katolika????
1. fijo
(
15/11/2007 23:38)
tsy henjika katolika ity fa aleo dia tsorina mialoha.fa filana famaritana bebekokoa.
nisy teny somary mavesatra be tatsy ambadika tatsy hoe"raha tsy hainao akory ny teny nanoratana ny baiboly aza ....."
koa ity ny fanontaniana.
ny katolika mahay teny jiosy sy grika ary hebreo ihany ve no tena izy,fa ireo mpamaky baiboly gasy fopla?????
nisy zavatra naseoko momba ny papa koa mantsy dia hoe i hery.hain'ny katolika ireo.nefa resaka nifanaovako tamina katolika no nahatonga ahy nitady ny fisian'ireo satria dia tena totohondry sisa tsy azoko raha nilaza ireo aho.
ka inona ihany ny tena katolika????fa toa msy katolika maharaka,de misy katolika tsy maharaka

novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:27
2. ikaretsaka
(
15/11/2007 23:57)
NY dikan'ny hoe katoliak dia hoe "izy rehetra" =Universal!
anisan'ny Maha katolika ny katolika dia izy tsy mionona @ efa fantatra fa manadihady lalandava, tsy manao ny hoe hatreto ihany no tiako sy metimety amiko (dia miborne tena eo) fa tadiavina aby ny antony, mitrandraka foana foana ...
izay no antony hianarana ireny teny ireny... hitadiavana sy hanampy hahazo ireo, ho an'izay liana!
Raha nanadihady tsara ny momban'ny katolika manontany zavatra ato ialahy na @ fiainana andavan'andro ialahy, na anontanian'ialahy ry zareo dia tsy mifefy amin-javatra 1: mahalana (mba ilazana hoe saika tsy misy) ialahy ohatra no misy hoe "satria ho'zy ny baiboly hoe (dia tanisaina kely eo) " dia izay fotsiny" ! fa au moins ialahy mahita arguments bedebeee mihitsy!
Izy koa anefa tsy mianona @ hoe satria ho'zy mompera hoe na ho'zy ny papa hoe, fa mijery izy hoe fa maninona no nahatonga an'io ho voarara na lasa izao!
Ary rehefa tsy mahay izy dia manontany! rehefa hainy ny anontanian'ialahy dia manazava arak'iny hainy iny izy!
@ katolika ihany ialahy no matetika mahita olona dia manao hoe hono ho a ka tapatapak'ahitra no tohiny !
fa tsy hoe misy mamaly dia voaborka hoe satria ho'zy ny baiboly!

3. ikaretsaka
(
16/11/2007 00:00)
biblika izy fa tsy mifototra @ izay fotsiny, satria na i baiboly io aza dia boky maromaro tao @ tahirim-bokiny ange no nangalana dia natambatra .... vokatr'io "tapatapak'ahitra" (kaonsily ) io!
resaka theologic mbola lava beee fa en general io

4. fijo
(
16/11/2007 00:02)
hevitr'ialahy izay.
fa moa ve ny katolika "fototra"le mpivavaka alahady ireny mba misaina toa izay koa???

