RAFALIMANANA sa Andry TGVendrana?

1. teamryan ( 21/11/2007 13:14)
Aona ny safidinao?
novalian'i tontavao ny 10/12/2007 14:54
2. naja1 ( 21/11/2007 13:42)
Dia zay lay tonga dia mitsara ol zay ilay tsy azoko, fa ahoana moa izy no TGVendrana? Fa inona tsara mo ano nataon'ty raika lahy taloha ty? namboatra an'Antananrivo izy toa antin'ny fotoana fohy saingy t@ volam-bahoaka, nanongotra ny zava-bitan'i TGV izy dia nosoloiny t@ ny azy,ary mandrava trano etsy sy eroa, fa ny tena mahagaga dia hatraminin'zao aza ny volan'ny ol niasa t@ lalaon'ny nosy mboa tsy voalohan-dry zalahy ihany, ka iza ary no vendrana? Aleo tanora e, vao manomboka io, raha very eo ampelatanan'ny TIM i Tana dia azonao tsara ny dikan'izany.
3. ari.malala ( 21/11/2007 13:44)
sao d mba any am politika ity no tokony hipetraka?
4. sipagasy ( 21/11/2007 18:31)
milatsà aloha ho hitanay izay ho asa vitanao e! tsss tsikera lava izao tssss
5. fijo ( 21/11/2007 21:32)
tsara ny manana safidy ry akama,fa aza manaratsy ny hafa to aio,fa safidy ny eo.
izay hanatsarana ny anao atao.fa tsy ny fanompana ny hafa
6. teamryan ( 22/11/2007 05:09)
Ny ahy alo dia tsotra fotsiny eh. In kay n mba vitan'io Andry TGV io an'Antananarivo eh?Ary nareo milaza fa volam-bahoaka no nanaovan'dRAFALIMANANA an'ireny zava-bitany ireny, fa natao anaovana in kay zany ny volam-bahoaka, tsy anasoavana ny vahoaka ve sa ny vola manokan-dRAFALIMANANA avy any am-paosiny mihitsy no tianareo oavaokany hanaovana ny fampandrosoana an'Antananarivo
7. ari.malala ( 22/11/2007 06:56)
ekena aza fa vendrana i Andry TGV, fa i teamryan inona no vitany?:) mbà milazà santionany hoe? na milatsaha de hitanay eo e:)
8. intello ( 22/11/2007 08:04)
Izaho aloha mbola tsy hamaly oe iza fa mbola tsy nisokatra ny saison an'ilay propagande e. Fa tena ohatran'ny hahafinaritra ahy ity resaka ity après le 27 novembre.Tsy Vendrana izy teamryan fa mba te hanao expérience vao2 a!Nefa ange expérience=mila cobaye e dé nefa koa tsy voatery réussi au premier coup ny andrakandrana. Mataoatsa aaa ka!
9. teamryan ( 22/11/2007 09:09)
ari.malala ah Ka ilatsaka mits ange za eh.D ra te ijery ny santionan'ny zava-bitako zao nareo d jereo fotsny reny Jeu des iles reny réussi ve sa tsia?
:roll::!::?:
10. ari.malala ( 22/11/2007 11:23)
:-D:-D:-D:-Dtena enao v ny organisateur sy ny initiateur n'ireny retraretra ireny?:-D:-D:-D:-D
11. reve ( 22/11/2007 11:36)
e! so de bedy nareo manao propagande aloha reo an ! alazako am dadanay an!hi!hi!hi!
fa za longany FALY e! tena FALY !le akiraika tsy de atokisako loatra fa TGV hono eto ary tsisy train akory ko ahoana no hoe TGV so mba manonofy ary nareo e! ha!ha!ha!=))o^o:@
12. Jeankely ( 22/11/2007 13:37)
Hahaha, reve-be io, Faly be, nianatra koa izy e=))
13. teamryan ( 22/11/2007 16:15)
=))Zany resaka TGV eto atanana zany ve tsy resak'é klé.Mba réaliste r zalahy fa mety @ fifidianana manaraka ngamba zany vao mety iino an'zany ny olona fa ra zao alo ny argument dia oe anao TGV zany tssss afabaraka ihomehezan'ny olona @ zany.Za alo FALY be eh
14. fijo ( 22/11/2007 22:17)
teamryan an,mba mianara mifanaja.tsy hoe manana safidy ianao ,de vendrana ny hafa.samy mahavita azy ireo telo ireo.ka avelao ny olon ahisafidy malalaka;ary izay programany jerena ,fa tsy ny tarehy na laza sns
15. bazylou ( 23/11/2007 01:19)
ilay tram way aza lasa tranon'akoho ka tgv a; tgv!!:lol::lol::lol:8O8O Samy tsy ùisy mamely ireo e!!
16. teamryan ( 23/11/2007 06:17)
Ka zay oa ry bazylou tsy aleo ve zay naavita jet d'eau sy karazana no toanana eh?
17. naja1 ( 23/11/2007 09:38)
teamryan:

