Tsy ampy fitia
21. booboo
(
24/08/2006 11:54)
mzksoa > hihihihi satria tsinona ohatra atao ankilabao ilay tsy fetezany hanao fa hanaovana chantage oe ataovy fa mampahazo aina io nefa ilay iraika fotsiny no te hanao zay hihihihihi.
Raha zany ndray dia azoko tsara raha tsy te hi-crac crac boum boum aminao izy. Sady raha terrible no niainany t@ asany dia azoko koa raha mahasosotra ndraindray fihetsiny sns. Ndana hôa misintaka kely en amoreux nareo mitsam dia aza asiana resaka mankarary an-doha any fa mi-se détendre saina, fo sy fanahy atao any

24. harry5
(
24/08/2006 13:28)
mampalahelo enao zany ,amiko aloha de izao ;mon point de vue , l amour il y deux coté :1 -coté perdan
2-coté gagnant c a dire t es au coté perdan et c toi qui te met a cette place ,mais une chose et sur il y a quelque chose qui bloque entre vous, et tout ce que tu as dit c deja une alarme ,que bientot ,tout vas s ecrouler, si vous trouve pas la solution moi je ne sais pas quoi exa le blem mais deux fois on ignore aussi notre petit erreur qui ne plai pas a l autre ,conseille ne lui colle pas trop et lais le venir vers toi ,il faut que tu es forte et courage car aimer quelqu un c pas facile

26. patrick2002
(
24/08/2006 15:00)
raha mandinika an'ilay resaka izaho dia hitako fa hitanao ihany ilay bleme ,dia ilery izany mitady hi-deprime satria tsy mandeha ny asa, ka izay no mahatonga azy hanao an'io, ampifalifalio foana ilery ,nefa tsy voatery @ alalan'ny sex,misy tokoa mantsy lehilahy tsy dia tiany loatra raha ny vehivavy no mitarika azy @ alalan'ny rapport vao maika lasa saina izy hoe ,vicieuse be izany vadiko izany, marina ity hoy izy raha anahy rery ,vao maika manimba ny sainy, raha izay no mahafinaritra azy no miantso ny havany any dago ,dia miombona hafaliana @ ,manotany manao ahoana ry zareo any dago any sns dia izay fa mahereza...
28. pissoa
(
24/08/2006 16:38)
Ny tenin'i Patrick2002 henoina ;)
patrick2002:
raha mandinika an'ilay resaka izaho dia hitako fa hitanao ihany ilay bleme ,dia ilery izany mitady hi-deprime satria tsy mandeha ny asa, ka izay no mahatonga azy hanao an'io, ampifalifalio foana ilery ,nefa tsy voatery @ alalan'ny sex,misy tokoa mantsy lehilahy tsy dia tiany loatra raha ny vehivavy no mitarika azy @ alalan'ny rapport vao maika lasa saina izy hoe ,vicieuse be izany vadiko izany, marina ity hoy izy raha anahy rery ,vao maika manimba ny sainy, raha izay no mahafinaritra azy no miantso ny havany any dago ,dia miombona hafaliana @ ,manotany manao ahoana ry zareo any dago any sns dia izay fa mahereza...
29. miandry
(
25/08/2006 08:36)
Ra tena vonona hanambady anao izy d tsy d inoako fa tsisy blM fa misoroka fotsiny mba tsy ho toy ny afo-mololo lé fitiavanareo ka @1 fotsiny no midedaka b eh!
30. dolby
(
28/08/2006 07:38)
Resaka olana hafa mihitsy ny azy fa mety tsy resa-pitiviana loatra. Ny tazana anefa dia (araka ny fihetsiny aminao) dia ohatran'ny hoe tsy fantatrao ny olana mahazo azy. Ezaho fantarina hoe inona marina no mahazo azy, raha rehefa miantso any dago dia faly, sao dia mandondona azy be ny fianakavianao aty (dadanao ohatra) ?
Ezaho hiainana na fantaro ny zava-mahazo azy dia manaraka ho azy ny ambiny.
Mahereza