TONGO-BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA

1. endrika01 ( 20/11/2007 11:51)
Salut dôly e,mba mila fanampiana kely raha
misy mba afaka manome vahaolana,tena vakivaky
be ny vodin-tongotro,nefa za tsy eny Ambanivohitra,mikiraro sy kapakapa,tsy haiko hoe inona no mahatonga zany?????efa milmako rano-tsira fa vao maika niparasaka:lol::lol::lol::lol:
novalian'i honacisse ny 18/12/2016 03:52
2. nani ( 20/11/2007 13:48)
Mandehana eny amin pharmacie , fa misy creme azo vidiana any !!! Asa mety hanampy anao zany , dia aza dia manao kiraro ilay mafy be ohatran kiranila ireny !
3. lemenakely ( 20/11/2007 14:40)
glycerine no haingana e dia refa maraina sasàna @ savony gasy dia kikisana tsara @ vato io voditongotra mitriatra io fa afaka soa amantsara!
4. sipagasy ( 20/11/2007 15:39)
kikiso tsara @ 'pierre ponce' aloha ny vodi-tongotrao avy eo dia vontosy menaka na crème neutrogena fa sady hiha malefaka no ho mandina ihany koa e!, tsy ny vodi-tongotra ihany anefa fa ny vatana 1 manontolo dia mila kajikajiana tsara @ izao hatsiaka na hafanana izao, izany hoe mila mampiasa lotion pour le corps ireny koa ianao ho an'ny vatanao e!, ny tanana sy ny tongotra indrindra indridra
5. Vitsikakely ( 20/11/2007 15:58)
Vitsikakely konkoa mba hamaly anao,namanareo vao2 aho avy aty i Bira.Tena mbô marina rery ambony é,nena zao sasako am ranomafana matimaty ,de kokosako am kolakola,defafana maina tsara,avy eo sorako savony gasy de avela mipetraka kely adiny ray,raha tsisy sôsy enao de io atao fa tena mahomby,somary mangirifiry ihany anefa fa mila miaritra é,eee mba handramo ihany le crèmem-bazaha fa tena mbô mhhhh
6. Vitsikakely ( 20/11/2007 16:00)

7. Vitsikakely ( 20/11/2007 16:02)

8. karinah ( 20/11/2007 17:34)
lemenakely:

glycerine no haingana e dia refa maraina sasàna @ savony gasy dia kikisana tsara @ vato io voditongotra mitriatra io fa afaka soa amantsara!
:roll::roll:..oento any @ pédicure io raha misy pblité , asiany lotion de fonosiny, avy eo kikisany @ lime na fanaovana hoho ireny, mandina otrany tsy nandia tany!:°)

9. Mitah ( 20/11/2007 18:53)
Empoina kely ny jaboran'omby. Hosorana ilay vody tongotra amin'ny alina. Manao ba kirako tsy handoto fandriana. Sasana amin'ny rano matimaty sy savony gasy ny tongotra ny maraina. Vetivety dia hikatona ny vakivaky ary mandina ny tongotra.
Mba andramo ihany!
10. niryna ( 21/11/2007 05:05)
Ny antony iray mahatonga ny tongotra vakivaky dia ny fanaovana kirary kiranil na kapa na kapa misokatra.
Aza manao kapa aloha,ary aza mandeha tongotra fa manaova ba ao an-trano raha misy hevitra na ireny kiraro manokana fanaovana an-trano ireny.
Ireo voalazan'ny ankizy ao ambony ireo no mety fa raha mipetraka aty ivelany dia milona rano matimaty,izany hoe rehefa mandro dia avela hilona amin'ny rano ny tongotra.Raha misy serviette dia iny no hitsakitsahina miaraka amin'ny ranon-tsavony.Misy toy ireny fikikisana hoho ireny dia kikisana rehefa ao anaty rano.
Maka vaseline dia hosorana alohan'ny hatory ary manao ba kiraro.Ny tongotra rehetra mihitsy fa sady mandimandina amin'izay ny tongotra sy ny ratsana :D
11. fantsika ( 21/11/2007 06:24)
miarahaba,
ny vatanao mihitsy no manana toetoetra maimaina ra ohatra ka tsy sitran'ireo crème sns ireo. ny andro koa moa somary mandrivo-maina ihany amin'izao. mba hanampiako anao dia andramo hoe kiraro feno foana anaovana mba hafanafana ny tongotra. sasàna tsara sy atao maina aloha voa atsofoka. ary misotroa rano matetika.
mandra-pihaona
12. Vitsikakely ( 21/11/2007 15:38)
Tô mivanaka sy nitsangana hatr@ireto volokibokeliko ,eto ampamakiana ireo voalaza retra etsy ambony indrindra lay hevitra nalefan\'i fantsika hoe/refa tsy sitranan\'ireo crème ireo ianao dia mainamaina ny vatanao hi hi hi hi ka tsy aleonao de hosorana tantely mitsy ho haingana é ny vitsikakely koa @zay mba ...Manolotra hevitra hoanao!Sitrana soa ny tongotrao de aza adino ny mba mitantara zay tohiny é mbô misy handramana é.
13. hantakely ( 21/11/2007 17:06)
Tena marina io lazain'i Fantsika io fa andramo ny manao kiraro feno foana ,ary rehefa ao antrano dia manaova ba fa izaho hotranao io koa fa hatramin'izay nanaovako kiraro feno izay dia mihasitrana,dia mila asiana creme koa na glycerine nefany.
Mazotoa e
14. ari.malala ( 22/11/2007 07:54)
ilay jaboran'omby empoina v azo soloina tsoka tsy mandry?
15. sarobidy ( 22/11/2007 11:38)
nenay taloha refa mankany ambanivohitra tsy ny vodi-tongotra no vaky fa ny ranjo refa le mangatsika be reny de alona savony
16. xxx ( 22/11/2007 16:12)
Zah koa manana blem amin'io fa ny tanako sy ny tongotro mintsy d marary be nefa dia hosirako créme fona fa ééééééééééé manomboka miferin'aina zah io zao fa hiver ny andro
17. niryna ( 23/11/2007 05:31)
xxx:

