Ny fahelana eo amin'ny toerana iray dia mitarika fakampanahy
1. tontavao
(
18/01/2008 07:01)
Io no tena mamaritra ny fanoloana olona eo amin'ny toerana iray eto Madagasikara.
Mba tokony ho voakasik'io koa izany ny Filoham-pirenena raha marina io lohahevitra io. Satria mantsy dia matetika misolosolo loatra ny tompon'andraikitra isantokony ka manjary tsy mety mandeha amin'izay laoniny ny raharaha fa dia manavao lava ka tsy misy ezaka afaka mitohy mihitsy.
Amin'ny sehatra maro dia mitombina ihany anefa io, sa amin'ny sehatra sasantsasany ihany no tokony hanaovana azy io.
Ny governemanta ohatra tsy tokony ho soloina mihitsy izay napetraka tany amboalohany tany mba ahazoana manatanteraka ny fanamby natao atamin'ny vahoaka.
Lany fotoana eo amin'ny à vos marques eto isika.

novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 02:28
2. Jeankely
(
18/01/2008 10:26)
Marina io satria miverina depart zero foana saingy aza adino fa raha ny Ministera koasa no jerena dia na miova aza ny Ministra tsy mitondra olona avy any andanitra izy fa ny mpiasampanjakana tao ihany no ampifamadibadihany ary matetika aza ny Ministra tsy mahalala ny asa fa manaraka izay ataon'ny tranainy. Raiso ohatra hoe tondroina Ministra Ra-totavao dia mazava fa tsy maintsy maka spapa @'ny tanainy tao nefa ny tranainy mety mpiady seza, mety tsy alehany, ary raha milaza mahay koa moa ve dia hirefarefa ny Ministera.
3. badboy
(
18/01/2008 10:48)
tontavao:
Io no tena mamaritra ny fanoloana olona eo amin'ny toerana iray eto Madagasikara.
Mba tokony ho voakasik'io koa izany ny Filoham-pirenena raha marina io lohahevitra io. Satria mantsy dia matetika misolosolo loatra ny tompon'andraikitra isantokony ka manjary tsy mety mandeha amin'izay laoniny ny raharaha fa dia manavao lava ka tsy misy ezaka afaka mitohy mihitsy.
Amin'ny sehatra maro dia mitombina ihany anefa io, sa amin'ny sehatra sasantsasany ihany no tokony hanaovana azy io.
Ny governemanta ohatra tsy tokony ho soloina mihitsy izay napetraka tany amboalohany tany mba ahazoana manatanteraka ny fanamby natao atamin'ny vahoaka.
Lany fotoana eo amin'ny à vos marques eto isika.
Inona moa no antony mahatonga ny fanendren'ny filoha minisitra vaovao na mpiraminisitra vaovao?? 2 ihany no mety ho antony : antony personnelle na pôlitique!!
Personnelle satria mety tsy mifanaraka amin'ny hevitry ny filoha intsony ny hevitr'ilay voasolo!
Pôlitique satria mety ho tsy tratran'ilay voasolo na tsy ho tratrany mihintsy ny tanjona napetraky ny filoha na koa hoe nanodikodimbolampanjakana (fantatry ny vahoaka na tsia).
@ ireo lafiny roa mahatonga ny fanoloana ny minisitra na ny mpiray minisitra dia matetika ilay faha2 no mahatonga ny fanoloana (changement pour cause pôlitique!
Raha mbola tsy miova ny toetsain'ny mpitondra, ary raha mbola jeren'ny voatendry ho lalana hanangonankarena ny fitondrana, dia tsy hiova koa ny fanovana matetika mpiraiminisitra sy ny minisitra!!!
4. Jeankely
(
18/01/2008 10:59)
Jereo ny firenena nahita fandrosoana mivangana Ry havana fa tsy misy Ministra miova 8 na 9 volana izany a. Sahala ny manolo pataloha nefa ny firenena ve ho aiza amin'izany. Ny loza koa dia izay vao tonga dia lazaina ahavita haingana ny tanjona nefa hesorina indray afaka taona iray farafahabeny. Tsy mitombona io hoe fahelana amin'ny toerana iray io satria maninona no mahatafavoaka na ahitan'ny Firenena hafa fandrosoana mivantana. Tsy hanonona firenena aho fa ny laharana omen'ny FMI sy Banque Mondiale jerena. Samy afaka mijery izany daholo ka izaho no hidoka ny hafa fa ao ny valiny. Mba nisy sahy ve ny mpitondra mba nampitahy ny vokatra vitan'ny firenena hafa sa faly milaza izay dingana vita izay azo lazaina bitika mihoatra ny vitan'ny hafa?
