Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
28/11/2007 17:01)
Fiangonana sy fasana
Inona kay no hitovizan'ny trano fiangonana sy ny fasana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2007 22:39
xxx
(
28/11/2007 16:19)
separation
Slt.
Mon copain me quitte pour qlq1 d'ôtre, il m'a dit sincèrement qu'il ne m'aime plus,qand je l'envoi un message il m'a plus repondu,ni ô tel.qe dois-je faire...
tohiny
novalian'i meva2 ny 05/12/2007 09:20
xxx
(
28/11/2007 15:29)
paralysie faciale (indrindra ho an'ireo mahalala azy)
mba ombay mitady, tena mila fanampiana fa mijaly
efa nanao kiné, fanafody marobe, fa mbola miverina foana ity aretiko ity
mba mangataka amin'ireo izay mahafantatra hoe inona no mety ahafaka azy tan...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/12/2007 09:21
lunety
(
28/11/2007 14:11)
amoureuse kofa tsy mbola hita, ahoana atao?
:(za reto a misy toa nitombée amoureuse na kofa tsy fantatro fa @phone foana zahay no miresaka
ny blem d zao: :oops:za efa manan-janaka 2, tsy misy blem @resaka coupleko (na sexe io na fitiavana)
...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2008 12:12
Jeankely
(
28/11/2007 13:56)
Ny mpanaratsy no milaza saropiaro @'i Madagasikara fa ahoana
Rehefa sasatry ny mitanisa ny fahoriana sy ny fahavoazan'i Madagasikara ry Tezitra dia izy indray no mampitandrina ny vahoaka Malagasy. Ny anareo jerena ary ataovy izay ahasoa azy. Rehefa lafo sy voav...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/12/2007 10:38
tsiafoi1
(
28/11/2007 13:02)
bon annif Kolyh
Ho feno ny fahasoavana rehetra njiko de ho tahin'Andriamanitra @'ny andro ho avy rehetra; Mazahoa zay irina rehetra ka mahasoa. Ary idd mazahoa vady tiana sy hiadanana! bisous(l)(l)(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 01/12/2007 06:18
shoups
(
28/11/2007 10:42)
Tia foana
Manao ahoana daholo!
Mangataka ny tonon'ilay hira oe 'Tia foana' an'i Bodo sy Poopy
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i shoups ny 03/12/2007 12:18
tezitra
(
28/11/2007 10:24)
LE PADESM, COMONWEALTH, LE TIM
Madagascar veut rentrer dans le commonwealth:
[quote]http://lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&task=view&id=27416[/quote]
Sur cette histoire 3 choses à dire :
1)la candidature de...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/12/2007 15:30
DotMG
(
28/11/2007 10:15)
Fomba tsotra sy mahomby handresen'ny Barea an'i Drogba
Mandeha be mihitsy ny resaka hoe tsy ho resy hono ny Côte d'Ivoire @ lalao fifanintsanana Mondial 2010 sy can 2010. Ity nefa fika tsotra, disposition an'ny joueurs, izay assuréko fa hahitana fandres...
tohiny
novalian'i DotMG ny 29/11/2007 05:40
xxx
(
28/11/2007 09:26)
Mandalina sa manakatra ?
Misy heviny roa mazava ireo teny Malagasy ireo:
- Ny mandalina dia ho an'ny siansa sy fandratoam-pahaizana
- Ny manakatra kosa dia eo amin'ny lafiny Finoana. Mila manakatra ny hevitr'Andriamanitra...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2007 21:10
cielbleu
(
28/11/2007 08:53)
mitady billet mora
manana tetikasa ho any madagascar aho ka mitady billet mora pour le 22 dec 2007 juskà 02 janv 2008 mba omeo valiny e! de mitady voiture hovidina na hofaina mora koa...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 05:43
Valala
(
28/11/2007 04:58)
bon annif Ari.malala
Bon anniversaire akia njy ry ari.malala d enga anie hombampahasoavan'Andriamanitra hatrany ianareo mianakavy kely,mirary soa sy fahasalamana ho anjy.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/12/2007 11:35
NathanScott
(
27/11/2007 23:35)
HH gasy
Mba ahoana no fahitanareo avy any ivelany ny RAP GASY?
Tsara v sa ahoana?
inona no hitanareo fa mila fanamboarana?
Iza no rappeur gasy tena fantatrareo?
Big UP...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 10/12/2007 11:37
tsimiandravola
(
27/11/2007 22:29)
Jesoa tsy nety hatao Mpanjaka ,fa nitsoaka?
Jean 6:15 Et Jésus, sachant qu'ils allaient venir l'enlever [b]pour le faire roi[/b], se retira de nouveau sur [b]LA[/b] montagne, lui seul.
Mba fantatsika ve ny tena antony nitsoahany?
NB: La ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/12/2007 02:22
xxx
(
27/11/2007 21:36)
"oelioscopie" sy "hystéroscopie"
Manahoana daholo mba mitady temoignage zay efa nanao anireo zavatra anakiroa reo misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i xxx ny 30/11/2007 20:06
charllotte
(
27/11/2007 20:29)
ce koi l amour propre
si on est sincere,honette,fidele les gens il disait ke mechante,n est pas gentille et si klk1 avoire des chantiments,belle, les gens il disait ke ce parfaite.
je ne comprend rien ce koi excatement le...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/12/2007 09:26
niryna
(
27/11/2007 18:30)
Fandaingana
Inona tokoa no mahatonga ny olona tia mandainga e?
Ataovy hoe nandainga aho androany,dia inona no mitranga aorian'iny?
Misy anarana maro hilazana azy :ao ny hoe ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 05:15
niryna
(
27/11/2007 18:14)
Fanalefahana tanana sy fiarovana azy
Raha azo atao angamba ny mampiasa ny tongotra dia aleo io no atao.Ny tanana dia miasa tsy mitsahatra ka na dia ny manasa vilia lava fotsiny aza dia mety manimba azy.
Mahita toro-hevitra ve hianao hia...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/12/2007 06:49
ikaretsaka
(
27/11/2007 17:52)
Homeopathie
fa maninona tokoa kay (inona ny antony) mahatonga ilay heo tsy hazo raisina 2 tanana ireny granules ireny?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 29/11/2007 19:03
zanmal
(
27/11/2007 16:07)
mangataka hira
jeneraly:
francoise
sy hafa...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/11/2007 22:34
