Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tontavao, milahatra araka ny daty
tontavao ( 08/02/2008 10:22)
FINALE CAN 2008
Cameroune-Egypte Pronostic: Cameroune 1 ,Egypte 2 ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 10/02/2008 20:50
tontavao ( 25/01/2008 08:53)
tokony atao teny gasy daholo ny fanaovan-draharaha
Teny atsipy ho an'ny Academie Malagasy ity tsy fantatro na mba mijery itony forum itony fa tsy mahazo laka mihits ny teny gasy. Tokony atao teny gasy daholo ny any amin'ny birao rehetra any fa io no ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 03:24
tontavao ( 22/01/2008 14:16)
MBA TSARA RAHA MANANA HAMBOPO NY GASY.
Raha ny fitenenantsika teny frantsay no efa nahatafavoaka antsika dia mba anisan'ny firenena efa tena natanjaka isika. Misy mahay teny vazaha anie ry zareo ny gasy fa dia ny omaly tsy niova ihany é. ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 13:49
tontavao ( 18/01/2008 07:01)
Ny fahelana eo amin'ny toerana iray dia mitarika fakampanahy
Io no tena mamaritra ny fanoloana olona eo amin'ny toerana iray eto Madagasikara. Mba tokony ho voakasik'io koa izany ny Filoham-pirenena raha marina io lohahevitra io. Satria mantsy dia matetika mis... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 02:28
tontavao ( 16/01/2008 12:17)
MIHA-LO NY TANANA FA MANJAKA NY TONTAKELY, OMEO VAHAOLANA...
Tena tsy tahotrta tsy henatra intsony ny an'ny Jiolahy fa dia efa sahy mangarona biby andavaka ry zalahy izao. Jereo fotsiny ilay omaly fa dia Poste de police no tafihan-dry zalahy ka inona intsony no... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 12:44
tontavao ( 12/01/2008 15:09)
TONGA NY RAMEVA
Inona no tombotsoa mety ho azontsika amin'ireo RAMEVA ireo? Halefa aiza moa izy ireo, iza no biologiste afaka hamaly hoe: Afaka miaina eto ve ry zareo ireo? Mba valio fa mahaliana é!... tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2008 21:47
tontavao ( 09/01/2008 19:50)
TSY HO LASA LAVITRA I BAREA
Raha toy izo foana no ifantenana ny mpilalao ao amin'ny Barea dia nofy izany mba ho lasa lavitra izany. BAREA d'ANALAMANGA no misy eto fa tsy BAREA DE MADAGASCAR mihitsy akory. MBA MILAZA HOE IANARE... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 21/01/2008 11:15
tontavao ( 09/01/2008 18:38)
BIANCO
INONA MARINA MOA NO STATUT MIFEHY ITY BIANCO ITY fa toa afaka manao Enquetes sy investigations samihafa izy. OPJ koa angaha izy ireo sa police manana statut manokana sa inspecteur d'état sa ahoana no... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/01/2008 13:12
tontavao ( 09/01/2008 11:10)
kristian sy ny fomba gasy
Fa maninona tokoa ho aho ny [u][i][b]fivavahana vahiny[/b][/i][/u] (kristiana indrindra indrindra) ankoatry ny katolika angamba amin'ny tranga sasantsasany no manenjika ny fomba amampanao gasy (tromba... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2008 13:56
tontavao ( 08/01/2008 11:14)
RAHA NY FIVAVAHANA NO MAMPANDROSO
Raha ny fivavahana na ny fandehanana ampiangonana tokoa mantsy no mampandroso ara-toekarena dia angamba ao anatin'ny dimy voalohany matanjaka indrindra ara-toekarena erantany i Madagasikara, nefa indr... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2008 11:44
tontavao ( 25/12/2007 05:42)
MIARAHABA NY MPISERA POLITIKA TRATRY NY NOELY
MIARAHABA ANTSIKA MPISERA REHETRA TRATRY NY NOELY,MIRARY SOA HO AN'NY REHETRA HAHITA FAHOMBIAZANA ARY MIRARY HO TRATRY NY TAONA VAOVAO IHANY KOA. ENGA ANIE HITOHY ARY HIHATSARA HATRANY NY FISERASERAN... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/12/2007 05:37
tontavao ( 18/12/2007 08:26)
TSY MITOMBINA NY FIAPANGANA AN'I IALY RAKOTONIAINA
Amin'ny maha-malagasy ra iombonana iray ihany dia mampahery an-dRamatoa Ialy amin'izao nahavotsotra azy tamin'ny mafy indrindra izao. Tsy nitombina ny fiapangana, noho izany ve tsy ireo niapanga indr... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/01/2008 13:48
tontavao ( 14/12/2007 07:23)
TSY AVOTRA INTSONY NY SITE MIRA www.mira.gov.mg
mba ilazao ry zalahy rehefa mandeha io... tohiny
novalian'i TGV ny 16/12/2007 00:13
tontavao ( 13/12/2007 11:32)
MBA JEREO KELY FA MAHASOSOTRA BE RY TGV
Mba jereo kely dia ahitsio ny ao amin'ny site Andry TGV fa misy diso tsipelina ka mahakamo be. Ary ataovy à jour io resultat io. "[b]résultats non officielle[/b]" ahitsio io fa mandreraka be ny mij... tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 18:27
tontavao ( 12/12/2007 18:54)
FELICITATIONS MR LE MAIRE
MIDOBODOBOKA TSY MISY FARANY NY FO RAHA NITETY IRENY BIRAOMPIFIDIANANA MARO TETO ANDRENIVOHITRA IZAO ALINA IZAO.(67ha,Ambohipo,Tsimbazaza,Bel air..) Hiakam-pifaliana, haravoan'ny tanora no mameno ire... tohiny
tontavao ( 11/12/2007 14:39)
TENA TSY RESAKA FIFIDIANANA FA RESAKA POLOTIKAMPANJAKANA ITY
Gaga aho ry zareo raha mba mandeha miala an'Antananarivo na mankaiza io na mankaiza, dia tena tsy ahitan'ny minisiteran'ny fiarovana hevitra mihitsy ve ny fanafoanana ny tsolotsolotra kely ho an'ny za... tohiny
novalian'i tontavao ny 12/12/2007 07:50
tontavao ( 11/12/2007 05:13)
fa nankaiza lay CRTIM é?
Tsy hita popoka fa nankaiza ary? RANJIVASON,CLEMENT,MOMY... Resy sahady ve? ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/12/2007 11:14
tontavao ( 10/12/2007 14:46)
TOA HO TAPITRA SAHADY NY FIANDRIANAN'NY TIM?
Ho tapitra atsy ho atsy ny tantaran'i TIM, nitovy tamin'ny tantaran'ny UNDD ihany.SATRIA RAHA TADIDINAREO DIA: Antananarivo ihany no nametraka an'i Zafy teo amin'ny fitondrana, niroborobe be ny UNDD,... tohiny
novalian'i damann ny 12/12/2007 21:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0201