao hoe porofom-pitiavana , eny na de hoe ny fiteny hoe tiako ianao fotsiny aza .
Jereo @ zany hoe anaty 1 volana ve de in-1 na in-2 fotsiny voa mba misy firaisana ? Midika zany amiko aloha an! hoe misy zavatra tsy de halehany loatra ao !
Indrindra fa raha tsy mba misy teny mamy de ao raha zany ka haleo dinihana tsara aloha ny fandehan-javatra alohan'ny hirosoana @ zany mariazy zany.

3. kelly13
(
24/08/2006 09:39)
hozy za indray hoe sao d efa lasa routine ny anareo? ny lhl mantsy klou d tena "avare" tenim pitiavana zany, surtt ny gasy, teboky ny fahitako (mon point de vue) io an.
na kou hoe mieritreritra ilay lhl hoe tsisy surpriz tsony zany 7 taona zany, ka dia anjaranao ny manisy sira kely ny fiainanareo! ohatra hoe manova kely ny coiffure-nao enao, manova ny fomba fekanjonao, ataovy izay mety hanataitra azy, et surtt anaovy sakafo manja b lery isan'andro. courage e! :)

4. Fiffi
(
24/08/2006 09:43)
kelly13:heu...fa nahoana kosa ary no tsy maintsy isika vhv foana no tokony hanao an'ireo zavatra nolazainao ireo ? De inona zany no mba tokony hataon'le lhl ? Sady tsy manomé teny mamy no mbola ny vhv hiany no tokony hanao an'izao rehetra izao ? na de hoe tena tiana aza !
na kou hoe mieritreritra ilay lhl hoe tsisy surpriz tsony zany 7 taona zany, ka dia anjaranao ny manisy sira kely ny fiainanareo! ohatra hoe manova kely ny coiffure-nao enao, manova ny fomba fekanjonao, ataovy izay mety hanataitra azy, et surtt anaovy sakafo manja b lery isan'andro. courage e! :)
5. kelly13
(
24/08/2006 09:55)
fiffi>ka zay no mahavhv antsika ankia a! ny lhl anie ankia ka lhl iany e, rehefa tsy mahay mihetsika aminy isika d avelany eo fa lasa izy mitady vhv mahay mihetsiketsika.
6. booboo
(
24/08/2006 09:57)
Amiko tsy possible mihitsy zany hoe hitovy @ taloha zany ny raha ! loza tena loza ouz Bobone zay hihihihihi! sady tsy mandroso ange zany no tsy mihemotra fa dia miandry la mort ho avy fotsiny.
Sao dia tafalatsaka anaty routine kosa aza nareo ?
Efa maromaro ihany angamba ny couple nandalo raha tahaka anareo fa tsy insurmontable zany :-*.
Inona aby ny fika efa nataonao hanovana ny raha ? inona koa ny ankoatra zay ? inona no hitanao fa tsara ovaina, ny tsara ialana, ny tsara tohizana ?
Ohatra afaka atao zao, misintaka kely, mampi-booster morale kounkou ny mikarakara vatana ( miova coiffure, manao jolie jolie tsy toy ny mahazatra ... ), ... Miova fotsiny @ raha mahazatra dia rehefa izay dia miresaka tsara @ zayyyyy. Tsy ilay mitabataba sy mifampikritika fotsiny ireny a, fa miresaka tony tsara.

7. mzksoa
(
24/08/2006 10:00)
samy marina ireo lazainareo ireo misaotra aloha namaly e
efa miresakaminy foana aho anie e hoe inona no tsy ampy na tsy mety atraoko d miezaka manao ,fa izy tsy mba manao mihitsy zay mba andrasako aminy,
mikasa ny hitady lhl hafa a hanalana azy avy hita @zay zay ataony fa efa leo a e,tena tiako izy sady tsy mbola nampirafy azy a fa zao toa izany sisa no fanafodiny
tsy mahasaky miresaka @ havana a na namana fandrao mampisy resaka ka eto aminareo no mba hamborahako izao rht izao
efa niteny taminy anie a vao hainga zay hoe tsy te hanambady afa aleo rhf vita d vita fa iza koa no handany vola eo(divorce)
izy tsy mba manome rose zany h@zay niarahanay oa na cado madinidinika
rhf mba te hanoroka azy eny imason'olona a d tezitra izy fa tsy fanaovana izany hono aty,oh zany
za mantsy somary sahisahy zay,ka indray2 te hanao firaisana @ toerana original é d mbola toy ny teo aloha ihany:evil:mampisy devoly olona fotsiny