Ny ahy alo dia tsotra fotsiny eh. In kay n mba vitan'io Andry TGV io an'Antananarivo eh?Ary nareo milaza fa volam-bahoaka no nanaovan'dRAFALIMANANA an'ireny zava-bitany ireny, fa natao anaovana in kay zany ny volam-bahoaka, tsy anasoavana ny vahoaka ve sa ny vola manokan-dRAFALIMANANA avy any am-paosiny mihitsy no tianareo oavaokany hanaovana ny fampandrosoana an'Antananarivo



Raha tena mahara-baovao isika dia nahita fa 58 ny panneaux d'affichage nataon'i TGV no nesorin'ny manampahefana ankehitriny, santionany ihany io... ary volam-bahoaka hoy ianao tsy atao @ asam-bahoaka ve? Fa hono hoy aho, ilay vahoaka mandoa vola io kay efa tena "niha nanana ve? hampanana ny tsy manana?" ary ty l"oi de finances" sy ny hetra miompampana halaina @ vahoaka efa manakarem-be??, miha tsara ny tanana ary ny ol moninna ao??? miha manankera ve??? sa iza no miha manankarena??? Volam-bahoaka daholo ve no anaovana ny asa fanatsarana tanana?? to misy voal avy @ CEE ihany koa, inona no takalon'ireny rehetra ireny sao dia omena fotsiny izy ireny??? toy ny volan'ny mapamatsy vola ihany koa dia omem-potisny izy ireny an... eny e ry Tiko boys... hijery anao tsara aho 10 taona aorin'zao raha ela indrindra.
18. reve ( 23/11/2007 11:01)
naja1: ary ela miso mahay io mba valio ty fanontaniko ty
1)iza no tokony hangalana hetra ny 4mi ve sa ze mikarama?
2)ref tsy miasa ela ve de hanankarena fotsiny eo sa hoe anaterana vary ao ambiliha ela de milamina?
3)ary ny loi de finances maninona mba misy hain'la ve ao sa mba te hiresaka?
4)miha tsara ny tanana ie! tena milay ary ny mponina ao amina miezaka manatsara ny fianany ny tsi 1-1 fa tsy miandry mahazo hoatran'ny gabone hoatranareo!nareo ngamba zatra tolorana fotsiny ko! zay aloha tsy maintsy miasa tsara miasa mafy vo mihinana e!de FALY zahay satria mahavelona vady aman-janaka!
5)fa firenena iza eto ambonin'ny tany ry lety no tsy mila fanampiana na mindrana vola am ny hafa a?
MBA MISAINA TSARA RY ZANAKO VO MIRESAKA FA MANALABARAKA RAY AMAN-DRENY ZANY NAREO ZANY E!
19. teamryan ( 23/11/2007 11:15)
Marina mitsy io lazain'i reve io, mba manomeza marina oe ela porofo ra mba misy fantatr'ela @ io redaka lois fe finance io!Mino ah fa toa tsy ain'la kory ny momba anio.Ary ny resaka etra dia izao ita mihitsy ela oe tsy maaraka vao2 satria bola tsy nolanina lesy iny lalana iny baina, mba manaraha oa vao2, 1000Fmg nge dia maazo gazety eh.Aleo tsy mteny refa otran'zao fa manala-bara-batana
20. ari.malala ( 23/11/2007 13:40)
Hoan'i reve sy teamryan; azafady kely aloha, aleo asina fifanajana ilay resaka, fa tsy hoe entanim-po nareo dia hanao elà olona, tsy hainareo na zokinareo, na mety efa ray amandreny akory aza ny taonany de ataonareo elà! tsy hoe refa mahay be sy miseho mahay be nareo de hanao elà olona.

Ilay resaka hetra, marina fa tsy mbola nolaniana ilay izy, nefa kosa iarahamahalala fa ny ankamaroan'ny deputé d TIM daolo, deputés mpanangatanana ftsn, ka na haonohitra faha 100 faha 1000 aza izay mba mpanohitra tafiditra ao Tsimbazaza d ts maints ho lany iany iny... d apatrako ny fanontaniana, ireny minisitra sy olona ambony reny v mba mandoa hetra sa ny vahoaka madinika iany no angalana ze kely mba azony? Ary tsy misy miandry mahazo zany mintsy eo, fa miasa daolo ny olona... nareo ngamba no miandry mahazo avy any ambony any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517