Izaho dia vao 2 mois no nanao ilay hoe hystérescopie: asaina mandro ianao @ bétadine , hatreo @ tenda ka hatrany @ faladia (ny loha tsy atao)dia avy eo miditra ao @ chambre fanaovana azy, dia avy eo misy appareil atsofoka any @ vagin dia jeren'ny dokotera eo @ écran ny zavatra miseho ao.
Tsy maharary ny ampidirana an'io fa sokafana @ spéculum dia mitsofoka any ilay appareil. Ny oelioscopie dia tsy haiko. Dia hitany eo raha tsy maintsy handalo fandidiana ianao na tsia @ izay aretina jereny ao.
misaotra betsaka anareo fa tena manana namana tokoa ts zany fa zah manko atao anireo zavatra reo de miditra bloc hono ka zay no tsy azoko miditra hopital ny veille mintsy zany de hampitaiko aminareo eto ihany oe nanaona ny tohiny fa samy ho tahian'ny Tompo e .