TONGO-BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA

21. endrika01 ( 25/11/2007 12:25)
Tsy hoe nalahelo anie za ry vitsikakely,fa mba nitaraina fotsiny eeee,ka lasa mande ra be io raha kikisana @ kolakola eee,angamba rehefa sitrasitrana lay vakivaky.:*:*:*:*(l)(l)(l)
22. xxx ( 26/11/2007 18:24)
nirina: Merci bcp. Dia tsy tsara zany zah raha manao bain? dia inona no hosorako ny vatako ? Mixa zao no fanaoko. Ilay rano mangatsiaka aloha toa tahaka ny tsy ho vita eh!!! :-*:-*:-*
23. endrika01 ( 27/11/2007 15:11)
xxx:

nirina: Merci bcp. Dia tsy tsara zany zah raha manao bain? dia inona no hosorako ny vatako ? Mixa zao no fanaoko. Ilay rano mangatsiaka aloha toa tahaka ny tsy ho vita eh!!! :-*:-*:-*


Hosoro tantely arakan'ny hevitr'i vitsikakely ry xxx aaaaa,sady reny creme reny toa hoatran'ny tena mba misy tantely??sa ronono mou?????,efa misy fiovana miandalana ry reto ny tongotro aaaa,tena faly be aho,manao ba kiraro foana za zao ato an-trano.:-*:-*:-*:-*
24. sarobidy ( 28/11/2007 12:58)
Tantely aloha tena mandaitra e! za ko mamporisika oe hosory tantely (l)
25. tsiambaratelo ( 02/12/2007 12:00)
Manao ahoana daoly,Any Dago angamba mety misy
lay creme (CLIP) zay no anarany,ny eto aminay
koa refa mangatsiaka be iny,@ zao volana decembre zao,dia tena ilaina ny manosotra creme foana,rehefa avy mandro fa raha tsy izany dia lasa
fotsifotsy miofakofaka be izany ny hoditrao.tsy
mahagaga e ,satria aty ranon-tsira ,fa ny momba an le tongontra kosa dia jereo ihany io creme nolazaiko io raha efa misy aty amintsika,na reny tongotra misy point,point kely reny aza afakany (farasisa) no filaza ny olona azy.zay ankia no mba azoko ,hanampiana a.mahita ny soa(l)
26. sarobidy ( 03/12/2007 13:26)
za mbola tsy nahita anzany creme zany taty mihitsy :roll:
27. endrika01 ( 07/12/2007 13:02)
tsiambaratelo:
Manao ahoana daoly,Any Dago angamba mety misy lay creme (CLIP) zay no anarany,ny eto aminay koa refa mangatsiaka be iny,@ zao volana decembre zao,dia tena ilaina ny manosotra creme foana,rehefa avy mandro fa raha tsy izany dia lasa fotsifotsy miofakofaka be izany ny hoditrao.tsy mahagaga e ,satria aty ranon-tsira ,fa ny momba an le tongontra kosa dia jereo ihany io creme nolazaiko io raha efa misy aty amintsika,na reny tongotra misy point,point kely reny aza afakany (farasisa) no filaza ny olona azy.zay ankia no mba azoko ,hanampiana a.mahita ny soa(l)
Hoy i tsiambaratelo misy crème manala farasisa,(Clip) io miitsy zany le anarana?Sa misy fanazavana hafa,ny zanaka ny zokinay mantsy tena be farasisa efa hapisotroany mangidy fa mbola feno ihany,ka efa nihodina ihany aho fa tsisy mahalala le crème,ny tongotro aloha no tena nahamaika ahy.
28. tsiambaratelo ( 08/12/2007 15:37)
Manao ahoana daoly,tsy voatery any @ pharmacie aki
aty mantsy misy mivarotra ihany koa na eny @supermarché aza.Raha mila mafy indry de andefasako,omeo ary ambadika ny fomba mety ahafahana
miresaka tsara.:wink::wink::wink::wink:
29. endrika01 ( 09/01/2008 14:22)
Misaotra be de be ny namana fa tena sitrana 'lay tongotra é,t@ Noely aza dia saika tsy nisaraka t@ "collant sy ba kiraro".dia ireo ambony ireo arahina hoan'zay manana bleme kely hoatran'ny nahazo ahy teo é.:-*:-*:-*:-*=D=D=D=D=D=D=D
30. endrika01 ( 03/02/2008 12:00)
Misaotra an'i
nani-lemenakely-sipagasy-karinah-niryna-mitah

fantsika-hantakely-Vitsikakely-xxx-ari.malala-

sarobidy-achrafhanna.



Misaotra betsaka dia amin'ny dinika manaraka indray é!
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
31. honacisse ( 18/12/2016 03:52)
Seka mbo anontany fanazavana an'izay azafady????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3888