Maillot
1. salmo1
(
16/11/2007 10:16)
Mitady maillot miisa 20 za ty, zany oe mbola hovidina.
Mba mangataka hevitra amnareo fotsiny za oe: inn no loko tena tsara indrindra:?:
;-)
2. Rasiligaoma
(
21/11/2007 04:20)
euh! le silipo kely ireny dia mavokely misy nounours fluo
dia aza adino ny chapeau de bains sy ny bouee sy ny solomaso rehefa manao ankisitrika!
3. NathanScott
(
28/11/2007 00:23)
maillot foot v io e?
feno bdb eny behoririka eny, sady ra 20 zany mahazo pri de gro tsara lol
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.1412