Enim-bolana,telo ary iray andro sisa,inona no ataonao?
1. niryna
(
30/11/2007 15:29)
Raha ohatra ,sanatria ity an ka hoy ny dokotera aminao hoe enimbolana sisa no fetr'andro hiainanao fa tsy voatsabo intsony ity aretina ity,telo,iray volana ,indray andro sisa ,ora vitsivitsy ary minitra iray.
Misy azonao atao ve amin'izany fotoana omeny anao izany? Inona? dia tena mino ve hianao fa izay ilay andro ?
Nisy ramatoa voan'ny cancer ary tsy sitrana intsony ilay izy.Sarotra taminy ny hilaza izany amin'ity zanany kely ary dia naka mpanao video ireny izy ary nolazainy an-tsary daholo ny momba azy sy ny toetran'ity zanany,ny fitiavany azy,ny tokony ho ataon'ity zanany rehefa hatrizay ka lehibe izy.Tonga tokoa ilay fanaovana film ary teo vao tonga saina sy voton'alahelo mafy ity rangahy vadiny fa tena andao azy mianakavy ity vadiny.Vita soa amantsara ilay fanaovana video,tanteraka ny fanirian'ity ramatoa, fotoana vitsivitsy taty aoriana maty izy:cry:

novalian'i niryna ny 01/12/2007 03:09
2. ikaretsaka
(
30/11/2007 15:34)
dia miandry koa... manomantsaina sy fanahy, ary vatana,
Efa teo aho no niala, fa diso hono ny convocation:wink:
tsy misy hafa @ voaheloka ho faty ihany io, sy ny inty aho iraho aho...
zahay mao nanao voeux d'obedience koa! misy antony be izany
Efa teo aho no niala, fa diso hono ny convocation:wink:
tsy misy hafa @ voaheloka ho faty ihany io, sy ny inty aho iraho aho...
zahay mao nanao voeux d'obedience koa! misy antony be izany
3. Fody
(
30/11/2007 16:10)
zahay mao nanao voeux d'obedience koa! misy antony be izany
Dia inona no idiran'io eo zao?
Saika hiteny aho hoe: diniho ihany izay lazaina, hay moa ka efa voadinika tsara.
Tsy misy marenina mihoatra ny minia tsy maheno, nefa maheno; tsy misy jamba mihoatra ny minia tsy mahita, nefa tsy jamba; ary tsy misy ratsy mihoatra ny minia manota, nefa mahalala ny tsara.
Ka amiko ny fahalalana ny andro sy ora hafatesana dia fahasoavana manokana, na dia mety hiteraka angoisse aza izany eo am-pahalalana azy amin'ny voalohany.
4. ikaretsaka
(
30/11/2007 16:31)
obedience @ andriamanitra fa tsy le ary ampiangonana eritreretin'i fody....
aza alefa lavitra!
aza alefa lavitra!
5. ikaretsaka
(
30/11/2007 16:38)
euh.. mba eritreritra ny ahy an
azafady an...
tsy azoko ny tianao ambara eo.. dia saika hametraka fanontaniana aho...
ilay condamnee a mort ireny koa izany "fahasoavana manokana"? ireny manko mahafantatra hoe @ zao izay no hovonoina...
Raha resaka survivant indray ary, le hoe efa tsisy fika ohatran'ireny coma elabe ireny no velona indray.. dia ahoana?
Ka amiko ny fahalalana ny andro sy ora hafatesana dia fahasoavana manokana, na dia mety hiteraka angoisse aza izany eo am-pahalalana azy amin'ny voalohany.
azafady an...
tsy azoko ny tianao ambara eo.. dia saika hametraka fanontaniana aho...
ilay condamnee a mort ireny koa izany "fahasoavana manokana"? ireny manko mahafantatra hoe @ zao izay no hovonoina...
Raha resaka survivant indray ary, le hoe efa tsisy fika ohatran'ireny coma elabe ireny no velona indray.. dia ahoana?
