Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i chou36, milahatra araka ny daty
chou36 ( 17/05/2008 10:02)
arabaina ratrin'ny antsaramanitra (Tiana)
Manahoana daholo! Mba misy mahay ve ilay tononkira an'i Tiana misy hoe : Arabaina é! Mba ho ataon'ny fianakaviana @ marazin'ny anadahiko. Mba alefaso raha azo atao. Misaotra dieny mialoha. ... tohiny
chou36 ( 20/11/2007 11:31)
tonokira
mba misy manana ve ilay hiran'i mahaleo misy hoe : fahoriana nenty natory no nihara nifoha toa vady faharoa tsy nahafapo etc. Misaotra dieny mialoha... tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/11/2007 07:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074