5. tontavao
(
18/01/2008 11:19)
Tsy miaro ministra velively aho na miaro an'iza n'iza fa pratique teto hatrizay io manovaova io, tsy ny minisitra ihany fa ny SG,DG,Directeurs maro samihafa,ny chef de region, ny PDS.....voakasika daholo ireo, ka matetika dia mahafantatra mialoha ireo olona ireo fa tsy haharitra ela eo dia manangona be izy ho azy mba hitsinjovany ny vody andro ho merika.Toa tsy te-hanome tsiny aho indraindray fa raha ianao no avy ministra nefa dia mandeha taxi-be avy eo mety hafahafa amin'ny fiaraha-monina ihany no sady ataon'ny olona resaka sy fanalana azy fotsiny. Nefa anie izany minisitra izany dia olona roapolo nofantenana ao anatin'ny OLONA 17 tapitrisa é. Tsy voatsinjo ihany koa angamba ny ho aviny aorian'ny maha-minisitra na tale azy dia izy tompon'ny tenany ihany no mitsinjo azy dia lasa manaonao foana avy eo.
Tokony hisy lalàna ihitsy apetraky ny parlemanta momba ny fanendrena olona ity fa tsy ho avela ho toy izao fa tsy mandeha amin'ny tokony ho izy.
Lasa zay olona tian'ny filoha hapetraka fotsiny ka rehefa tsy tiany dia esoriny tsy misy alaharo (lasa jadona lay zavatra amin'izay).
Betsaka ny lalàna no mandringa eto amintsika, ny decret mahafoana ordonnance sy ny loi ka tsy fantatra intsony hoe mankaiza. Ny loi organique mahafoana ny constitution ihany koa , atao fa ho any fa hoany nyfampiharana ny laàna SNS....

6. Jeankely
(
18/01/2008 11:29)
Izany hoe afaka nilaza ianao izany fa mahay ry zalahy nefa nesorina ve? Dia harovana hijanona ela ve na tsy alehany aza. Amiko tsy izany fa vao hiditra dia tokony fantatra hoe ahavita sa tsia fa tsy tsapatsapana avy eo esorina. Matoa tsy tafavoaka dia samy mila misaina na ny nanendry, na ny voatendry na izaho na ianao. Rehefa resy ny mpilalao dia ny mpanazatra no voateny noho izany raha vizana ny Ministra iza moa fa tsy ny nanendry azy no tena vizana tsy nahita ny olona tokony notendrena. F'angaha moa natao hangalarana ny fandraisana andraikitra? no hoe lasa mandeha taxi-be? Izay ilay toe-tsaina tsy izy mihintsy. Raha tsy nanana fiara ianao alohan'ny naha Ministra anao dia ahoana no tsy tokony andeha taxi-be avy eo?
7. tontavao
(
18/01/2008 11:46)
MITOVY IHANY NY TIANA HAMBARA RY JEANKELY A.
Tsy mahavoa ny fitondrana manontolo raha vao ny olona napetrany no tsy voafehiny akory. Fifehezana no zava-dehibe izay anie no antony anomezana fahefana ny minisitra hanendry izay olona tiany ho tale na SG é. Amin'izay dia tena tompon'andraikitra tokoa lay minisitra raha misy tsy mandeha. Ankehitriny dia atao appel d'offres indray ny fakàna SG sy DG ka hisy raharaha ho vanona ve eo? Vao maika mandreraka be ny mijery ilay cinéma.
TSY IZAY NO MISY ETO AMINTSIKA FA IZAY TIAN'i Ramose ihany NA DIA HO HERIN'ANDRO fotsiny aza ianao no voatendry eo dia esoriny raha tiany ny hanala anao (PDS Nosy be- Sainte Marie).
Lasa tsy misy fahamatorana intsony ny zavatra ataon'ny fanjakana.

8. papala
(
18/01/2008 12:21)
:@:@:@:@:@:@:misy mifoka sigara fotsiny!
=D=D=D=D=D=D:misy mitehaka fotsiny !
:snif::snif::snif::snif::snif::snif:misy mivandravandra fotsiny tsy hita zay hatao
=D=D=D=D=D=D:misy mitehaka fotsiny !
:snif::snif::snif::snif::snif::snif:misy mivandravandra fotsiny tsy hita zay hatao
9. badboy
(
18/01/2008 12:32)
tontavao:
MITOVY IHANY NY TIANA HAMBARA RY JEANKELY A.
