RAFALIMANANA sa Andry TGVendrana?
21. fijo
(
23/11/2007 21:24)
reve sy teamryan a,mahafinaritra le ady hevitra,fa aza simbana amin'ny "gabone sy ny karazany"hevitra handresena lahatra fa tsy lany hevitra akory ka hiteny toa io.
22. reve
(
24/11/2007 17:52)
ho an'i ari-malala: misaotra am ny fanamarihana fa zao fantrao nga ny taonako sa ny maha lahy na vavy ahy ? koa noho izany ny "ela" amiko de efa fomba firesahana am olona na lahy io na vavy fa tsy sanatria fanambaniana na fanamavona! mazava aminao ngamba zay!
fa notendrena ve ny depute sa nofidina ry ari malala? mba apetrako aminao ny fanontaniana sa ne nareo ref maro anisa de ratsy fona zay ny dikany! ary ny hoe mandoa hetra ve ireo mpitondra ireo sa tsia azo hamarinina am fomba maro samy hafa zany ra mba mikaroka kely enao, ary farany ny hoe mahay be sy miseho ho mahay be de tsy haiko aloha fa enao no milaza azy fa za kosa aloha tsy hanambany tena mihintsy e! mahatoky ny tenako aho am ze kely norantoviko teo am fiainana, koa ref tsy mahazaka de aleo mangina fotsiny e! sa nareo complexer????????
fa notendrena ve ny depute sa nofidina ry ari malala? mba apetrako aminao ny fanontaniana sa ne nareo ref maro anisa de ratsy fona zay ny dikany! ary ny hoe mandoa hetra ve ireo mpitondra ireo sa tsia azo hamarinina am fomba maro samy hafa zany ra mba mikaroka kely enao, ary farany ny hoe mahay be sy miseho ho mahay be de tsy haiko aloha fa enao no milaza azy fa za kosa aloha tsy hanambany tena mihintsy e! mahatoky ny tenako aho am ze kely norantoviko teo am fiainana, koa ref tsy mahazaka de aleo mangina fotsiny e! sa nareo complexer????????
23. naja1
(
26/11/2007 06:20)
Eny ary, milay ny tanana, miditra ny hetra, tsy mena mitahy isika ary tena manampahaizana nareo sady tsara taiza no mahalala fomba enga anie ka hitohy sy ho ela velona zao "fanatsarana sy fanasoavam-bahoaka zao" dia tsy hisy nenina ntsika indray andro any fa tena mahay zao ol mitondra ankehitriny zao ary tena manao zay mahasoa ny ol ao aminy, efa miha manankarena tokoa isika zao.
24. naja1
(
26/11/2007 07:29)
Hono hoy aho ry manampahaizana sy tsara taiza ary be fahendrena: ahoana tsara ny hampiharana ilay "hampanana ny tsy manana", ary ny teti-bolan'ny firenenamatanjaka ve vola avy any iveny no andrandraina hameno ny 50%? eny hoy aho ry mahay be, rahoviana hono nstika ty vao haleo tena sy tsy ho velon'ny hataka sy trosa??? Toa mireharaha @ fanampiana omen'ny ol ntsika, dia mitady fifandraisna @ firenena matanjaka hatrany mba ho omeny poti-mofo??? Misaotra anao ry manampahiazana.
25. reve
(
26/11/2007 20:13)
nanja1: e! zany izy firenena matanjaka! ary enao zany marina tena tsy mahay an! to mampitovy ny voay sy ny liona,"hampanana ny tsy manana" io ve no mba resaka tian ngahy ho vohizina e? ntso nga zato izy de tena sahirana tokoa andraso fa misy fikambanana mikarakara ny sahirana aty de aleo ngahy alefa ao! ha!ha!ha!
