BIANCO

1. tontavao ( 09/01/2008 18:38)
INONA MARINA MOA NO STATUT MIFEHY ITY BIANCO ITY fa toa afaka manao Enquetes sy investigations samihafa izy. OPJ koa angaha izy ireo sa police manana statut manokana sa inspecteur d'état sa ahoana no fomba fiasandry zareo. Tsy misy vice de forme ve ny audition ataon'izy ireo?
Tsy mahalala aho ka mba manontany.
novalian'i ni81 ny 17/01/2008 13:12
2. vakiniadiana ( 10/01/2008 05:10)
Afaka amnkeny ise mnontany fa izaho koa tsy mahalala :D
3. HESHA ( 11/01/2008 11:53)
misy atahoranao anga ? :lol::lol:
4. tontavao ( 11/01/2008 13:42)
Tsy misy zavatra atahorana natsy atahorana izany fa mba tehahalala ny zavamisy amin'ny firenena aho ka mba manontany, raha tsy misy havaly ianao dia afaka tsy mamaly tompoko.
5. xxx ( 15/01/2008 21:44)
sady tsy pôlisy no tsy inspektèra dé tà fa BIANKÖ, d andras fa rehefa lasa miasa ao za teneniko anao e,
6. HESHA ( 16/01/2008 09:31)
ary mora miakatrafo be enao nefa tonta .... hay vao ka, ts mahagaga.
misy bokikely eny am librairie manazava ny momba azy de mba mividiana ary e !!!!! efa nanampy aho zay sao de tezitra beuhhhhhhh eo ndray
7. ni81 ( 17/01/2008 13:10)
Ity ny momba ny BIANCO
www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/item/355 - 86k

ao Ambohibao no toerana misy azy io.
8. ni81 ( 17/01/2008 13:12)
http://www.bianco-mg.org/
afaka hitanao ato koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.433