6. niryna
(
30/11/2007 16:56)
ikaretsaka:
dia miandry koa... manomantsaina sy fanahy, ary vatana,
Efa teo aho no niala, fa diso hono ny convocation:wink:
tsy misy hafa @ voaheloka ho faty ihany io, sy ny inty aho iraho aho...
zahay mao nanao voeux d'obedience koa! misy antony be izany
dia miandry fotsiny amin'izao ve ? :D
Teo ahoana ry ika?
dia inona no nataonao?
Inona izany voeux d'obedience izany ?
misaotra mialoha
7. Fody
(
30/11/2007 16:56)
Tena fahasoavana manokana tokoa na dia fanamelohana ho faty aza, satria tsy maro no mahalala ny ora hahafatesany.
Ilay faontaniana manaraka ny hamaliako azy dia hoe: mahalala ve ilay olona ho faty sa tsia? Satria samihafa ireo. Raha efa nahalala ny hahafatesany izy nialohan'ny coma ela be dia hafa izay, fa raha mbola tsy nahalala kosa dia hafa koa izay.
Ity misy valin-tenin'i Basile tamin'ireo mpanenjika azy, nisy nandefa teto dia averiko fa misy ifandraisany amin'ny lohahevitra ihany.
« — Parce que la confiscation ne peut atteindre celui qui n'a rien, à moins que tu n'aies envie de ces vêtements usés et de quelques livres, qui font toute ma richesse. L'exil ne m'effraie pas davantage : je n'appartiens à aucun lieu : cette terre où je suis n'est pas mienne; en quelque pays que je sois mené, j'y serai chez moi. Pour mieux dire, je sais que toute la terre est à Dieu, et je me considère partout comme un étranger et un pèlerin. Quant aux tourments, ils ne m'importent guère : mon corps est si frêle, que le premier coup l'abattra. La mort me sera un bienfait : elle m'enverra plus vite à Dieu, pour qui je vis, que je sers, pour qui je suis déjà à de mi mort, et vers qui j'ai hâte d'aller.
9. ikaretsaka
(
30/11/2007 17:02)
niryna:
dia miandry fotsiny amin'izao ve ? :D
Teo ahoana ry ika?
dia inona no nataonao?
Inona izany voeux d'obedience izany ?
misaotra mialoha
miandry sy mahatoky koa: ohatra hoe rehefa alainao izao aho Tompo de ty aho dia avelaho ny fahotako dia ento any aminao aho (io le obedience lazaiko an'i fody) raha mbola tianao hiasa eto an-tany aho fa misy tsy ampy ny nataoko taty dia vonona koa aho... ito aho dia ataovy ze tianao atao!
Teo ahoana? ...survivor aho no niala fa ny ahy tsy cancer fa zavatra hafa, Herintaona lasa izay.. jour pour jour!
10. niryna
(
30/11/2007 17:03)
Fody::roll::D
zahay mao nanao voeux d'obedience koa! misy antony be izany
Dia inona no idiran'io eo zao?
Saika hiteny aho hoe: diniho ihany izay lazaina, hay moa ka efa voadinika tsara.
Tsy misy marenina mihoatra ny minia tsy maheno, nefa maheno; tsy misy jamba mihoatra ny minia tsy mahita, nefa tsy jamba; ary tsy misy ratsy mihoatra ny minia manota, nefa mahalala ny tsara.
ka indraindray anie tsy an'ny tena ny lelo ka hainy ny manisy e.:P
Ka amiko ny fahalalana ny andro sy ora hafatesana dia fahasoavana manokana, na dia mety hiteraka angoisse aza izany eo am-pahalalana azy amin'ny voalohany.
mitovy hevitra amiko koa hianao,ny ahy indray dia vao maika aza aho hisaotra an'Atra be be kokoa,hangataka famelan-keloka,hamela heloka izay noheveriko fa nanao ratsy tamiko, sy nanaovako toetra ratsy.
