Arabe misy lolo mipoitra ka maty na maratra ny olona?
1. niryna
(
01/12/2007 05:35)
Nisy mpitondra fiara nandalo teo amin'ny tanana izay lazain'ny olona fa misy lolo.Tafakatra teny ambony dongo-tany kely hono izy.Hay ilay izy fasana ary tsy dia avo anefa. Nivadika ny fiara ary vaky ny varavarankely sy nandeha ra ny tanany.Niantsoantso ny olona afaka fotoana fohy ary tonga daholo ny fokonolona teo amin'ilay tanana.Ny tenin-dry zareo voalohany dia hoe maty ve izy?
Rehefa niandry fotoana adin'ny roa teo izy dia nandeha ny resaka ary nisy nilaza hoe misy lolo ity arabe ity. Toa niverina hono izy dia nanipy vatomamy ary niteny hoe "avelao ny velona ho an'ny velona,ary ny maty ho an'ny maty fa aza mifanadala."
Misy mahafantatra ve hianareo hoe fa maninona no anaterana vatomamy ilay fasana ary maninona izy no miteny izany teny izany?
Tsy sahy nanotany aho aloha fa izy aza mbola natahotra ka ela vao tonga saina,saiky maty daholo hono izay olona mandalo amin'ilay tanana misy lolo ny arabe.
Misaotra mialoha
Misy mahalala ve ny antony?

novalian'i rakapy ny 15/12/2007 04:35
2. sarobidy
(
01/12/2007 06:54)
za manokana aloha efa betsaka ny toerana nahenoako mitovitovy @ tantarain'i niryna io fa tsy de mbola nahita maso a ka hoe nifanena tam lolo. Betsaka mihitsy ny toerana lazaina fa oe misy anizao sy izao d matahotra daholo rehefa mandalo eo.
Ny zavatra hitako teo akaikin'ny tranon'dadabenay fahiny teny ambanivohitra, ny fasana mo zany akaiky tanàna, misy mo ny ao an-tanàna mihitsy e, fa misy manatitra zavatra isankarazany eo, vatomamy, vilia, toaka sns nefa vo lasa miala teo ry zareo panatitra de efa misy miandry mangalatra an'ireny zavatra nateriny ireo. De miteny le olona(ny ankizy eo antanàna iany no nangalatra anle izy) oe tsy misy tsirony hono le zava-pisotro naterina teo fa efa laninle maty ny tsirony de lasa majaboka be :lol:
niryna: za aloha tsy mahalala ny antony fa mbo nitantara ny hitako fotsiny :-*

3. niryna
(
01/12/2007 07:01)
sarobidy:

misaotra anao,efa nisy niteny tokoa ny ankizy tato fa nangalatra vato mamy teny am-pasana izy ka tsy misy tsirony,mety ny saina koa angamba no mandeha ka.
Izaho efa naheno feo fahiny teny ambanivohitra,mianatra aho ary ny olona rehetra efa tapitra matory,rehefa tonga ny amin'ny alina 11 na mihoatra eo dia maheno feo maromaro foana aho miaraka mivoaka,mangoritsina aho miresaka ilay izy,tsy natahotra aho fa variana fotsiny ary niteny irery hoe nivoaka daholo izany ny lolo tao am-pasana.Tsy mba sahy niteny ny olon-dehibe aho,ny antony dia tsy fantatro na tsy niraika aho na adinoko.Tsy haiko ny milaza ilay feo henoko fa misy mihorakoraka ary maro karazany ilay feo. Nisy fasana teo akaikin'ilay trano. Avelo angamba ireny na nisy hery nampatahotra ahy fotsiny fa tena nisy ilay izy.
4. diamondra27
(
01/12/2007 08:07)
sarobidy: any tamatave misy akia a, zany hono aloha an, za koa mbola tsy nahita fa le lolo manidina 'reny no efa hitako aloha.:lol:
nisy naman'ilay mpihira 'zay tena notantarainy ahy fa voaendaka hono le namany io, de ozy za we sao kosa wa de mba mamo be loatra ry zalahy de nafana de nanala akanjo, fa teny ampasana hono izy no nifoha ???
nahita sipa manjabe zany izy we: de nanaraka azy de avy eo resintory ...

