Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rativo ( 22/11/2007 08:43)
eto ambaravarankely
mba andefaso ny ira we eto ambaravarankely e ... suite
répondu par sarobidy le 22/11/2007 08:48
tsiafoi1 ( 22/11/2007 08:05)
Israël sy Palestine : Ady tsy vita mandrakizay !
Raha zohina ny tantara de taranak'olo-mirahalahy (démi-frères) ny Israelianina sy ny Palestinianina (razamben'ireo arabo). [b]Taranaky ny mpirafy[/b] - Israely zanaky ny teny fikasana : Taranak'Isa... suite
répondu par fiaritiana le 09/12/2007 17:06
Mandefitra ( 22/11/2007 07:10)
hakanosana ve?
Miala tsiny @ nareo dr gasy aloha, fa tsy mety afa-po za @ ilay antsoina hoe secret médical. 1/Vo tsy ela,nitondra marary hotsaboina teto maorisy,nihena tsy ankijanona hono ny plaquette de sang,tsy ... suite
répondu par Mandefitra le 23/11/2007 12:02
diamondra27 ( 22/11/2007 06:12)
bon annif rapah
miarahaba anao sy ny namana hafa tratry ny fety e! biz... suite
répondu par tywa68 le 22/11/2007 19:26
tsikih ( 22/11/2007 01:04)
fanambadiana tsy misy paps...mety ve ?
Momba ny fanambadiana tsy misy paps : mety ve raha irony "domiciliation" omen'ny association irony no atao justificatif de domicile ao anaty dossier angatahin'ny mairie,amin'izay tsy itan'ny police ny... suite
répondu par tsikih le 22/01/2008 11:58
fijo ( 21/11/2007 22:45)
abraham
tamin'ny alahady teo,izay nijery la 2,dia nahita ilay fandaharana "jour du seigneur"nahaliana io,satria protes iray,jiosy iray"rabin" silamo iray"mpitarikafivavahana" koa,ary kato iray no teo. resa... suite
répondu par fijo le 29/11/2007 00:29
mimosa ( 21/11/2007 21:49)
Sifaka
hiran'ny Njava... suite
angelgirl ( 21/11/2007 21:08)
toroy hevitra fa tsy hitako izay atao
efa herin-taona za sy ny sipako no miaraka,efa nifankalala hatramin'ny mbola kely zay,samy manohy fianarana aty am-pita.Nanana olana zay no nisy vazaha miara-mianatra amiko anefa nanadala ahy dia nana... suite
répondu par kary le 08/12/2007 12:23
niryna ( 21/11/2007 18:43)
Heviny:Raha tsy ateraka indray?
Raha tsy ateraka indray hoy i Kristy isika dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra. Jaona 3:3 Ahoana ny hevitr'izany hoe ateraka indray?(new born again) Misy afaka manazava ve ny hoe fanjakan'ny lanit... suite
répondu par niryna le 29/11/2007 06:21
sipagasy ( 21/11/2007 18:28)
Fifaninanana blogy malagasy tsara indrindra!
Miarahaba Hisokatra tsy ho ela @ 24/11/2007 ho avy izao @ 17h ora/ora Madagasikara/ ny site ahafahana mifidy blog malagasy tsara indrindra ka aza misalasala manolotra izay blaogy hitanao fa mendrik... suite
répondu par news2dago le 18/01/2008 13:07
bitrokel ( 21/11/2007 18:28)
jacques chirac
dia ahoana indray io ex dadaben-tsika nanodikodina volam-bahoaka io hono????... suite
répondu par fijo le 22/11/2007 22:10
tezitra ( 21/11/2007 16:59)
Iza no ho merde (maire de ) Tana?
Franchement on s'emballe les couilles, fa ahoana? car des topics de ce genre incite ou favorise le communautarisme, et les mer-de (maire-de) autres villes ny faritra sasany? c'est de la mer-... suite
répondu par fijo le 23/11/2007 21:02
xxx ( 21/11/2007 16:17)
Tokony hanomana ny fiavian'ny Tompo ve isika Kristiana?
Manitikitika hatrany io fanontaniana io ankehitriny noho ireo zava-mitranga marobe mahazo ny olombelona ankehitriny. Efa mielipatrana ireo fitaovana marobe (electronique ohatra) izay lasa andrian'ny f... suite
répondu par prime le 29/11/2007 09:42
ninichantal ( 21/11/2007 15:34)
pazzapa5
slt daolo o! mba omeo lay tononkira pazzapa 5 iny layu misy soma donia, profiteo iny zà ra misy mahafantatra nareo e! misotra btsk e ... suite
kallie ( 21/11/2007 15:11)
kely sisa d noely
in ny nangatahanareo ny dadabe noely? aty aminay bdb ny kilalao nopotehin'ny douanier fa tsy am norma hono... entana avy am sinoa ny tena betsaka... Reny kilalao am sinoa ao Behoririka reo ve mba ... suite
répondu par sarobidy le 23/11/2007 07:04
sitlo ( 21/11/2007 13:39)
alainao ho ahy
Sao dia misy mahay ity tononkalo ity. Tamin'ny biky isambilo angamba. ... Alainao ho ahy trondro be matavy akoholahinala Mitady ny tsy hita ianao ka mila voa tsy hary ...... suite
répondu par Fonengo le 03/08/2024 15:56
teamryan ( 21/11/2007 13:14)
RAFALIMANANA sa Andry TGVendrana?
Aona ny safidinao?... suite
répondu par tontavao le 10/12/2007 14:54
misset ( 21/11/2007 13:04)
danse
slt daoly! za reto mba te hiresaka @ ol tia danse de salon reny a! na mi-pratique na vo hi-pratique a! tena mba makafy an'io matsy ny tena e! d miandry valiny @nareo za e!:oops: ... suite
répondu par sarobidy le 22/11/2007 08:53
sitlo ( 21/11/2007 13:03)
kankana
Tena mbola lasa ny saiko. Hitanareo rehefa fahavaratra. Dia rehefa avy iny ny orana dia misy kankana milatsaka. :-w Mahagaga an... suite
répondu par sitlo le 26/11/2007 19:59
kiadi ( 21/11/2007 12:11)
hilatsaka maire
manao hantso avo anareo zah fa hilatsaka maire any @ tanana!! zany oe tsy bola fantatro ilay tanana hilatsahako ho ben'ny tanana fa zay fotsiny aloha! mila fanohanana avy amin'ny namana fa mety enja... suite
répondu par ari.malala le 23/11/2007 13:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9732