hilatsaka maire

1. kiadi ( 21/11/2007 12:11)
manao hantso avo anareo zah fa hilatsaka maire any @ tanana!!
zany oe tsy bola fantatro ilay tanana hilatsahako ho ben'ny tanana fa zay fotsiny aloha!
mila fanohanana avy amin'ny namana fa mety enjana ny lalao! ingahy ben'ny tanana ny mety ho fiantsoina anah atsy ho atsy :-D:-D:-D! sa hanao maire an'i serasera ???=))=))
alefaso aloha ny sôsy hividinako billet fa tapaka!!
ze manohana anah ange tonga de omeko ny "marché" zay "commune" tantanako eh :lol::lol::lol:
2. booboo ( 21/11/2007 12:19)
:-D:-D

3. kallie ( 21/11/2007 15:27)
aza atao oe ben'ny tanana fotsiny fa "be kibon'ny tanàna oe" :-P
4. sitlo ( 22/11/2007 01:29)
ny ahy portable fptsiny dia ampy

[center][/center]

5. kallie ( 22/11/2007 05:03)
beuuuuuuurk, montage io e
6. ari.malala ( 22/11/2007 11:09)
:-D:-D:-D:-D
7. kelly13 ( 22/11/2007 12:16)
tena mila manao karaté za (cf blage ari.malala) zany ra hilatsaka maire elah ry kiadi
8. RyAnona ( 22/11/2007 12:17)
oay le aza, io @ lery io lesy ny portable-ko a. Tena marina
9. ari.malala ( 22/11/2007 13:33)
kelly, fa hiady amin'iza aky ndry?:-D:-D:-D:-D:-D
10. kelly13 ( 22/11/2007 13:48)
tsy hiady fa mila mahay manao karaté sao d ataon'i kiadi telimoka eo knou :-D:-D
11. kiadi ( 22/11/2007 16:08)
na manao karaté zato tôna aza tonga de telimoka be enao ry kelly an!:-D:-D:-D
ataoko conseillére municipale ko
12. kelly13 ( 22/11/2007 20:01)
jere zany mbô tôtrany, d ataony conseillere ono za d @ zay za ataony telimoka facilement, tsy raikitra ny varotra ratrimo aaa :°)
13. kiadi ( 23/11/2007 11:50)
conseillére conjugal-ko ange eh :-D:-D:-D:-D
14. ari.malala ( 23/11/2007 13:11)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2035