5. kiadi
(
01/12/2007 09:17)
ozy ra8 zay oe "minoa fotsiny ihany "
de ao anaty baiboly misy " sambatra zah mino nefa tsy nahita "
de ozy zah oe "aza minomino tsy misy porofo fa tsy mapivôtra toetsaina"
any @ firenene mandroso refa misy accident matetika eo @ toerana iray de midika zany fa tokony amboarina na "modifier"-na le lalana fa tsy nety ny "conception"_ny ka mahabe accident fa tsy oe misy lolo na zao sy zao ilay toerana

6. diamondra27
(
01/12/2007 12:31)
kiadi: marina mitsy zany lazain'i toi zany
matetika ny re aloha de we : ny bandy foana no mahita lolo, de mahalasa eritreritra ihany zany fa sao de alefan'ny le zavatra :@:@aza de lasa mahita le lolo de lazaina fa zao sy zao
tsy haiko aloha an!
asa na efa hitanareo le film gasy misy iny tantara iny;
le kala efa maty de hoe: alaina vady , de nasainy tonga tany @ le RAD-ny le bandy sns kay izy 'ty famadihana azy, AINA HAFA ny titre-ny

7. kiadi
(
01/12/2007 15:09)
diams>tena hitako iny de natahotsa beuu zah! nisitrika tany zipon'i mamanay mintsy :-D:-D:-D
9. niryna
(
02/12/2007 05:49)
kiadi:
ozy ra8 zay oe "minoa fotsiny ihany "
de ao anaty baiboly misy " sambatra zah mino nefa tsy nahita "
de ozy zah oe "aza minomino tsy misy porofo fa tsy mapivôtra toetsaina"
any @ firenene mandroso refa misy accident matetika eo @ toerana iray de midika zany fa tokony amboarina na "modifier"-na le lalana fa tsy nety ny "conception"_ny ka mahabe accident fa tsy oe misy lolo na zao sy zao ilay toerana
Ny fahalalako azy dia herin'ny satana io ka na trano aza dia misy hivavahana hanalana lolo.Ary efa nahatsapa hianao hoe miady amin'ny hery tsy hita kanefa misitona volo sy manakenda ? Inona izany na avy aiza na izy io hery io.Ny herin'ny maizina dia betsaka ka.:D
10. niryna
(
02/12/2007 05:59)
kiadi a> jereo ireto 8O http://www.robertprice.co.uk/robblog/images/hampton_court_ghost_400x400.jpg
http://z.about.com/d/paranormal/1/0/0/U/funeral_ghost.jpg
http://mysite.verizon.net/vzeqnk8x/sitebuildercontent/sitebuilderpictures/.pond/ghost.jpg.w300h424.jpg
http://www.religionfacts.com/chinese_religion/images/burning-ghost-money-taiwan-street-cc-brappy.jpg
mandoro volan'ny matoatoa ilay ramatoa hono (burning ghost money)
http://www.vireggae.com/images/1streethits.jpg
http://www.starting-artists.com/images/2_ghosts_by_chrissy.jpg
anankiroa mihitsy no mandehandeha eraky ny arabe :roll:
Misy satana,misy ny fanahy ratsy ary misy ny miaramilan'i satana izay mitady hirika hamotehana ny mpino an'Atra kristy. :wink:

11. ikaretsaka
(
02/12/2007 17:34)
RN7 sy RN4 sy iny mankany morondava iny no malaza feno sy fantapantako hoe misy ..
RN7 moa ao daholo ny vokatra sy ny manidina sy ny sisa
Misy tantara izay ao atsimon'Ihosy ao ... (asa ho an'izay efa naheno) hoe nisy ramatoa (tsy lolo an) nana-janaka narary izay tokony nentina niakatra ville maika dia maika, dia nanakana fiara mba hitondra azy ho any izy nefa tsy nety nijanona ny olona. farany dia maty teo amoron-dalana teo ilay zaza dia naleviny teo @ sisin-dalana somary niditra kelyin'ny lalana eo sady nataony fara teny hoe izay tsy mijanona kely eo dia iharan-doza ny fiarany.
malalaka be io lalana io ary zatra mirimorimo ny fiara .. fa ireo za-dalana rehetra dia rehefa alohan'ny handalo amin'io faritra io dia manena ny hafainganam-pandehany daholo dia misy aza ilay saofera antitrantitra ireny manao azafady mihitsy!
dia heno izay hoa izany ko! dia mba manao koa rehefa tonga ka mandalo eny!
izay tsy mbola sendrany sy tratrany dia Misaora an'Andriamanitra. Izay efa tratra dia soa fa nieren-doza
fa rehefa mande @ iny dia hajao ihany ny fomba sns fa tsy hay!
(i Niryna ity tokony mipetraka sy miaina any @ ilay tanana dezadezaka any M/car ireny ka, ireny andramana rehefa manao vacs @ manaraka... Ambondrombe, Ambalamanakana, sns... sady tsara anie ny manao apostolat sy evangelisation any e:wink:)

