vaovao eto @serasera dia aiza ny namana e!

1. asombola ( 15/11/2007 15:26)
haodi o! dia manahoana aloha.
tsi izani fa zao, tonga ati @tanim-bazaha ati! mbola hafa foana anefa ni gasi ... dia serasera hono no tena mampiserasera dia tonga eto izani. dia aiza hono ianareo? menamenatra keli fa tsi menamenatra be. inoako fa tsi mihavona nareo e? sa ... :oops: lol
PS: sadi mangatsiaka be ati an!
novalian'i harimi ny 24/07/2008 13:54
2. zoubelou ( 15/11/2007 16:55)
D tonga soa zany e!
3. asombola ( 15/11/2007 18:22)
misaotra ooooooooooo :D
4. dadasy ( 15/11/2007 18:38)
fa aiza zany tanim-bazaha mangatsiaka be zany? tonga soa aloha e!
5. ovni369 ( 16/11/2007 07:21)
salut,

Modia raha malahelo ê! Sangisangy izany. Ny fanafodiny dia ny manoratra ihany.
6. agoago ( 16/11/2007 07:40)
ary asombola lasa tsy mahay manoratra teny gasy koa rehefa tonga any amin'ny tanimbazaha, miafara amin'ny y ny teny gasy fa tsy i
7. asombola ( 21/11/2007 11:12)
ati le tanim-bazaha mangatsiaka be koa ... lol! za tsi hodi o :D za tsi te-hodi na malahelo aza.
eni re a, miafara @ y ni teni gasi fa tsi i ... mahafinaritra ana fotsini ni manao le i re a ... :roll:
8. babah1 ( 29/11/2007 15:08)
Fa aiza marina io tanimbazaha mangatsiaka be io?
9. asombola ( 19/12/2007 13:54)
frantsa io tanim-bazaha mangatsiaka io zao!!!!!!! @zao an!
10. harimi ( 24/07/2008 13:54)
zaho koa vao tonga eto am serasera zany. Ary d aty am dezaka koa no misy ny tena ka dia miarahaba anareo rehetra zany e! Hinoako fa ahafinaritra ny fifanoratana an! gasy ihany, gasy hatrany, gasy foana an, six
lol :wink: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3304