8. booboo
(
24/08/2006 10:00)
kelly13 > hihihihi mitovy hevitra tsika fa ny anao lasa aloha ny teboky ny fahitanao.
Fiffi > rehefa mihenjan-droa ny tady dia ho tapaka ny farany, dônky tsy maintsy alefitra ny bout iray. tsara hono ny roa noho iray fa raha mangatsiaka misy manafana ary raha lavo misy manarina

9. mzksoa
(
24/08/2006 10:06)
tena kivy tanteraka aho
ny lazainy amiko d hoe manaova pozy toy ny tany dago(short,tee-shirt d jupe sy kiraro rhf alahady)fa io no itiavany ahy
nefa anie efa aty @ tany mandroso v d mbola anao pozy oh zany?
sady za anie tsy hoe mizesta b fa jean toy ny olon-drehetra e
efa im-piry re zay no nanao bilan fa tsy hitako 3 jours d mianjera rhf mitomany indray aho e
vao niala vao maraina tao an-trano a zao anio fa tena leo be,tsy mieritreritra ny hody a raha tsy alim-be,zay no fanaoko rhf malahelo(efa fantany io)

10. booboo
(
24/08/2006 10:23)
euh...zaho mi-conseiller hoe andramo, na dia ho une journée fotsiny aza, ny miakanjo tsy tahaka ny fahazaranao fa @ ilay tianao na dia hitanao fa mi-geste bee loatra aza. Sady mety hahazo compliment ( hihihihi @ lay mety andrasanao aminy ) ianao no hahatsara ny moral-nao ny mahita anao anaty fitaratra avy teo :wink:. Dia mbola ampiako koa aza hoe raha te-ho any @ coiffure dia ndana fa mahatsara morale koa ny mieritreritra hoe " on prend soin de moi" miampy ny tête-nao vao maika joli joli mivoaka avy tao :-*
11. mzksoa
(
24/08/2006 10:31)
misaotra ano booboo
manao coiffure ve?vita brushing tsara foana ny voloko zandriko manao azy
ny fitafy indray moa d miezaka mano toy ireo mitovy taona amiko a eoh(jean+talon+tee-shirt manara tena asiana ceinture)
ny mety ho indro angamba d ny hoe tsy tia manao maquillage ,rhf mba manao d kianiny ndray koa inona,
a sady efa ho 1an zao no feno boutons(mony) be za,tena ratsy e,ka io no mahakivy a,efa tany @ dermato a,tsisy vokany,efa misotro tambavy,manao zao lazain'olo rht zao e,fa ééé
z&ny rht izany angamba no tsy itiavany ahy intsony

12. booboo
(
24/08/2006 10:38)
dia raha izany dia inona no mbola tsy natao zany ? ankoatra ny hampirafy azy hihihihihihi. Tokony ho hitanao tany @ bilan nataonao ange hoe inona no tsy ampy, inona no tokony hatsaraina, inona no tokony hialana et tout et tout. non ?
13. jajaf401
(
24/08/2006 10:42)
Olana toy ny olana rehetra zany ry mzksoa an, ka ny mi-surmonte no vahaolana;
Misy hoy enao ny critères tedaviny, dia zay no ezahina, tsy hoe mandrakariva kosa fa ts-1 1 fotsiny mba hamerenana ny eritreriny,
Ary ny fitiavana dia mitovy zany doly, zany hoe miha-lefy, anjaranao no manafana hoy ranamana iray etsy ambony,
Ary efa endrika hafa no point fort ahafanana mi-lancer azy refa mandeha 7 taona zany fa tsy mitovy t@ ilay enao mbola demoazely kely intsony,
Fa refa taitairinao @ hoe je t'm izy dia ho resy lahatra foana na oviana na oviana, fa ny eo aminy in-1 mba jerevo tsara fa sao de mba misy manery (pression) azy manokana na eo @ fiainana na eo @ fiaraha-monina na eo @ asany manokana de tsy zakany en synergie intsony ny h-gerer ilay zavatra!
teboky ny fahitako moa zay !