12. Papoose
(
02/12/2007 22:33)
Dia ahoana ry Ika raha mbola olona tsy mahalala ka mandalo eo ka sendra nandeha mafy? dia hofaty koa ve zany?
Raha zah mantsy zao no nandeha nankany nefa zah tsy mahalala an'izany dia ahoana?

14. rakapy
(
03/12/2007 03:09)
Ny tena marina dia ireny olona miseho ho mpivavaka(Kristianina) ireny no tena halan-dolo rehefa manao voyage. Tena marina io.Nahoana? Ny lolo na avelo na angatra... dia fanahin\'ny razana ,tena fanahin\'ireo Malagasy efa lasa any ankoatra.Ary izy ireo dia malahelo mafy tokoa satria nosomparany sy nozimbazimbain\'ny finoana vaovao ny finoany.tsy inona izany fa ny finoana Kristianina.ka dia ny amin\'ny mpanao voyage no hamaliany faty sy hanehoany ny tsy fahafaliany. Ny finoana kristianina mantsy dia nanimba sy miseho manjakazaka ary tsy nanaja ny karazana finoana efa nisy taloha ka eo no mipoitra ny alahelon\'izy ireo. Raha tsy hijery afatsy ny eto Madagascar isika dia maro dia maro tokoa ireo zavatra mitranga nohon\'ny tsy fanajana ny finoan-drazana.Ohatra hoe asiana la croix ny Kristy ao anaty fiara nefa handeha handevina ka hadino ny manome toaka ny razana. Ao koa itony taxi-brousse mpanao lavavalina ka ny hiram-pivavahana no manenika ny lalana .Ao koa ny mitono tena fa kristianina dia asiana soratra ao anaty fiara( Tompo o arovy ny dianay sns...) Ireny no tena mahatonga ny lolo hasiaka amin\'ny mpandeha fiara.
15. niryna
(
03/12/2007 06:58)
ikaretsaka:
RN7 sy RN4 sy iny mankany morondava iny no malaza feno sy fantapantako hoe misy ..
RN7 moa ao daholo ny vokatra sy ny manidina sy ny sisa
Misy tantara izay ao atsimon'Ihosy ao ... (asa ho an'izay efa naheno) hoe nisy ramatoa (tsy lolo an) nana-janaka narary izay tokony nentina niakatra ville maika dia maika, dia nanakana fiara mba hitondra azy ho any izy nefa tsy nety nijanona ny olona. farany dia maty teo amoron-dalana teo ilay zaza dia naleviny teo @ sisin-dalana somary niditra kelyin'ny lalana eo sady nataony fara teny hoe izay tsy mijanona kely eo dia iharan-doza ny fiarany.
malalaka be io lalana io ary zatra mirimorimo ny fiara .. fa ireo za-dalana rehetra dia rehefa alohan'ny handalo amin'io faritra io dia manena ny hafainganam-pandehany daholo dia misy aza ilay saofera antitrantitra ireny manao azafady mihitsy!
dia heno izay hoa izany ko! dia mba manao koa rehefa tonga ka mandalo eny!
izay tsy mbola sendrany sy tratrany dia Misaora an'Andriamanitra. Izay efa tratra dia soa fa nieren-doza
fa rehefa mande @ iny dia hajao ihany ny fomba sns fa tsy hay!
misaotra anao nizara.
(i Niryna ity tokony mipetraka sy miaina any @ ilay tanana dezadezaka any M/car ireny ka, ireny andramana rehefa manao vacs @ manaraka... Ambondrombe, Ambalamanakana, sns... sady tsara anie ny manao apostolat sy evangelisation any e:wink:)
Eto aza aho manetsetra :D Efa nitolona sy niady ny fanahy tsy hita maso kanefa misintona volo aho.Taty aoriana nampianarin'ny mpiandry ahy ny fandroahana devoly ka na ny fitazomana ilay baiboly sy ny tanana mitsangana aza dia nasehon'izy ireo ahy. ika a,tena misy satana ary mbola maro ny misitery asehony ny olona amin'ny fitaka sy lainga ary ny tsy finoana azy ireo.