6. niryna
(
16/11/2007 01:37)
ikaretsaka:
NY dikan'ny hoe katoliak dia hoe "izy rehetra" =Universal!
anisan'ny Maha katolika ny katolika dia izy tsy mionona @ efa fantatra fa manadihady lalandava, tsy manao ny hoe hatreto ihany no tiako sy metimety amiko (dia miborne tena eo) fa tadiavina aby ny antony, mitrandraka foana foana ...
izay no antony hianarana ireny teny ireny... hitadiavana sy hanampy hahazo ireo, ho an'izay liana!
Raha nanadihady tsara ny momban'ny katolika manontany zavatra ato ialahy na @ fiainana andavan'andro ialahy, na anontanian'ialahy ry zareo dia tsy mifefy amin-javatra 1: mahalana (mba ilazana hoe saika tsy misy) ialahy ohatra no misy hoe "satria ho'zy ny baiboly hoe (dia tanisaina kely eo) " dia izay fotsiny" ! fa au moins ialahy mahita arguments bedebeee mihitsy!
Izy koa anefa tsy mianona @ hoe satria ho'zy mompera hoe na ho'zy ny papa hoe, fa mijery izy hoe fa maninona no nahatonga an'io ho voarara na lasa izao!
Ary rehefa tsy mahay izy dia manontany! rehefa hainy ny anontanian'ialahy dia manazava arak'iny hainy iny izy!
@ katolika ihany ialahy no matetika mahita olona dia manao hoe hono ho a ka tapatapak'ahitra no tohiny !
fa tsy hoe misy mamaly dia voaborka hoe satria ho'zy ny baiboly!
Ka eo amin'ilay ataon'ny olona no tena mahavariana anao fa tsy izay ahazoan'ny rehetra famonjena kou.
Dia mba taritonao indray ary ny olona mba ahazo hery raha izany e.
Sarotra ny fiainana,mila hery ny olona,mila an'Atra ihany koa isika mba hianteherana sy hanampy amin'ny fiainana.Ka hatramin'izao aloha izay miresaka fivavahana,ika no tokony hanampy fa tsy hitsongoloka ilay olona.Efa hoe samy nahazo fahasoavana ny tsirairay ,izay nomeny ahy sy anao ka tsy ho zarainao amin'ireo mangetaheta dia ho very sy hendahina amiko na aminao. Ny dikany Fitiavana no tena zava-dehibe,fitiavana koa izany no tokony atolotra ny olona,omena hery ny rehetra fa tsy izay tonga dia pohana sy kianina foana.Mikomy ny fanahin'izay mangetaheta raha izany satria tsy hitovy hevitra aminao daholo akory ny olona.:D
8. ikaretsaka
(
16/11/2007 02:48)
ka fomba hahazoana famonjena ny anaovana an'io... azon'i niryna? !
mba hampitsiry kokoa izya fahazoana famonjena izay

Arrupe:
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it,are asleep.
They're born asleep, they live asleep, they marry in their sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of this thing that we call human existence. You know, all mystics -Catholic,Christian, non-Christian, no matter what their theology, no matter what their religion -- [b]are unanimous on one thing: that all is well[/b}, all is well. Though everything is a mess, all is well. Strange paradox, to beure. But, tragically, most people never get to see that all is well because they are asleep. They are having a nightmare.
Most people tell you they want to get out of kindergarten, but don't
believe them. Don't believe them! All they want you to do is to mend their
broken toys. "Give me back my wife. Give me back my job. Give me back my
money. Give me back my reputation, my success." This is what they want;
they want their toys replaced. That's all. Even the best psychologist
will tell you that, that people don't really want to be cured. What they
want is relief; a cure is painful.
Waking up is unpleasant, you know. You are nice and comfortable in bed.
It's irritating to be woken up. That's the reason We will not
attempt to wake people up. I hope I'm going to be wise here and make no
attempt whatsoever to wake you up if you are asleep. It is really none of
my business, even though I say to you at times, "Wake up!" My business is
to do my thing, to dance my dance. If you profit from it, fine; if you
don't, too bad! As the Arabs say, "The nature of rain is the same, but it
makes thorns grow in the marshes and flowers in the gardens."
9. zandikely
(
16/11/2007 03:40)
Cum autem Deus in sacra scriptura per homines more hominum locutus sit, interpres sacrae scripturae, ut perspiciat, quid hagiographi reapse significare intenderint et eorum verbis manifestare Deo placuerit.
Ad hagiographorum intentionem eruendam inter alia etiam genera litteraria respicienda sunt.