26. xxx
(
27/11/2007 01:40)
aza atao vendrana izy aloha satria tsy fantatrao izay ho ataony
avelao mba hiakatra ny tanora e, efa buldozera daholo ny eo aleo mba tanora sady TGV indray no hanandrana eo
dikan'izany dia manohana tanterak an'i Andry TGV ny tenako
avelao mba hiakatra ny tanora e, efa buldozera daholo ny eo aleo mba tanora sady TGV indray no hanandrana eo
dikan'izany dia manohana tanterak an'i Andry TGV ny tenako
27. naja1
(
27/11/2007 12:08)
reve:
nanja1: e! zany izy firenena matanjaka! ary enao zany marina tena tsy mahay an! to mampitovy ny voay sy ny liona,"hampanana ny tsy manana" io ve no mba resaka tian ngahy ho vohizina e? ntso nga zato izy de tena sahirana tokoa andraso fa misy fikambanana mikarakara ny sahirana aty de aleo ngahy alefa ao! ha!ha!ha!
Lay tanana amboarina milay be hay seho ivelany fotsiny fa ny ankamaronan'ny mponina ao mahantra velona sy miaina @ tsizarizary. zay ilay endrika ivelany fa poaka aty, zay ilay sary te ho izao ety ivelany kay ny tena fianany mahamenatra. Hay mahatsapa ihany hoe voay??? sady kely sy bitika, atsaharo ny discours politique sy ny voan-dainga aza mampanantena zvtra tsy ho vita rehefa te ho lany.Sahirana ny 80% n'ny Malagasy enga anie ianao sy ny fianakavianao ho isan'ny 10% tena migalabona sy liona kely.
28. ari.malala
(
27/11/2007 14:38)
reve, aviavy ery zato enao marina! moramora iany ary misotroa rano mangatsika tsara mints aloha sao tapaka lalandra am ts antony eo, resaka no atao ko miakapofona am ts antony tsss! sa voatohintohona ndray d romotra?:)
29. naja1
(
28/11/2007 08:04)
lasa ty ny fampielezan-kevitra,ny mahagaga dia toa anaovana ankivy @ endriny maro smhf ny TGV, fomba inona re ny toy izao e? Ngah mahatsiaro ho matahotra ihany hoe mety ho very seza? Avelao ny ol haneho ny heviny dia aoka ny vahoaka no hisafidy, raha tena mamimbahoaka ny TIM dia aleo halalaka tsara ny fifidiana.
30. reve
(
28/11/2007 18:42)
sanatria ny hiaka-pofona am resaka mapme ataonareo !ny aty ndray de vatolampy ampy hadihizana ry nama a! ra mbola ady hevitra politika ko no atao na resaka hafa tsy misy miala am nao zany eo e!:lol::D8)
31. potsikely
(
30/11/2007 11:50)
zao e!ilay izy tsy azo atao resaka be fa izao izay lany eo lany dia ho hitantsika eo!
32. kofbay
(
30/11/2007 19:15)
inona moa ny vitan-Drafalimanana talohan\'ny naha maire azy? nefa izao lazaina fa nahavita zavatra tao anatin\' ny 8 volana, koa nahoana no mipetraka ny fanontaniana hoe inona moa no mba vitan\'i Andry TGV ho an\'i Antananarivo? mandehana manketsy Ampasika, jereo io jet d\'eau eo @ rond point io fa miraraka sy misy fuite eraky ny arabe! atao hoe manatsara tanana, nefa toa manimba fotodrafitrasa, ohatra fotsiny io! Ny cooperation internationale dia ny mpanao sonia voafidim-bahoaka fotsiny no andrasany dia miraraka foana ny vola! Na rafaly na i Andry na i satrobory aza eo, rehefa voafidin-mahoaka dia manome fanampiana foana ny