Zah koa manana blem amin'io fa ny tanako sy ny tongotro mintsy d marary be nefa dia hosirako créme fona fa ééééééééééé manomboka miferin'aina zah io zao fa hiver ny andro

Andramo ny glycerine sy ny vaseline mitambatra.
Ary aza milona amin'ny rano fa mandro fotsiny.Mividiana savony malefaka,tsy misy fofona(dove) na savonin-jaza ary aza mandro amin'ny rano mamay be fa rano matimaty no ataovy ary farano rano mangatsiaka.
Mila mihosotra foana isaky ny avy mandro.
18. endrika01 ( 25/11/2007 10:12)
Manaoahoana daholo ary ny namana rehetra eeeeee,
Tena manomboka mandona tongotra aho zao ,de le voalaza tery ambony hoe ,avelatra ny serviette de hitsakitsahina de aiiiiii,mahararyyyyyy,fa ihafiana eeeee,de efa kokosako kely kely ihany @ le lime,fa le kolakola nolazain'ny vitsikakely kosa aloha mbô tena maharary be,na i vitsikakely aza ve tsy mba hahare maharary eeeee,ka le izy anie misy mitresaka hoatran'ilay paiso vaky vintana ireny eeee,tsara ny toro-hevitrao vitsikakaely fa le lime no tena efa ampiasaiko aloha zao de za tsy mahita hoe aiza no misy mivarotra an le savony gasy????vaseline no atomboka,somary menetra kely ihany ny tena niditra tao @ pharmacie,fa voatery tsy maintsy nasiana fanazavana,somary nanao :wink::wink::wink:lay tao fa tsy de nahoako firy ,fa hoy aho hoe ny namako any @ serasera aza tsy manao hoe.....:oops::oops::oops::oops:
19. achrafhanna ( 25/11/2007 10:18)
Mahaliana izany ry zareo de inona no tena mety ry endrika01 aaaaa,zay tokoa ho'aho ,miandry valiny kou zaho ,sady mandray an-tsoratra zay voalaza fa soa fianatra e,sa tsy marina ary ve zany ???:o:o:o:o
20. Vitsikakely ( 25/11/2007 11:29)
endrika01:

Manaoahoana daholo ary ny namana rehetra eeeeee,
Tena manomboka mandona tongotra aho zao ,de le voalaza tery ambony hoe ,avelatra ny serviette de hitsakitsahina de aiiiiii,mahararyyyyyy,fa ihafiana eeeee,de efa kokosako kely kely ihany @ le lime,fa le kolakola nolazain'ny vitsikakely kosa aloha mbô tena maharary be,na i vitsikakely aza ve tsy mba hahare maharary eeeee,ka le izy anie misy mitresaka hoatran'ilay paiso vaky vintana ireny eeee,tsara ny toro-hevitrao vitsikakaely fa le lime no tena efa ampiasaiko aloha zao de za tsy mahita hoe aiza no misy mivarotra an le savony gasy????vaseline no atomboka,somary menetra kely ihany ny tena niditra tao @ pharmacie,fa voatery tsy maintsy nasiana fanazavana,somary nanao :wink::wink::wink:lay tao fa tsy de nahoako firy ,fa hoy aho hoe ny namako any @ serasera aza tsy manao hoe.....:oops::oops::oops::oops:

Manao ahona i endrika01,tsy noheveriko hampalahelo anao ny soso-kevitra naposako teto .aty aminay anieee,ka tsna mitombina io eeeeee,kokosana amin'ny kola-katsaka ka izany no betsaka aty.=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6434