10. ikaretsaka
(
16/11/2007 03:52)
zandikely>Abutebaris modo subjunctivo denuo, cogita ante salis:-PCredo nos in fluctu eodem ess, cui bono?
Cura ut valeas
Cura ut valeas
11. yah
(
16/11/2007 04:30)
zandikely,ikaretsaka> mba ataovy @fitenindrazana izy ity ry zareo ah na mba asio dikateny malalaka eny atsefatsefany eny
izahay mantsy tsy katôlika !8O:?:
izahay mantsy tsy katôlika !8O:?:
13. majesty
(
16/11/2007 06:52)
hoy ikaretsaka:
Tena izany tokoa ve:?:
Izy koa anefa tsy mianona @ hoe satria ho'zy mompera hoe na ho'zy ny papa hoe, fa mijery izy hoe fa maninona no nahatonga an'io ho voarara na lasa izao!
Tena izany tokoa ve:?:
14. bosista
(
16/11/2007 08:57)
cutie>> ngah fa mampiasa teny tsy fantatra koa ny katolika? sa kosa katolika metisy patekotista ireo???
15. xl
(
16/11/2007 13:46)
ny katolika dia cible ny fivavahana hafa rehetra
matoa misy izay dia malaza izy
ao ny tsara , ao ny ratsy
ka toko tapaka, vilany mitongilana, izay tsy mety harenina

16. ikaretsaka
(
16/11/2007 14:52)
ikaretsaka:
zandikely>Abutebaris modo subjunctivo denuo, cogita ante salis:-PCredo nos in fluctu eodem ess, cui bono?
Cura ut valeas
ny nolazaiko teo: aleo tsy atao hoers sujet fa aleo mieritreritra tsara isika roalahy, na mino aza aho fa mitovy ny tadin-dokanga aza, sa ahoana?
Misaotra e:-D
17. ikaretsaka
(
16/11/2007 15:06)
majesty:
hoy ikaretsaka:
Izy koa anefa tsy mianona @ hoe satria ho'zy mompera hoe na ho'zy ny papa hoe, fa mijery izy hoe fa maninona no nahatonga an'io ho voarara na lasa izao!
Tena izany tokoa ve:?:
mbola nahita ve ve ianao katolika miady hevitra na mifanontany dia nanao hoe ho'zy ny papa hoe na hozy mompera hoe dia voaborka eo .. ny azy dia hoe " raha ny fandehan'izany probleme izany an: zao ny tokony atao dia izao dia izao koa, raha tena haneo toetra katolika tokoa ianao @ tranga ohatran'izao!"
tsy hatakan'ny hoe rehefa misy manontany dia asiana hoe vakiantsika ny baiboly dia mitsimpona kely ao dia na off topic aza dia forcena hifandraika amin'iny..
absolute be !
ary matoa misy foana ny tsy mahazo (na hazavaina in 100 aza) sy ny hi cible.. dia misy envie ihany ao ..
resaka fivavahana ilay izy fa asiako metaphore mba hanazava ny tiako tenenina:
ohatran'y ekipana-baolina ihany io..raha sendra ilay ekipa raitra be tsy mety resy mihintsy ireny fa manao dinasty ka lasa any @ le ekipa tsy mety mahazo mihitsy no misy ny tena, dia ... diaisak'izay mandresy io ekipa raitra be io de na tezitra na faly ... (envie sy haine mifangaro ao) e
18. fijo
(
16/11/2007 21:43)
ika an,aleo aloh adia tsorina,fa tsy mitovy ny miresaka na miady hevitra amina katolika "masera ohatra"sy ny katolika tsotra,le mpivavaka alahady ireny.
ny iray voalohany dia io voalazan'ialahy io;tsy milaza ireny hoe hoy ny pape,na hoy ny baiboly.fa di ahoe raha ny zavamisy eto dia.......
(nefa nisy cas pratika napetrako tato )tsy nisy namaly nareo.
raha ny katolika "fototra"ilay mivavaka alahady kosa,hafa mihintsy ny miresaka aminy.ny azy di ahoe satria izay ,dia vita."basta"hozy.
ka izay no hanontaniako hoe misy ve katolika tena izy,ireo mahalala zavatra,de misy le katolika fopla.isan'ireo tsy mahay teny latina sy grika sy hebreo.
mbola averiko fa tsy misy fisainana fanenjehana ny ahy eto.

19. ikaretsaka
(
16/11/2007 22:53)
matetika ilay manao "satria izay vita basta" ireny mitady ny antony koa ka...
anisan'ireny aho manko.
anisan'ireny aho manko.
20. fijo
(
16/11/2007 22:55)
ka io tsy misy fanazavana fa avy di amanampina domy fotsiny izao,na mbola misy vato an tanana aza ialahy.