FINALE CAN 2008

1. tontavao ( 08/02/2008 10:22)
Cameroune-Egypte
Pronostic: Cameroune 1 ,Egypte 2
novalian'i ronaldo09 ny 10/02/2008 20:50
2. ravatorano ( 08/02/2008 11:07)
aza miala amin'i cameroun wa
pronostic cameroun 3 egypte 2
3. tontavao ( 08/02/2008 11:30)
Nahazo karatra mena ny mpilalao iray nentipo be nanosika mpaka marary iny, i Rigobert Song koa tsy afaka hilalao raha ny tokony ho izy.Tsy fantatro aloha hoe ahoana ny lalàna mifhy ny CAN fa nahazo karatra mavo roa i kapiteny.
Dia ho hita eo é.
4. pakopako ( 08/02/2008 19:04)
Na mahazo milalao aza i kapiteny song d mandé tir ô bi io mandresy i egypte
5. rabingogilabanga ( 08/02/2008 20:54)
andraso hijereko marabout,

itadiavo:- vitsika vavy sy lahy,
-akoho homosexuel,

fa ho lazaiko anareo izay handresy
6. ainaheri ( 08/02/2008 22:11)
ary ngah tsisy saka manatody...:wink:
7. ronaldo09 ( 10/02/2008 20:50)
Egypt ! ary i Cameroun 0 !!!Dia miarahaba ny pharaons zany !!!Any Angola ndray mifankahita ny taona 2010 ary i Madagasikara no tompondaka(why no???)!!!Ok!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0941