14. mzksoa
(
24/08/2006 10:51)
mahatsiaro reo novakiako t@ boky maro2 a ny @ fitiavana,mamonjy bibliothèque matetika a mantsy any mba manala azy sady mitady toro-hevitra
merci aloha e
scientifiquement a ,rhf manao rapport d misy hormones manome plaisir rhf vita ny natao,ka mampahazo aina be io,
angamba na vizana aza ,tsy tsara koko ve ny matory avy nanao firaisana toyzay tsy manao mits.
ny tiako lazaina d hoe, tena mampahazo aina ny fanaovana ka tsy aleo ary ve manao?

15. ramialy
(
24/08/2006 10:55)
mzkosa:tsy misy tsara ohatra ny naturel, aza manakivy tena koa na dia izany aza e. Miombon-kevitra @ booboo aho hoe aleo misintaka kely maka saina dia avieo hitanao eo ihany rehefa afaka miresaka tsara ianareo aorian'izay. Mahereza e
ny mety ho indro angamba d ny hoe tsy tia manao maquillage ,rhf mba manao d kianiny ndray koa inona,
a sady efa ho 1an zao no feno boutons(mony) be za,tena ratsy e,ka io no mahakivy a,efa tany @ dermato a,tsisy vokany,efa misotro tambavy,manao zao lazain'olo rht zao e,fa ééé
z&ny rht izany angamba no tsy itiavany ahy intsony
16. kelly13
(
24/08/2006 10:58)
aiza kosa d hoe ampirafy e! booboo kou mampimé, hihihi!! ary raha tratrany eo d aôna no ande hatao indray?
ny zvt hafa azonareo atao kou ange d mitady oul nareo mitaiza ny zaza klou d lasa ianareo manao volan-tantely kely d any ianareo manao bilan! mangalà une semaine iray ou plus s'il le faut! fa assurer-o tsara klou hoe iza no hitazona ny zaza! satria nareo 2 kou ange mety samy rempotra @ asa etc... e, dia tsy d manana fotoana firy hifampikarakarana! aza adino ny manao manjamanja kokou noho ny d'habitude. ny dessous affriolants kou tsy adino an, hihihi!!! courage fôna ankia a!

17. booboo
(
24/08/2006 11:02)
scientifiquement a ,rhf manao rapport d misy hormones manome plaisir rhf vita ny natao,ka mampahazo aina be io,
angamba na vizana aza ,tsy tsara koko ve ny matory avy nanao firaisana toyzay tsy manao mits.
ny tiako lazaina d hoe, tena mampahazo aina ny fanaovana ka tsy aleo ary ve manao?
ho ho ho ohatra misy fofompofona forcing sa chantage zany ny fandraisako an'io hevitrao io. Na mampahazo aina aza rehefa tsy ao ilay envie dia tsy hisy zizi velona mihitsy eo
18. mzksoa
(
24/08/2006 11:16)
[misaotra akia kely a
itanareo,efa nisy fotoana mantsy tsy niasany t@1,sarotra ny ùmahita aty @nay, d efa nisy nampiady t@zay,d nahazo cdi izy fa à 60kms misy anay,sady @ resto ka matetika tsy nody fa matory @ naman 1 */sem na rhf congé 2jours d mody,nampalahelo a izy satria ampijaliany chefony nefa miasa tsara,alikaindreo mits aza,d niala izy vao 3mois zay
ka ny hitako aloha d hoe manana complex izy @ izy tsy miasa io,ka za mantsy zao vakans fa mandray vola feno foana depuis juillet
ka vao nahita asa izy t@ sem teo miara miasa @ dadako
fa ny tsapako koa a
d rhf miantso ny havany any dago izy vao faly
fa isan'andro moto-dava(tsy miteny mitsy)zay no interprétationko aloha fa tsy izany mantsy fa izy rery no aty ka mbola tsy nanao vakans tany dago izy hatrizay niaviany fa ny ahy mantsy efa eto daholo,miray tanana aminay