Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ketrika1 ( 14/11/2007 16:13)
MITADY BOKY MOMBA NY COIFFURE
Slm daholo! Raha mba misy olona re mba afaka manoro ahy ny mety ahitako boky momba ny coiffure. Za de olona vao avy nahavita fianarana momba ny t@ école professonnel iray ka te hampitombo ny fahala... tohiny
novalian'i cielbleu ny 28/11/2007 09:08
suzuki ( 14/11/2007 09:50)
lasan TIM ny tanàna
ao r'zareo ty tany anjakan'olotokana ity. efa miomana ando hetra isandà rzalà. ny kso snelika ko zao efa hoandoavanlà hetra. ok e!!! D korazy e!!!, zany nfiainana... tohiny
novalian'i teamryan ny 22/11/2007 16:26
suzuki ( 14/11/2007 09:45)
vevavy mampifila
fa manin nvevavy reny no mapfilafila e!!!, sady refa kobony zay elà hoe taraiky aminy tena atony mtapy mits.... tohiny
novalian'i ainaheri ny 03/02/2008 09:31
suzuki ( 14/11/2007 09:21)
afatra
omeo mahaleo "ikalaratsy" (tononkira na mp3) ... tohiny
novalian'i suzuki ny 19/11/2007 09:56
boubounezy ( 14/11/2007 08:04)
mba ampio zé afaka
efa nataoko teto iany ty dinika ty fa magaga tsy teto ndray dé averiko aona ny fomba fampidirata vidéos ato @ dinika MASOSOTRA B LA MANINN REFA MIDITRA SERA2 ZA DE TSY MAINTSY MANORATRA PS S... tohiny
astnA ( 14/11/2007 07:53)
mahatsiaro anao-shym et B.O.parapaingo
(l):P c trop cool cette chanson ... tohiny
novalian'i mandrak ny 14/11/2007 11:06
niryna ( 14/11/2007 06:50)
Toy ny voromahery !!!
[b]Toy ny voromahery manaitra ny ao amin'ny akaniny Ka manidintsidina eo ambonin'ny zanany, Dia toy izany no namelarany ny elany sy nandraisany azy Ary nitondrany azy teo ambonin'ny elany[/b]Deot 32:1... tohiny
novalian'i niryna ny 19/11/2007 06:55
soanja ( 14/11/2007 05:38)
fandrahoana sakafo asiana zavatra
Mahagaga ahy tany MADA taloha fa indraindray refa mahandro iny ny olona sasany hitako de asiany sotrovy ao anaty sakafo andrahoany na saribao na zavatra tahak'izany. Inona hono no mahatonga azireo hah... tohiny
velonantoandro ( 14/11/2007 00:32)
Teny indonesia
Tia kolontsaina ve ianao.Ny fitenenana indonesia dia ahitana fiandohan'ny tenintsika maro mihitsy.Ka ndeha hifampizara izany raha tianao. Ohatra hoe Maty=mati Masoandro=matahari makan=mihinana h... tohiny
fijo ( 14/11/2007 00:21)
lasa izy e
http://www.dailymotion.com/bookmarks/AlainRa/video/x2nj9g_toty_music... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2007 20:12
tsimiandravola ( 13/11/2007 23:45)
Aiza ihany izy ity ê?
I Matio milaza fa i Jesoa dia taranak'i Davida avy amin'i Salomona.Nefa i Lioka avy amin'i Natana. Io Natana io nefa dia zanaka faha-3 n'i Davida.I Salomona kosa zanaka faha-4.Ambonin'izany dia tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:23
tezitra ( 13/11/2007 18:52)
LIBEREZ L'ARCHE DE ZOE TOUT DE SUITE
Avant d’être malgache, français, tchadien, africain, nous sommes avant tout des êtres humains, ce qui leurs arrive, nous concerne tous, et trois choses doivent être dits : [b]1) ce ne sont pa... tohiny
bitrokel ( 13/11/2007 18:27)
tchat
Hono ho aho ry zareo,?????? fa nahoana ho aho izaho no tsy tia mitsaty izany e! betsaka ny namana maniry ny te hi tchat amiko fa izaho tsy manana fahazotoana mihitsy ny amin'izany... inona no ten... tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/11/2007 11:09
piste ( 13/11/2007 18:14)
Mivoatra ve ny fahazoan'ny Kristianina ny Soratra Masina
Dia izay izany ko, fa miandry ny hevitrareo.... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:25
xxx ( 13/11/2007 17:30)
fividianana ankanjo bevoka
aiza kay nop misy mivarotra ireny pataloha na akanjo bevoka ireny... tohiny
novalian'i arialy ny 12/12/2007 12:27
jayah1 ( 13/11/2007 14:14)
TRANSIT
raha hamoaka na hampiditra ny entanaao na ny fiaranao any @ port Toamasina dia antsoy ny 00 261 32 02 227 57 na 032 02 227 57 na manorata @ hajaman007@yahoo.fr na manorata amikoe fa ho vita aingana sy... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/11/2007 14:21
DESCARTES ( 13/11/2007 14:04)
Mbola matory ny fitiavana...
Misy lafiny mampitombian an'io ve ry zalah a?Za ndraindray ôtran'ny tonga saina ihany hoe sôd mbola matory ary ny fitiavana ao anatiko ao?In2 zô no nisy jôba niaraka tamiko fa 3 volana teo ra ela ... tohiny
novalian'i fetrakens ny 07/01/2008 05:58
ronaldo09 ( 13/11/2007 12:11)
Gasy voalohany ve raha handala ny fihavanana?
Malaza dia malaza mihitsy isika malagasy raha resaka fihavanana ,ary tsy ao Dago ihany fa eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena mihitsy no malaza fa tia fihavanana ny gasy!Vaotsy ela akory nisy mpamp... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2007 21:27
salopard ( 13/11/2007 12:03)
Madagascar: ny ao ambadikin'ny fandroahana KOMORIANINA
Sahala @ nankanan'i zoki VALO ny marché -na- vary ny gôna-n'Antsihanaka, dia resaka marché koa ny ao ambadikin'ny fandroahana komorianina, pkoi? -ny marché na môsakiky ny abdou ao mahabibo ... tohiny
ronaldo09 ( 13/11/2007 11:39)
Ary mba misy ve ny vehivavy mpidaroka ny vadiny?
Fa hono hoy aho ,eo amin'ny fiaraha-monina misy vehivavy ve midaroka ny vadiny ,zany hoe ny hery tsy mitovy no asiako resaka eto a!Za aloha mbola tsy nahita e!... tohiny
novalian'i slym ny 12/12/2007 07:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.841