Tsy mahavoa ny fitondrana manontolo raha vao ny olona napetrany no tsy voafehiny akory. Fifehezana no zava-dehibe izay anie no antony anomezana fahefana ny minisitra hanendry izay olona tiany ho tale na SG é. Amin'izay dia tena tompon'andraikitra tokoa lay minisitra raha misy tsy mandeha.
Tena manohana ny hevitra ny tenako!!! saingy tena misy ve ilay hoe fandraisana andraikitra????
10. badboy
(
18/01/2008 12:55)
tontavao:
Tsy miaro ministra velively aho na miaro an'iza n'iza fa pratique teto hatrizay io manovaova io, tsy ny minisitra ihany fa ny SG,DG,Directeurs maro samihafa,ny chef de region, ny PDS.....voakasika daholo ireo, ka matetika dia mahafantatra mialoha ireo olona ireo fa tsy haharitra ela eo dia manangona be izy ho azy mba hitsinjovany ny vody andro ho merika.
Eo ndrindra tsika zao, fa ny nitendrena ho mpitondra ve hitsinjovanao ny vodiandromerikanao sa hitantana ny raharahampanjakana hampirindra sy hampandroso ny fianan'ny malagasy manontolo???
Ny fanajana sy ny fatahorana ny lalàna no fototra voalohany ahafahana mampandray andraikitra ny mpitondra fa tsy dia ny faharetany loatra!! Ankoatr'io ny fahatsapany ny lanja sy ny halebeazan'ny adidiny!! Rehefa tafaray ireo dia hivoatra ny mpitondra ary manaraka ao aoriana ny faripiainana sy ny toetsaina!!!
11. badboy
(
18/01/2008 13:11)
tontavao:
Betsaka ny lalàna no mandringa eto amintsika, ny decret mahafoana ordonnance sy ny loi ka tsy fantatra intsony hoe mankaiza. Ny loi organique mahafoana ny constitution ihany koa , atao fa ho any fa hoany nyfampiharana ny laàna SNS....
Ny antony mahatonga an'io dia ny tsy fahaizana na tsy fahalalana ny " hierarchie des normes" sy ny "pyramide Kelsienne" ary ny fampidirana ny "norme administrative" tahaka ny "décret, circulaire" ao anatin'io "hierarchie des normes " io!!
Eo andaniny ny fanilahana ny tsy fananjana ny lalana rehefa tsy mampetimety ny fiainan'ny mpitondra (ambonin'ny lalana), na ny fialofana ao ambanin'ny lalana rehefa mampety ny fianany (nommination des filohampokotany!! *sic).
Ho aiza ihany tsika ty? Etat de police? Etat de droit? Dictature déguisée? Régime parlementaire ou présidentiel ou mixte ou totalitaire???
12. xxx
(
18/01/2008 21:33)
Raha izany kosa no izy:
Impolokely nanova isika (minisitra ...sns...) tsy any fôna ilay zavatra! Sao dia mba tsy any kosa tokoa ary izany ny olana? Sa????
Sao ilay tantanina mihitsy tokoa no tsy ao e?
Voatonona tetsy ambony ny teny hoe: "...mandray andraikitra...": sao dia mba ny tantanina tokoa ary no itoeran'ny zavatra tokony hovaina e?
Hoy izy hoe: ...OVAO NY TOE-TSAINA?...
Io aloha dia ombako manana na inona na inona lazaintska e! Na mpomba na tsy mpomba izao fitondrana izao aho.\

13. Jeankely
(
19/01/2008 02:43)
Na miova afaka manolo ny Mpitondra aza dia efa fanovana toe-tsaina izay. Tsy mitehaka intsony ary mitady olombaovao fa tsy hamerina an-dry Politikan'ny Ntaolo=))=))=))
14. badboy
(
19/01/2008 08:50)
xxx:
Sao ilay tantanina mihitsy tokoa no tsy ao e?
Voatonona tetsy ambony ny teny hoe: "...mandray andraikitra...": sao dia mba ny tantanina tokoa ary no itoeran'ny zavatra tokony hovaina e?
Ranamana, milaza va ianao fa ny vahoaka no mamaritra ny pôlitique économique, sociale, militaire??
Manohina va ianao fa ny vahoaka no nisafidy ny ho ory sy mijaly sa rehefa nifidy ireo olona eo @ fitondrana izy dia nametraka ny fahatokisany sy ny finoany ary ny fanantenany ho @ hahatafavoaka ny firenena sy hisondrotan'ny faripiainany?
