Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsikilava ( 01/12/2007 07:21)
Fangatahana hira
Hono ho'ah, azonareo mba omena ve ny tonon-kiran'i Jeneraly hoe"Zany vehivavy izany" azafady? tsikilava.... tohiny
niryna ( 01/12/2007 05:35)
Arabe misy lolo mipoitra ka maty na maratra ny olona?
Nisy mpitondra fiara nandalo teo amin'ny tanana izay lazain'ny olona fa misy lolo.Tafakatra teny ambony dongo-tany kely hono izy.Hay ilay izy fasana ary tsy dia avo anefa. Nivadika ny fiara ary vaky ... tohiny
novalian'i rakapy ny 15/12/2007 04:35
ainavola ( 01/12/2007 03:41)
tantaran'ny fiangonana
Ny tantaran’ny fiangonana tantara tsy mba fanadino milaza mantsy ny katolika fa izy irery no fiangonana nahorin’i Jesoa, lazainy fa manejika azy raha vao misy olona milaza ny marina lavalava izy i... tohiny
novalian'i prime ny 27/12/2007 08:33
bazylou ( 30/11/2007 23:17)
tsy ratsy
kosa i Milay Rajoelina an!! sady izy tsy TGV fa ICE:-D:-D... tohiny
novalian'i vale ny 05/12/2007 16:22
bazylou ( 30/11/2007 23:14)
i hebdo de mada
tamin'ny ity semaine ity dia nanome chiffre fa 50%n'ny gasy hono tsy manana WC..:wink::wink: Misy fandrosoana ve izany ??:-/:-/... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 11:53
fijo ( 30/11/2007 22:36)
voninahitra hoan'andriamanitra
ny mpino rehefa mivavaka dia matetika mangataka.ny protes no tena itako fa za tsy mbola tany amin'ny katolika. "tompo ô,homeo anay ny ....andriamanitra ô ataovy..izahay"sns. dia rehefa sendra mi... tohiny
voara ( 30/11/2007 16:45)
mba mila hevitra fa ho avy ny fety
bjr daholo ,saika mba hanotany raha mba misy mahafantatra ,na mahatsiaro .nisy pub zay teto noresahana ,izy io oh:magasin mivarotra sakafo sy ny sns ,de za aty france mikomandy le entana de aterindreo... tohiny
novalian'i voara ny 03/12/2007 15:32
sipagasy ( 30/11/2007 16:39)
BOMBS
mmhh inona aza io ôôô Tongava ato dia ho hitanao e!!!! http://www.bestofmalagasyblogs.com/?page_id=30 Aza misalasala mampifaninana izay takelaka tianao e! na @ teny mahagasy na @ teny vahiny... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 11:44
niryna ( 30/11/2007 15:51)
Toetra tsara sy ratsy misy fanafany ve ?
Samy manana toetra ratsy na tsara avy isika rehetra fa arakarak'ilay izy no mampibahana azy kokoa ao amintsika.Ny tsara moa dia efa tsara izany izy ka mila tohizana sy hampitomboana hatrany ,ilay rats... tohiny
niryna ( 30/11/2007 15:29)
Enim-bolana,telo ary iray andro sisa,inona no ataonao?
Raha ohatra ,sanatria ity an ka hoy ny dokotera aminao hoe enimbolana sisa no fetr'andro hiainanao fa tsy voatsabo intsony ity aretina ity,telo,iray volana ,indray andro sisa ,ora vitsivitsy ary minit... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 03:09
niryna ( 30/11/2007 15:03)
Ny cancer:antony,fomba atao sy ny tsy tokony atao.
Marobe ny aretina izay mahazo antsika olombelona,ankehitriny dia hisaorana an'Atra fa maro ireo mpitsabo izay nahazo hery hanadihady ny aretina maro samy hafa.Vitsy ihany ny hoe maty tampoka.Taloha to... tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2007 07:34
niryna ( 30/11/2007 14:49)
Mangalatra.
Tena efa reraky ny fiainana ny olona ka rehetra tratrany ireny mpangalatra ireny dia ataony mahita faisana tokoa. Inona no efa hitanao nataon'ny hafa azy ireny? Izaho efa nahita toerana aty amintsika... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 07:09
niryna ( 30/11/2007 14:42)
Fanavahana:toerana,fomba,ahoana,vahaolana
Hatramin'izay toerana nandehananao na hitanao na vaovao renao teto an-toerana izany(dago ) na tany ivelany.Inona no fanavahana hitanao faran'izay ratsy indrindra ary no nahatonga izany sy ahoana no na... tohiny
novalian'i niryna ny 02/12/2007 05:46
baraingo ( 30/11/2007 11:38)
lavin'sipa
mbola mi insista sa on laisse tomber. aôna ny hevitr'lisany, de ato matotra nvaliny... tohiny
novalian'i jiolah ny 21/01/2008 09:07
marcocofa ( 30/11/2007 10:40)
sary
slt saika ampiditra sary ny tenako nefa tsy tafiditra inona no atao... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 14:41
miam55 ( 30/11/2007 10:06)
mba zarao
Ry akama, Mba zarao aminay hoe ny vetsoponao miafina na fitiavana :* na adalàna :twisted: na izay tsy ambarambara (telo) na izay rehetra mety azonao ambara momba ny fiainanao mety hampihomehy :lol::... tohiny
miraymel ( 30/11/2007 08:33)
afenina
Afenina:!: Raha handeha ianao izao Ka ilaozanao eto aho Raha avelanao irery Dia hangina aho tsy hiteny Ka ny ho avy hatrehiko Raha tsy ho eo intsony ianao Ambom-po no asehoko Amin'izay tsy... tohiny
novalian'i miraymel ny 02/12/2007 05:26
honooree ( 30/11/2007 07:46)
hiran'Ny ainga. Revinay roa (02)
slt daholo eh! mba mangataka ny revianay 02 iny ze manana eh! miotra betsaka oh!... tohiny
novalian'i belaza ny 02/12/2007 09:41
saho ( 30/11/2007 07:15)
Vary gasy mena avy any mada
Ciao daholo, hono oan! Ny vary rehetra manerana ny asie eto aminay dia tena tsy misy pitika izany hoe aom-bary izany. Nahazo vary gasy mena avy any mada aho ary dia nataoko tao anatin'ny fitoerambary... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 12:34
niryna ( 30/11/2007 06:10)
Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?
Amiko,ny antony andehanako any am-piangonana dia hidera sy hisaotra an'i Jehovah fa mbola nomena andro aho hiainako hiderako ny anarany ,fa mandrakizay ny famindram-pony. - nitaraina tamin'i Jeho... tohiny
novalian'i niryna ny 15/12/2007 06:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6785