Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 20/11/2007 13:42)
cheville mivadika fona!
Manahoana daolo ndray e! Inona ry zareo no mahatonga ny cheville mivadika fona? tam za classe de seconde nanao volley, d nitsambikina hikapoka bol d ts nahatombina tsara ny tongotro fa ny cheville ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2007 05:22
endrika01 ( 20/11/2007 11:51)
TONGO-BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA
Salut dôly e,mba mila fanampiana kely raha misy mba afaka manome vahaolana,tena vakivaky be ny vodin-tongotro,nefa za tsy eny Ambanivohitra,mikiraro sy kapakapa,tsy haiko hoe inona ... tohiny
novalian'i honacisse ny 18/12/2016 03:52
endrika01 ( 20/11/2007 11:39)
IZAHO KRISTIANINA NEFA TSY MINO
Manao ahoana daholo, zao ry zareo a,zaho dia kristianina nefa tsy mino. Tsy fantatro miitsy hoe inona no mahatonga zany? Mitady hamily lalana ahy ve Satana?????Tena mila fanampiana fa sao dia... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:14
chou36 ( 20/11/2007 11:31)
tonokira
mba misy manana ve ilay hiran'i mahaleo misy hoe : fahoriana nenty natory no nihara nifoha toa vady faharoa tsy nahafapo etc. Misaotra dieny mialoha... tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/11/2007 07:10
jody ( 20/11/2007 11:07)
hira
Raha manana sanga'asa (hira) de azo atao ve ny mampiditra azy ato @ site,ary atao ahoana ra eny.Misaotra... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 15:08
teamryan ( 20/11/2007 11:03)
Ahoana ny fijerinareo ity fifidianana maire ity?
Amiko alo dia ohatran'ny mbola tsy itako ny maharatsy io efa eo @ toerana ankehitriny io ka tsy itako zay tokony tsy ifidianako azy eh, mba ahafahany manohy indray ireo asa efa vitany.... tohiny
novalian'i reve ny 24/11/2007 17:55
diamondra27 ( 20/11/2007 10:49)
taxi vao²
de miala any ndray hono ny taxi vao² e! misy internet sns ao anatiny azo ampiasaina we, misy fauteuil mobile ho an'ny handicapé koa sy marche adaptée.Otran'ny espace reny le izy. Ca vautle coup... tohiny
novalian'i Bafota ny 31/12/2007 17:39
kounijess ( 20/11/2007 08:41)
ny ho avy ambondrona
mba omeo ahy ny tonony io... tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/11/2007 07:08
kallie ( 20/11/2007 07:04)
grévy
manao aôna ny fijalinareo am grevin'ny rehetra ao (panam)?... tohiny
darafify ( 19/11/2007 21:44)
radiovazogasy
http://www.radiovazogasy.com/?rub=forum/message&msgid=m473a235397a00 =))=))... tohiny
novalian'i darafify ny 06/12/2007 16:10
bilakarenjy ( 19/11/2007 19:46)
FANTATRAO VE !
Asa raha fantatrao sy tadidinao ,fa nisy tendrombohitra roa ambinin'ny folo nanana ny hasiny sy ny lazany ary ny voninahiny teo amin'ny malagasy. Indro atolotro anao eto ny anaran'ireo tendrombohit... tohiny
Fody ( 19/11/2007 19:32)
D'où vient le mal?
Avy aiza ny ratsy?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2007 23:36
Rafotsy ( 19/11/2007 18:51)
Sakafo gasy @ didi-poitra
Salut daholo indray o ! Mba mangataka aminareo aho raha misy manana recettes ( ilay tena gasy an ) fanaovana composé , fanaovana saucissess gasy sy izay sakafo hitanareo fa tsara ! Ilay izy , soirÃ... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 30/11/2007 18:46
bosista ( 19/11/2007 17:04)
ala-volon-jaza, misy takaitrany tokoa ve raha....?
araka ny fomba malagasy dia anisan'ny andro lehibe ivorian'ny fianakaviana ny andro fanalana volon-jaza, ary izany dia rehefa miditra ny volana fahatelo taorian'ny nahaterahany ny zaza,araka ny fomba ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2007 22:24
tezitra ( 19/11/2007 12:29)
Femme ministre de la défiance, R8 défie les militaires
Des bananes disaient le Japon et la France ont leurs ministres Femmes, donc c possible pour Mcar, je dis non, [b]Comparaison n’est pas raison :[/b] [b]1) La France et le Japon ne sont pas M... tohiny
novalian'i tontavao ny 11/12/2007 17:52
zh ( 19/11/2007 11:11)
ny tena fitia
mba mangataka le tononkira ny tena fitia mahaleo e ... tohiny
novalian'i namanasoa ny 20/11/2007 10:48
diamondra27 ( 19/11/2007 09:41)
poisson...
Efa ela ihany izay ny nahitako ireny auto collant poisson ireny na ilay apetaka ao afaran'ny fiara. Ny nahalasa ny eritreritro dia hoe: tena inona tokoa moa no dikan'izay io? Ny fahalalako azy dia h... tohiny
minofaramira ( 19/11/2007 08:56)
ianao mahalala izay hieverana ahy
Slt! Za re mba mangataka an'io hiran'ny "Ny Fanilo "io fa tiko be le izy dia misaotra be dia be e! ... tohiny
xxx ( 19/11/2007 08:35)
msn secret .
mety efa nandalo ihany ity sujet ity fa tsy hitako . Inona avy kay no atao rehefa avy manao msn mba tsy fantatry izay ao aoriana izay nosoratana .Satria ordinateur ampiasain'ny rehetra ilay o... tohiny
novalian'i ds ny 20/11/2007 11:35
michella ( 19/11/2007 06:21)
Ampafantaro
hiran'i Anyah... tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2007 05:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.792