Manaiky aho fa misy andraikitra tokony hipetraka eo antsoroky ny vahoaka : ny miasa mafy ary ny manojo fahalalana mba ahafahana mampandroso ny toekarena sy ny toetsaina! Fa rehefa tsisy ny asa, ary koa rehefa ny orinasa eo antoerana mampiasa ireo herin'ny toekarena no tsy tohanana fa potehina @ alan'ny "detaxation" ny entana miditra avy any ivelany inona no azon'ireo tsy an'asa atao??
Manotany tena tsika avy eo hoe mitombo isa andro aanalina ny isan'ny jiolahy sy ny herisetra mianjady @ vahoaka tsy manatsiny!!
Tsy adala akory ny firenena matanjaka mametraka ho teny filamatra ny "patriotisme économique"!! Satria rehefa vitsy ny tsy an'asa dia mandeha ny varotry ny vokatra eo antoerana, mitombo ny isan'ny manana asa ary mivoatra arak'izany ny toekarena!!
Samia manaiky mandray ny andraikiny sy manatateraka ny adidiny dia hivoaka ny faritra menan'ny fahantrana Madagasikara!! "ho tafita anie indray andro any (1, 5, 10, 100 taona???) ny tanindrazantsika"!
15. Jeankely
(
20/01/2008 02:08)
Tena mandray ny andraikitray mihintsy izahay ary anisan'izany ny firesahana @'ny vao Mpianatra dia mitetika hanitsy ny Prezida, Ministra sns. Miavo tsy feno toy ny daindelo. Vitao haingana ity fianarana=))=))=))
16. badboy
(
20/01/2008 18:52)
Taraiky be "petit jean"!! Tsy takatry ny sainy ilay fiteny hoe "ny tanora ny ho avin'ny firenena" dia ireo zay mbola mandrato fianarana zany fa tsy ry blablabla mianakavy!!:-@:-@:-@:-@:-@
=))=))=))
=))=))=))
17. Jeankely
(
21/01/2008 02:54)
Ya, tanora no ho avin'ny firenena ary vao any ampianarana dia efa hainy ny manitsy ny Ministra, President sns. Mahereza fa tena ho lasa lavitra marina ny firenena. Tena donto marina ny teo aloha tsy tafavoaka hatrizay.
18. xxx
(
23/01/2008 10:51)
Eny ary eh! JeanKELY marina tokoa ianao!
Satria tanora sy mbola mianatra izany izahay dia mangina fa zinga bory. Fanehoankevitra eto!!!
F'angaha rehefa Filoha sy Minisitra dia fanamperana @ fahalalàna sy fahaizana (avokoa)? Io ilay anisan'ny toe-tsaina ...!
Ireo manampahaizana indrindra tompoko no manambara fa arakaraky ny androsoan'ny fahaizanao no ahatsapanao ny haben'ny tsy fahalalanao.==> MODESTE!
Dia hoy isika hoe: "Ny tapany ihany no ..."
Te-handahatra sy hanazava be aho, saingy ... Aoka ihany angaha aloha satria hiasa maina toy ny mpampandro kisoa ka ny fahadiovany hoentiny hilom-potaka! Ha ha!
MILOMAKA
Efa niompy kisoa izahay! Ha ha ha

19. tontavao
(
23/01/2008 11:02)
Ny mpianatra amin'ny maha-mpianatra azy dia anisan'ny olona manana ny maha-izy azy tokoa satria fikarohana no andaniany ny androatokon'ny fiainany. Ka tsara raha henoina izy ireny.
Za aloha tsy mianatra intsony fa niy fanitaram-pahalalàna no ataoko ankehitriny , na mampitombo fahaizana eny rehetra eny ka amporisihiko mafy ireo mpianatra mba handray anjara mavitrika mba hampandrosoantsika ny tanintsika é. Ny teo aloha rehetra tsy misy mahavaoa matoa mbola toy izao foana ny tanintsika. Ianareo aty aoriana indray no ho andrandraina é.
Efa nitondra ny instituteur,ny amiraly, ny miaramila be kintana, ny mpahay lalàna, ny tambanivohitra mpivaro-dronono fa mbola tsy ahitam-bokany hatramin'izao é.

20. Jeankely
(
24/01/2008 02:28)
Mazavabe Ra-tontavao ooo. Miandry an-dry Badboy ny tanana e. Asa afaka firy taona ry leirony vao hivoaka ka mbola miandry azy izany eee.=))=))=))