Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ronaldo09 ( 16/11/2007 10:28)
Ravalomanana:asa fa tsy kabary!
Ny Alakamisy, raha nitsidika tampoka ny Faritra Atsinanana any Toamasina sy ny Faritra Diana any Antsiranana ny Filoham-pirenena dia nanambara fa hisy fanavaozana ao amin’ny Minisiteran’ny Fiarov... suite
répondu par Jeankely le 22/11/2007 13:39
ronaldo09 ( 16/11/2007 10:24)
Te ho lasa mpilalao mendriky ny taona 2008 i Robinho!
Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho! Nandritra ny valandresaka natao... suite
ronaldo09 ( 16/11/2007 10:19)
Te ho lasa mpilalao mendriky ny taona 2008 i Robinho!
Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho! Nandritra ny valandresaka natao... suite
répondu par NathanScott le 28/11/2007 00:26
salmo1 ( 16/11/2007 10:16)
Maillot
Mitady maillot miisa 20 za ty, zany oe mbola hovidina. Mba mangataka hevitra amnareo fotsiny za oe: inn no loko tena tsara indrindra:?: ;-)... suite
répondu par NathanScott le 28/11/2007 00:23
salmo1 ( 16/11/2007 10:09)
tena kôzy ve ty vazo ty ry zalahy??
http://www.dailymotion.com/relevance/search/unik+-+cherie/video/x26ncb_unik-cherie_music :@... suite
répondu par keyoann le 16/11/2007 23:17
endrika01 ( 16/11/2007 09:58)
MOA VE MANANA ZO HAMONO NA HANDRAHONA NY TOMPOM-BADY?
Raha misy olona roa voalaza mazava fa mifankatia,na mpivady .Ka mahafantatra ny iray amin\'izy roa fa manana olon-tiana hafa (2eme bureau)akoatr\'azy lay olon-tiny,asa ?Mety efa olona notiavin\'ilay m... suite
majesty ( 16/11/2007 08:55)
Maizin-tsaina marina ve ny Kristiana ry Tsimiandravola?
Indramiko kely ny fomba fitarihan'i Tsimiandravola loha-hevitra.Rehefa fotorana ny fehin-kevitra entiny mantsy dia miafara foana ny amin'ny hoe "Maizin-tsaina,voazanaka ara-tsaina,tsy mivelatra ny Kri... suite
répondu par ikaretsaka le 28/11/2007 18:47
jamarc ( 16/11/2007 08:18)
valo ambafollo,roha
:-P... suite
baribarita ( 16/11/2007 07:35)
"tsy afaka" tononkira SAMOELA
mba omeo tononkiran'i Samoela reto raha misy any a!... suite
soanja ( 16/11/2007 07:10)
Ny Vary
Ny vary dia foto-tsakafon'ny Malagasy. Mba misy afaka manome ahy hevitra ve ny momban'io zavamaniry io amintsika Malagasy ankoatran'ny mahasakafo azy na mahasakafo azy. Inona avy ny sarinteny ti... suite
répondu par soanja le 17/11/2007 04:54
lepetitbetsileo ( 16/11/2007 05:55)
marina ve ?
Tena mba mandaitra ve ireny anatra ataon'ny olona @ télé ireny raha ampiharina @ fiainana ? Sy ny @ hira hiraina ireny koa.... suite
répondu par DESCARTES le 22/11/2007 12:35
niryna ( 16/11/2007 04:28)
Ireo karazana vorona azo hitarafana ny toetra kristiana!!
Maro hono ny karazana vorona izay azo tarafana ny toetran'ny kristiana. [b]Magpie[/b] http://www.cs.vu.nl/~kielmann/magpie-photo.jpg Vorona kely mazoto sy mavitrika kanefa tia ady. Mitovy ny kr... suite
répondu par niryna le 23/11/2007 06:23
fijo ( 15/11/2007 23:38)
katolika????
tsy henjika katolika ity fa aleo dia tsorina mialoha.fa filana famaritana bebekokoa. nisy teny somary mavesatra be tatsy ambadika tatsy hoe"raha tsy hainao akory ny teny nanoratana ny baiboly aza .... suite
répondu par fijo le 23/11/2007 23:27
salmo1 ( 15/11/2007 22:19)
Hiram-pivavahana ity sa hiran'izao tontolo izao????
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+ainga/video/x35n3r_ny-ainga-ainga-vetsom-bavaka_music Sady ritme, no tonony, no feony... ... suite
répondu par fijo le 16/11/2007 23:16
diana ( 15/11/2007 19:29)
Mila fanazavana
Nisy namana, nitondra ny anarana oe steev ny pseudo tsy hitako intsony nefa mbola message ao amin'ny boite aux lettres-ko. Afaka mahazo fanazavana ve? ... suite
répondu par sarobidy le 19/11/2007 10:54
bonbongasy ( 15/11/2007 19:08)
tsy ahitana namana firy eto @ tetikasa sy vinavina
toa tsy ahitana namana firy izany eto @ dinika tetikasa sy vinavina e! asa inona no antony? Tsy misy maha pinamana ve ny milieu professionnel sa isika namana no mbola variana any @ zavatra hafa? Eri... suite
répondu par mpisotrtoaka le 09/01/2015 04:55
xxx ( 15/11/2007 18:15)
lhl
lhl ba manao aona no tena lhl tsara ary maptehotia indrindra any vhv?... suite
répondu par soanja le 17/11/2007 04:39
asombola ( 15/11/2007 15:26)
vaovao eto @serasera dia aiza ny namana e!
haodi o! dia manahoana aloha. tsi izani fa zao, tonga ati @tanim-bazaha ati! mbola hafa foana anefa ni gasi ... dia serasera hono no tena mampiserasera dia tonga eto izani. dia aiza hono ianareo? men... suite
répondu par harimi le 24/07/2008 13:54
bitrokel ( 15/11/2007 15:10)
fidedahana...(dedaka)
Aminao.... toetra ratsy ve ny fidedahana???? afaka hialàna ve izy io...? mety hanimba ny fiaraha-monina amin'ny olona manoddidina azy ve??? satria amiko manokana, io toetra io raha tafahoatra loah... suite
répondu par niryna le 26/11/2007 06:06
tsirikely ( 15/11/2007 14:27)
TONONKIRA
Mahoana tompoko, Afaka mahazo ny toninkira manaraka ireto ve: -Ny Ainga : Te hamangy (Izay no hirany voalohany) -Nono : lay masoandro Misaotra mialoha.... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8273