Saingy tsy mihonina amin'ny tenin'ny dokotera aho fa vao maika miady mafy amin'ny fivavahana,miandrandra ny anarany fa any amin'Atra irery no fanalahidin'ny andro hiainako,tsy tonga dia mihonona aho fa mivavaka,mandeha amin'ireny fiangonana fametrahantanana sy manasitrana ireny.Mino Azy tanteraka fa mbola manao fahagagana Izy."Moa misy zavatra sarotra amiko va hoy ny Tompo" (with God,everything is possible)izay tsy takatry ny saintsika,ary io no zavatra lehibe amin'ny maha-kristiana,ilay fananana fanantenana raha miaraka aminy.
11. niryna
(
30/11/2007 17:04)
ikaretsaka:
obedience @ andriamanitra fa tsy le ary ampiangonana eritreretin'i fody....
aza alefa lavitra!
dia ahoana,velabelaro kely hoe ika azafady e.:wink:
12. ikaretsaka
(
30/11/2007 17:04)
Ilay faontaniana manaraka ny hamaliako azy dia hoe: mahalala ve ilay olona ho faty sa tsia? Satria samihafa ireo. Raha efa nahalala ny hahafatesany izy nialohan'ny coma ela be dia hafa izay, fa raha mbola tsy nahalala kosa dia hafa koa izay.
ary raha ao anatin'ilay coma izy no any @ subconscience (ilay lazain'ny gasy hoe miady aina) no nitrangan'io?
13. niryna
(
30/11/2007 17:12)
ikaretsaka:
euh.. mba eritreritra ny ahy an
Ka amiko ny fahalalana ny andro sy ora hafatesana dia fahasoavana manokana, na dia mety hiteraka angoisse aza izany eo am-pahalalana azy amin'ny voalohany.
azafady an...
tsy azoko ny tianao ambara eo.. dia saika hametraka fanontaniana aho...
ilay condamnee a mort ireny koa izany "fahasoavana manokana"? ireny manko mahafantatra hoe @ zao izay no hovonoina...
Raha resaka survivant indray ary, le hoe efa tsisy fika ohatran'ireny coma elabe ireny no velona indray.. dia ahoana?
ilay condmnee dia tsy manaiky an'ireny aloha aho satria ny tenin'Atra no manambara fa na mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala...a condition ka mivavaka sy mangataka famelan-keloka aminy isika.Tsy mihoninana na mitsimpona ilay teny dia mamadika azy amin'ny tsy tokony ho izy akory.:wink: Rehefa izay moa ny lalana tian'ilay firenena fa hampahendry ny hafa dia azy izy izany,ny vatan'ilay olona no maty,nijaly sy nitondra faisana vokatry ny ratsy nataony ,fotoana fohy ilay izy saingy raha nibebaka sy nangataka famelan-keloka tamin'Atra izy talohan'ny ahafatesany dia voavela ny helony.
Ilay coma indray dia izany no antony hitoriantsika ny tenin'Atra isan'andro isan'ora,izany no antony hivavahana isaky ny mahatsiaro tena mba ho voavonjy ny fanahintsika.Izay no maha olombelona ny olombelona,mbola misy fanahy velona aorian'ny fahafatesana ka na isika hiaraka amin'Atra ,une fois nanaiky Azy ho Tompo sy Mpanavotra na isika nihenahena fa tsy misy Atra dia tsy manao na inona na inona fa efa maty sahady ny fanahintsika na dia tsy mbola maty aza ny vatana:arrow: very ary dia mijaly mandrakizay.
Atao hoe tsy misy izany fa fandrembirebena ka raha asiana mifidy dia aleoko aloha mino aho toy izany ho very e.
14. ikaretsaka
(
30/11/2007 17:56)
ka efa condamnee aza izy ry niryna ko.. mety tsy mino an'A/tra ilay ni condamner azy..
fa za koa tsy manaiky nefa akory atao:roll:
mampikonfesy sy manao ministera sy rekonfortera sisa no atao
misy na coma aza manaiky ny Tompo izy fa voatendry ho lasa "a cote " dia maty ihany
(a cote=ilay fiainana hafa)

15. niryna
(
30/11/2007 18:02)

ie,marina tokoa izany.Hitanao ireny polisy ireny rehefa retraite? Matahotra ny hivoaka fa toa mieritreritra ny misy mpanenjika foana izy,sady tsy manana basy hiarovana fotsiny.