firenena matanjaka fa tsy misy izany hoe raha tsy i rakoto no teo na i rabe dia tsy nahazo vola t@ i Japon tsika ohatra. Ny an\'ny TIM dia lasa tsy hoe hanao izay hampanana ny vahoaka intsony ny tanjony fa izay hahazoan\'izy mianakavy toerana fotsiny! jereo fa tapitra manohana an\'ny TIM daholo ny fitondrana, ary vao teo i Rafalimanana no nilaza fa tsy handroso Antananarivo raha tsy miaraka @ fitondrana! izany hoe raha olon-kafa izany no lany eo dia tsy hiara hiasa aminy ny fanjakana fa higafy? satria mantsy isam-pokontany dia tsy maintsy misy TIM foana miborosy ny chef fonkotany, ka higafy izany ireo raha tsy lany eo Rafaly? Jereo I Ravalo, Veloma ry delestage, hoy i Lery, nesorina ny Ministry ny energie fa nosoloina an\'i Ramiaramana, dia ahoana? tsy afaka akory ny delestage fa vao maika nitombo nefa i Lery na tsy nahavita azy aza dia io nafindra any @ sport io indray! Nanakaiza ilay hoe lasantsy tsy maintsy hidina? t@ nilaza an\'izany angaha izy tsy nahalala fa ny cours international no mitondra an\'io, ka rehefa tsy nilatsaka ny lasantsy dia lazaina fa iraisam-pirenena io! toa mody tapena-maso @ zavatra ivelany fotsiny ny gasy, Zaridaina, jet d\'eau sns kanefa ny fotodrafitr\'asa prioritaire tsy rarahiana, jereo ny ambouteillage, ny rano miakatra rehefa fahavaratra, ny bas quartier! tenenina foana hoe f\'angaha ianareo Jamba no tsy mahita ny fiovana? ary ny fahatrana mitombo koa anga tsy hitanareo? JIRAMA nisondrotra 15%, ny vary efa 6500f/kg,ny menaka lasa 17500 ny Tiko, izay na izy aza tsy nahavita nampihena ny vokany!nankaiza daholo ireo vokatra nolazaina fa ahondran\'i Madagasika? toa tsy nisy vokany ho an\'ny vola miditra @ firenena akory? tsy havela hivarotra hanimasaka eny an-dalana ny gasy, fa tsy maintsy atao milay be daholo, dia ho aiza ireo tsy manana afa-tsy 1500 f hikaliana? satria tsy maintsy atao 15000 vao miverina ny masokarena, raha manana fond ilay olona? ary ny fiara raha vao latsaky ny 10 taona tsy mahazo manao taxi? kanefa raha olona manana fiara annee 98 (mbola vaovao izany ho an\'ny gays) ve hanao taxi? sa atao 40000f ny course @ zay miverina ny masokarenan\'ny sans plomb 95, huile moteur Total, ny usuren\'ny equipements electriques sy ny assurance? aiza ho aiza ny fanantaterahana ny DSRP, dia ho aiza hono ity MAP? Tandremo rankizy fa tsy izay manome bonbon akory dia tonton daholo, mety ho mpanolana koa io!
Mahaiza fotsiny mifidy fa anjaran\'ny tsirairay no manapa-kevitra e!
Mahaiza fotsiny mifidy fa anjaran\'ny tsirairay no manapa-kevitra e!
33. xxx
(
03/12/2007 14:15)
o ry reve sy tsemmachin merde tsy hay vakiana!> reveo ny tim ra revenla fa aza be fanalikana olona fa raha hifanalika afaka mamaly tsara ho anlahy koa ny olona!mbola tsy nanao ity ho soratako ity aho ka miala tsiny aminy moderatera mialoha sy ny olona manoratra mahay mifanaja tsy toa le reve sy lenamany tsemesmachin merde hoe:KINDINDREN IALAHY IALAHY!
