Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 26/11/2007 12:35)
piano
http://www.dailymotion.com/video/xez36_canon-in-d-piano-version-by-abigail_life... tohiny
novalian'i xxx ny 17/07/2006 20:23
Jeankely ( 26/11/2007 12:30)
Tsy miala @ resaka foko i Tezitra fa nahoana?
Manampahaizana Prix Nobel des Merdes lasa andafy hono ka resaka foko sy fampiadiana foaoana no tian'i Tezitra vohizina. Tandremo fa na misy foko maro aza dia ny handrosoan'i Madagasikara ihany no zaha... tohiny
novalian'i reve ny 29/11/2007 17:24
Rakotofaly ( 26/11/2007 12:24)
finoana katolika
Manahoana daholo e! Izany hoe misy brochure(boky kely)iray nosoratana Zaïrois (Frère Jésuite) BAKAJIKA MUANA NKUBA mitondra ny lohateny hoe "RESCAPE DE L'ENFER" ary io boky io dia manenjika sy man... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:48
todisoa2 ( 26/11/2007 11:47)
coup de foudre
mba mila fanampiana zahay e. Au faite, j vdrai savoir oe cmnt kay le oe azon coup de foudre. N angatahinay d celui na celle qui venait tt juste d'avoir vécu le coup de foudre n mamaly.:oops::oops::oo... tohiny
novalian'i bozzy ny 21/12/2007 21:48
tezitra ( 26/11/2007 10:35)
le 19ème ethnie selon Ravalomanana
[b]ce sont les malgaches metis[/b], ils ne peuvent pas être candidats à l'election présidendielle (cf. la constitution 2007 de Ravalomanana) 1)sarkozy(france), barack OBAMA(USA), cohenbendit(al... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/12/2007 10:42
niryna ( 26/11/2007 09:30)
Misalasala ve hianao?Minoa an'i kristy fa mamaly vavaka Izy
Ho antsika ray aman-dreny sy ireo olona very fanantenana no hilazako ity ho vavolombelona fa mamaly vavaka foana Atra na rahoviana izany na amin'ny inona izany.Ny tadiaviny amiko sy aminao ihany dia n... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:27
toky77 ( 26/11/2007 08:32)
ry maria o , mba tantano ny dianay
hira katolika le izy de misy hoe :ry maria o, mba tantano ny dianay; arovy re fa zanakao zahay. dia saika mba hangataka ny tonony fa tsy ao anaty fihirana hasina lay izy... tohiny
novalian'i ttiavina ny 29/11/2007 05:42
Rakotofaly ( 26/11/2007 07:44)
sakafo andavan'andro ara-pahasalamana
Miarahaba antsika rehetra izay miserasera eto, Mba miangavy an'izay olona mahay momban'ny sakafo aho na koa olona manana traikefa momba izany ka afaka hanome karazana menu izay afaka hoarahina isan'a... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 12:33
Lisano ( 26/11/2007 07:11)
Ho Any Mananjary
Slt dahol e , mba hangataka ny tonon'io hiran'i LOLO sy ny Tariny io raha misy e ; de misaotra (Lohateny :HO ANY MANANJARY)... tohiny
novalian'i sarobidy ny 26/11/2007 09:52
niryna ( 26/11/2007 05:44)
Inona no tanjona tiana atao amin'ny fiainana?
Mety samy manana faniriana na tanjona tiana atao angamba isika rehetra. Diniho kely hoe ,vitanao ve ilay izy na ilay tanjona mba nirianao? Faly ve hianao amin'ny toerana izay misy anao amin'izao fot... tohiny
novalian'i niryna ny 02/12/2007 07:09
badouda ( 26/11/2007 00:27)
SARY FANAMPINY Soirée 24/11/07 SERASERA
Sary nataoko ho an'ireo namana tsy hafaka mikorana taminay http://picasaweb.google.com/badoda.vv Ho fanampin'ny Blaogy nataon'i Tess http://tahirintsarynamana2007.skyrock.com/ Ireo izay namana haf... tohiny
novalian'i kenza ny 07/01/2008 08:58
tess ( 25/11/2007 23:19)
blogy (anniversaire serasera 24-11-07
Ity aza ilay blogy mirakitra tahiritsary sovenira e! tsy ankanonona ps kôm d'ab an! dia izay manana sary dia afaka ampidirina ao fa omena fotsiny ny mots de passe....Ireo ihany no sary taty amiko, ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2007 20:28
xxx ( 25/11/2007 13:46)
volo manify sy be angadrano misy vahaolana
Manaona dôly! raha misy probléme volo ianao tady ho sola, miongotra be sy be angadrano dia manorata @ ty adresse ko ity fa misy produit mandatitra be! n.miarina@yahoo.fr mandrampitafa ô! ... tohiny
novalian'i tendry77 ny 06/12/2007 15:39
xxx ( 25/11/2007 13:42)
volo simba misy vahaolana
Manaona dôly! raha misy probléme volo ianao toy ny hoe tapatapaka, miongotra be sy be angadrano dia manorata @ ity adresse ko ity fa misy produit mandatitra be! n.miarina@yahoo.fr ... tohiny
novalian'i bichette ny 26/11/2007 14:59
xxx ( 25/11/2007 13:40)
volo simba misy vahaolana
Manaona dôly! raha misy probléme volo ianao toy ny hoe tapatapaka, miongotra be sy be angadrano dia manorata @ ty adresse ko ity fa misy produit mandatitra be! n.miarina@yahoo.fr ... tohiny
novalian'i rialy18 ny 29/01/2018 08:03
booboo ( 25/11/2007 07:41)
soirée Namana serasera ( Paris )
Alohan'ny hamonjena fandriana dia tsy mety raha tsy manoratra kely : - Faly nifanabe maso t@ zay hita tany : reo zay efa fahita t@ fihaonana taloha, reo zay vao sambany hitako tarehy. Boooobaka bee... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2007 21:39
dokotany ( 25/11/2007 07:24)
nahoana no mifikitra mafy tsy iala ety an-tany ny olombelona
Na mahantra na manankarena na bodista na kristiana na .... dia hotriny tsy mahafoy ity tany ity daholo. Ao ny mikarakara sy mitandrintandrina vatana mafy mba ho ela velona. Ao ny mahasahy mandany vo... tohiny
novalian'i soanja ny 01/12/2007 21:02
piste ( 24/11/2007 23:09)
Natokana ho an'iza ilay Famonjena nentin'i Kristy
Manararaotra @ izao fetin'i Kristy Mpanjaka izao( au moins les Cathos), ka lasa ihany ny saina : Voalaza fa i Kristy ilay Mpanjaka hanavotra an'izao tontolo izao @ jiogan'ny fahotana. Ka ahoana ary ... tohiny
tsimiandravola ( 24/11/2007 19:46)
Ny vola no hozatry ny ady
Arahabaina daholo indray ny mpisera! Ny NT dia manatsidika zava-nisy ombieny ombieny.Zava-nisy mikasika ny Mesia ,sy ireo andiana Zelota (Boanarjesy),izay mpiara-dia sy mpandroba niaraka taminy. ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/12/2007 06:08
karinah ( 24/11/2007 17:27)
Volo ngita: mila fanampiana!!!!
miarahaba ny rehetra, manana olana aho mikasika ny fiovan'ny voloko..:?:-D:-D ; taloha ny voloko, malama, sy mangirana ary manifinify tsy marobe, ary tena tsotra, nony fipetrahako teto france (7taona... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 26/05/2015 18:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3532