Iny mpi-condamner iny no hiaran'ny hatezeran'Atra.:twisted:
17. Fody
(
30/11/2007 20:17)
Raisiko kely ilay hoe: Fanekena nolazain'i ikaretsaka ery ambony ery, satria io no tsy mampitovy antsika ry nyrina.
Ho ahy rehefa nolazain'ny dokotera aho fa ho faty afaka 1volana, na roa andro...
Ny zavatra hataoko dia tsy handeha hitady fanasitranana etsy sy eroa ohatra ny nataonao io.
Voalohany: miezaka ny hanaiky izay zavatra izay aho aloha, ary mangataka amin'Andriamanitra mba hahay handray an'io tranga iray tsy maintsy hiseho io. Amin'izay no hanaovako ilay vavaka hoe: "Ray ò, esory amiko ity kapoaka mangidy ity, nefa aoka ny sitraponao no ho tanteraka fa tsy ny ahy... Ray ò! apetrako eo an-tananao ny fanahiko"...
Faharoa: Raha maty amin'io daty voatondro io aho dia tsy hampaninona ahy izany satria hanafaingana ny fahazoako izay nampanatenaina ahy: La mort me sera un bienfait : elle m'enverra plus vite à Dieu, pour qui je vis, que je sers, pour qui je suis déjà à de mi mort, et vers qui j'ai hâte d'aller.
Raha ohatra kosa ka tsy mbola sitrak'Andriamanitra ny hahafaty ahy amin'io fotoana io, dia tsy hampaninona ahy koa izany, fa hotohiziko izay efa natomboko hatramin'izay.
Amiko ny fangatahana fahasitranana etsy sy eroa, dia midika ho tsy fanekena ny sitrapon'Andriamanitra. Ny tsara dia ny manaiky fa marina izay voalazan'ny mpitsabo (raha mandainga izy, na diso dia azy izany), ary ny manaiky koa fa matoa io voalaza dia izay no sitrak'Andriamanitra. Ny tokony handehanan' ny saina sy ny fo amam-panahy dia ny hoe: ahoana no hiantrehako an'ity ora farany ity...
NB: Hafa izy raha ohatra ka aretina mbola misy fanafany hadisona amin'izay raha tsy hitsabo tena.
Misaotra!
18. fijo
(
30/11/2007 20:46)
a mort me sera un bienfait : elle m'enverra plus vite à Dieu, pour qui je vis, que je sers, pour qui je suis déjà à de mi mort, et vers qui j'ai hâte d'aller.
manaporofo fa olona tsy miaina eto fa efa manonofy ny hiala haingana;ny olona tsy nahita soa teto an tany no milaza toa io.
raha izaho no lazaina hoe 1 volana sisa,dia manao fety foana aho mandrapahatongan'izay hora izay;hifaliako izay andro sia mbola eo

19. pissoa
(
30/11/2007 21:23)
Fijo mitsimpona :-D:-D:-D
manao izay hahafahana manoratra fotsiny hoe manonofy e bla bla bla dia tsy te hamaky na handray hatramin'ny farany izay lazain'ny hafa !!!
manao izay hahafahana manoratra fotsiny hoe manonofy e bla bla bla dia tsy te hamaky na handray hatramin'ny farany izay lazain'ny hafa !!!
Raha ohatra kosa ka tsy mbola sitrak'Andriamanitra ny hahafaty ahy amin'io fotoana io, dia tsy hampaninona ahy koa izany, fa hotohiziko izay efa natomboko hatramin'izay.
20. fijo
(
30/11/2007 21:26)
tsy i fody no teneniko eto,fa le nilaza io teny io ry pissoa an,lery fantako fa mbola te hanandrana hampiasa fimailo