TSY AVOTRA INTSONY NY SITE MIRA www.mira.gov.mg

1. tontavao ( 14/12/2007 07:23)
mba ilazao ry zalahy rehefa mandeha io
répondu par TGV le 16/12/2007 00:13
2. tontavao ( 14/12/2007 07:27)
Jerijereo ihany fa sao dia safotra na tapaka lalandra lay mpanao saisie ao. Sa bedy dia tezitra dia nakatony.
Andramo ange raha mandeha é.
3. ronaldo09 ( 14/12/2007 11:43)
Kozy zalah fa tsy mandeha ,io ilay site nomen'izokibe ravatorano fa toa tsy mandeha sa .......
4. ravatorano ( 14/12/2007 15:36)
mandeha io e
za zao vao avy niditra tao fa mahagaga ahy zany
ny reko aza dia hoe hatao saisie rahampitso daholo ny vokatra azo hatramin'izay izay mbola niantona
dia izay
5. pitchou ( 14/12/2007 18:46)
sô sendra t@ drizalah voan'ny delestazy kous i tontavao no niditra e
6. fijo ( 14/12/2007 21:08)
hivereno lalovan ahoe sao safotra marina
7. TGV ( 16/12/2007 00:13)
jerijereo ihany ny tranonkalan'ny andry e! www.andrytgv.com:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423