katolika????
21. ikaretsaka
(
16/11/2007 23:02)
amin'io ialahy mbola afaka mandeha atsy @ lohany 1
fa ilay hoe satroa hozy nyBaiboly hoe.... iny ela tampin-daomy!
fa ilay hoe satroa hozy nyBaiboly hoe.... iny ela tampin-daomy!
25. ari.malala
(
19/11/2007 10:51)
tsy azoko loatra ny tian'i fijo anontaniana fa azo formuler na am fomba hafa v azafady?
26. vavolombel
(
20/11/2007 09:27)
ny baiboly dia efa voadika @fitenin'ny firenena betsaka ka atao inn izay grika raha ho anao malagasy oh?
tsy ary masina daoly ny papa rehetra ! ary raha mijery ianao amin'ireny tantaran'ny olomasina izay voizin'ny katolika ireny mba firy moa ny papa tafiditra ao? ny papa izao any @255 any raha tsy diso aho de tafiditra ao anatin'ny isan'ny olo-masina daholo ve izy ireny? ny sasany ary tsy tafiditra na dia olon-tsambatra ! nefa nolazaina fa ray masina t@ fahavelony!satria inona ny antony?

27. Fody
(
20/11/2007 11:58)
ny baiboly dia efa voadika @fitenin'ny firenena betsaka ka atao inn izay grika raha ho anao malagasy oh?
Diso hevitra loatra ianao ravavolombel. Tsy misy tena afaka manao dikan-teny tena mitombina sy mahalaza izay voalazan'izay nanoratra ny Baiboly voalohany. Hatramin'izao dia efa firy ny dikan-teny nisy? Ary mbola tsy mitsahatra ireo mpandika teny mitady ny teny tena mahalaza marina izay tian'ny mpanoratra hampitaina.
Misy ohatra iray ity: Raha baiboly gasy no jerenao dia fanontaniana iray no naverin'i Kristy in-telo tamin'i Piera ao amin'ny Jn 21, 15 -17, nefa amin'ny teny grika (texte original) dia fanontaniana samihafa: Jn 21, 15: agapas me...? Toy izay koa ny Jn 21, 16. Fa ao amin'ny Jn 21, 17 kosa dia miova hoe: phileis me?
Ohatra iray moa io fa mbola betsaka no azo raisina.
tsy ary masina daoly ny papa rehetra ! ary raha mijery ianao amin'ireny tantaran'ny olomasina izay voizin'ny katolika ireny mba firy moa ny papa tafiditra ao? ny papa izao any @255 any raha tsy diso aho de tafiditra ao anatin'ny isan'ny olo-masina daholo ve izy ireny? ny sasany ary tsy tafiditra na dia olon-tsambatra ! nefa nolazaina fa ray masina t@ fahavelony!satria inona ny antony?
Angamba tsy fantatrao fa ny fananganana olo-masina sy olon-tsambatra ao amin'ny Fiangonana Katolika dia tsy asan'olombelona fa asan'Andriamanitra. Ary tsy ny olo-masina sy olon-tsambatra ihany akory no "lasa any an-danitra" sy tsara fitondran-tena, fa mbola betsaka ny tsy voasandratra olo-masina na olo-tsambatra, nefa tena masim-piainana tokoa. Fa ireo izay natsangana ho olo-masina kosa dia ohatra manampy ny kristiana ny fiainany.
28. ari.malala
(
20/11/2007 13:46)
fio a, ts novalianao ny fanontaniako, inona le nanotanianao ka nahazoanao valiboraingina, na formuleo am fomba hafa le fanontaniana azafady fa tsy azoko, misaotra.
29. ikaretsaka
(
20/11/2007 15:22)
vavolombel: izay ilay heo aza miteny rehefa tsy ampy element fa manjary miteniteny foana.. dia hihomehezan'ny olona:-D
mba anatra ihany ny ahy iny
mba anatra ihany ny ahy iny
30. fijo
(
20/11/2007 23:54)
ari malala,tsy nahazo valiboraingina aho,fa misy milaza atsy ambadika atsy hoe "raha tsy mahay ny teny nanoratana aza miady hevitra"ka ianareo katolika rehetra ve mahay io teny nanoratan aio.teny grika sy hebreo sy latina sy tsy haiko.
sa misy mahay ,de misy le fopla
sa misy mahay ,de misy le fopla
32. ari.malala
(
21/11/2007 05:24)
misy nianatra d mahay ka! fa za anisan'le ts mahay:) ts haiko na fopla ah na tsia amzany:)
33. tywa68
(
21/11/2007 14:00)
ari : ny tsy mahay zany fĂ´pla hono :-D:-D
fijo : ka na tsy mahay aza angaha ho lasa membre any ambadika any ? :lol:
fijo : ka na tsy mahay aza angaha ho lasa membre any ambadika any ? :lol:
34. ikaretsaka
(
21/11/2007 14:50)
ny tsy mahay manovo sy mianatra @ mahay dia ny mahay sady mampianatra no manovo:wink:
35. fijo
(
21/11/2007 23:34)
ari malala sy tywa,le tsy mahay anie hono,ka mianatra sy mamaky amin'ny dika vilana e.ka sao diso ao ianareo
"Tsy misy tena afaka manao dikan-teny tena mitombina sy mahalaza izay voalazan'izay nanoratra ny Baiboly voalohany. Hatramin'izao dia efa firy ny
jereo io de izay izany.mivavaka amina dika vilana izany ianareo

36. ikaretsaka
(
21/11/2007 23:37)
ka izay anie ny ijerena ilay dika tena izy dia rehefa tsy mahay dia asaina mba atoron'ny mahay e!
mba tsy hianonana @ iny dika iny dia ny eo tsy azo ny zavatra atao miha mivilana ihany
mba tsy hianonana @ iny dika iny dia ny eo tsy azo ny zavatra atao miha mivilana ihany
37. fijo
(
21/11/2007 23:39)
ka nay ampiangonana anie letia ilay boky dika gasy no vakiana e sy toriana e???
38. ari.malala
(
22/11/2007 06:44)
fijo a, ka efa io tenenin'ika io hoe ezahina tadiavina le marina! aiza aza enao zany:) tena mitady membre mitns fijo aky ry tywa a!:-D:-D:-D:-D
40. fijo
(
23/11/2007 00:01)
ka ianareo eto no manana io sansa io,satria misy andry fody sy ry ika azonareo hanontanan eto,fa ny any ambilobe,iza no hoanontaniany any???fa dia ilay boky gasy diso dika no hianarany di aizay no handraisany azy