34. kofbay
(
04/12/2007 19:34)
hitanareo ve ilay calendrier-n\'i Rafalimanana nozaraina t@ zay nividy Le quotidien? ireto avy ny sarin\'ny zava-bitany (hono): Bypass (financement-ny firenena japoney io, ary accord efa voasonia t@ andrond-Ratsiraka, ka izay milatsaka hofidiana dia milaza daholo fa izy no nahavitan\'io. ary Iavoloha-ambohimangakely angaha mbola an\'izay mairen\'Antananarivo ville?), Bassin, CSB, EPP (mbola financement-ny Japonais ihany ireo, ary afaka mangataka an\'io avokoa na association, na ONG, na commune: io ilay programa hoe Aide non-remboursable de petite taille izay mahatratra hatr@ 750.000.000 fmg, ary efa nahazo toa an\'io avokoa na tany manjakandriana, na moramanga, na soavinandriana ary na dia ilay ecole prive hoe Bel\'Avenir tetsy Itaosy aza! manantoana mihintsy etsy @ Ambassade du Japon etsy Isoraka dia mba manontania) saingy rehefa tonga ny propagandy dia lazaina fa nahavita an\'ireo daholo ilay olona, tsy nibata na biriky iray teo aza ireo milaza fa nanao azy ireo satria na ny orinasa ampanaovin\'ny Japon azy aza dia ny DAIHO Corp izay orinasa japonais ihany! Fa mba asaivo tanisainy hoe ny vola nampidirin\'ny commune raha hahavita na daba-pako mendrika iray aza? Ny mahantra any @ bas quartier foana no fitapitahana nefa hatramin\'izao ry zalahy mbola ghetto foana! inona no mba solution nomena an\'ireo ankoatran\'ny hoe trongiso hiala any daholo ireo trano hazo ireo fa ho avy ny vazaha sy afrikana fa mahamenatra! Gaga be za fa hatramin\'izay ny sahirana raha mividy menaka sy siramamy dia hoe tapaky ny fahefany, izao ireo efa mandeha @ sotro! Za mino fa tsy olona 1 akory no fototr\'io ka entina hanaratsiana an-draFaly, na Ra8 fa tena ekipa 1 manontolo mihintsy! ka na misy te hanao aza rehefa azon\'ny pression politika dia tsy hahavita na inona na inona foana!
calma copain a! ny jamba anie tsy ahatakatra mihintsy hoe inona no atao hoe lavaka raha tsy latsaka ao e!
calma copain a! ny jamba anie tsy ahatakatra mihintsy hoe inona no atao hoe lavaka raha tsy latsaka ao e!
35. Bol
(
06/12/2007 06:37)
Marina izany e! Ny anay rangaha TGV a! matahotra angaha le sasany dia atao zay hanaratsiana ny anay e! Le Fiara nampiditra 5è Vitesse @ MAP aloha tsy ahazo TGV mihitsy e! Zay e! Ny ahy tsy RAFALIMANANA no tsy tiako a! le TIM mihitsy sy ny pratikany isan-karazany no mankaleo! Sady hipokrity eo fotsiny! MOdy hoe manasoa ny vahoaka e! nefa raha ny fahitako azy zao dia ny 20% ny vola ihany reo lasa zaridaina reo fa ny 80% aza aiza o??
(Aleo atao hoe any @ fiangonana e)! Dia enao rehefa mbo tia hoe hanara maso dia any Antanimora manara maso hozizy!
ZANY VE DIA MBO MILAY ! OLONA TSY AZO IADIANA HEVITRA ANIE IREO E! INDRINDRA FA LE RAVALO IO! NY AZY IHANY NA DIA EFA MIVILANA AZA
(Aleo atao hoe any @ fiangonana e)! Dia enao rehefa mbo tia hoe hanara maso dia any Antanimora manara maso hozizy!
ZANY VE DIA MBO MILAY ! OLONA TSY AZO IADIANA HEVITRA ANIE IREO E! INDRINDRA FA LE RAVALO IO! NY AZY IHANY NA DIA EFA MIVILANA AZA
36. namana2008
(
07/12/2007 11:11)
eny oa ry teamryan. ze nahavita jet d'eau iany ny antsika e. tsy oe akory b ol eny atsonjombe d oe nahazo ol TGV. ita eo rapitso ze b kil e. na alarobia na Mahamasina. en tout ny anay 10mianaka ao atrano d lasan'i faly dolidoly d ambakan'ny an'ny fianakam's retraretra satri zahay manantena fa hisy jet d'eau ho vita tsy ho ela ndray ahafahanay maka sary revo atao mariazy. hihihi. d oe tany andafy zay natao mariazy. hihihihi
37. fetrakens
(
10/12/2007 11:01)
teamryan: aoka kosa klé mba mianara ihany e! fa tena tsy zany kosa aloha ny fanalavana an-lé V e!:{ :?:
38. tontavao
(
10/12/2007 14:54)
Vendrana ve dia mampatahotra anareo?
Mba aoka samy hifanaja fa tsy mety ny toy izao.
Aza asiana teny ratsy ny forum fa antsika rehetra izy ity.
Mba aoka samy hifanaja fa tsy mety ny toy izao.
Aza asiana teny ratsy ny forum fa antsika rehetra izy ity.
