Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
MIARAHABA NY MPISERA POLITIKA TRATRY NY NOELY
1. tontavao
( 25/12/2007 05:42)
MIARAHABA ANTSIKA MPISERA REHETRA TRATRY NY NOELY,MIRARY SOA HO AN'NY REHETRA HAHITA FAHOMBIAZANA ARY MIRARY HO TRATRY NY TAONA VAOVAO IHANY KOA.
ENGA ANIE HITOHY ARY HIHATSARA HATRANY NY FISERASERANA ETO.
Hamaly
novalian'i
Jeankely
ny
27/12/2007 05:37
2. endrika01
( 25/12/2007 06:44)
Misaotra e,de ho marobe ny hevitra ifampizarana e.Hiii
Hamaly
3. yuka
( 25/12/2007 16:53)
eka ozy!^:^
Hamaly
4. Optik
( 26/12/2007 12:54)
Misaotra betsaka de samy ho tatry ny ho avy daholo indray e!
Hamaly
5. Jeankely
( 27/12/2007 05:37)
Enga anie mba hahay handinika ny ho aviny ny tsirairay fa tsy ho kivikivy amin'ny ataon'ny mpanatsatso sy ny mpanao resaka politika maloto rehetra.
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455