16. niryna
(
03/12/2007 07:01)
Papoose:
Dia ahoana ry Ika raha mbola olona tsy mahalala ka mandalo eo ka sendra nandeha mafy? dia hofaty koa ve zany?
Raha zah mantsy zao no nandeha nankany nefa zah tsy mahalala an'izany dia ahoana?
Taty aoriana kosa aloha nasiana pannaux ny sasany e.Misy koa anefa tsy dia ilay lolo fa ilay fanaovana ilay lalana mihitsy ka mila mitandrina ny mpamily.
Ny arabe aty aminay mbola tsy nahenoko fa ny trano no tena misy ary nasehony ireny olona ireny milaza sy mijoro fa misy angatra ilay izy. :evil:
17. niryna
(
03/12/2007 07:25)
rakapy:
Ny tena marina dia ireny olona miseho ho mpivavaka(Kristianina) ireny no tena halan-dolo rehefa manao voyage. Tena marina io.
Asa aloha na coincidence tokoa na efa alinalina izahay no nivavaka teny ankalamanjana no nivavaka izahay dia niady sy nitolona tamin'ny fanahy ratsy tsy hita maso kanefa misintona volo ary nanankenda anay.Tsy natahotra aho fa baiboly no teny an-tanako ary nivavaka sy nihira ary nandroaka ireny nandritra ny ora maromaro.
ka herin'ny maizina anie ireny e,tsy mahazo manana andriamanitra hafa na inona izany na zavatra na vazimba na odi-gasy na sampy na biby na zavatra tsy hita maso(fanahy) Eks 20 3-5
Nahoana? Ny lolo na avelo na angatra... dia fanahin'ny razana ,tena fanahin'ireo Malagasy efa lasa any ankoatra.Ary izy ireo dia malahelo mafy tokoa satria nosomparany sy nozimbazimbain'ny finoana vaovao ny finoany.tsy inona izany fa ny finoana Kristianina.
ka dia ny amin'ny mpanao voyage no hamaliany faty sy hanehoany ny tsy fahafaliany.
Dia azonao antsaina izany fa finoana hafahafa ilay izy, ny an'ny kristiana nampianarina fa tsy mahazo mamalifaty ny ratsy:arrow: tsy ao anatin'ny lalanay kristiana ilay ataon'ilay fanahy hafa
[quote Ny finoana kristianina mantsy dia nanimba sy miseho manjakazaka ary tsy nanaja ny karazana finoana efa nisy taloha ka eo no mipoitra ny alahelon'izy ireo. Raha tsy hijery afatsy ny eto Madagascar isika dia maro dia maro tokoa ireo zavatra mitranga nohon'ny tsy fanajana ny finoan-drazana.
[/quote]raha ny marina amiko dia nampidirina ny tenin'Atra ka tsy zakan'ireo miaramilan'ny satana dia mamaly faty araka ny voalazanao izy.
:roll: hafa ny manaja ny razana izay olona nahitan'ny taranaka ny masoandrom-piainany hajaina izy noho izany .Tsy niteny kosa aloha ny baiboly hoe mivavaha aminy.mbola miankohoka amin'ny maty indray izany mbola mitohy ny tsy fanarahan-dalana."Avelao ny maty ho an'ny maty hoy i Kristy"
Dia hoy ihany koa Izy (kristy io) Atra tsy an'ny maty Aho fa an'ny velona (Mat 22:32) ary tsy afaka mankalaza an'Atra intsony ny maty ( Sal 6:5)ary tsy mahatsiaro intsony ny matyFa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy. Mpit 9:5
Ohatra hoe asiana la croix ny Kristy ao anaty fiara nefa handeha handevina ka hadino ny manome toaka ny razana. Ao koa itony taxi-brousse mpanao lavavalina ka ny hiram-pivavahana no manenika ny lalana .Ao koa ny mitono tena fa kristianina dia asiana soratra ao anaty fiara( Tompo o arovy ny dianay sns...) Ireny no tena mahatonga ny lolo hasiaka amin'ny mpandeha fiara.
Dia mbola miverina indray ilay valiny,fanahy ratsy mamaly ratsy fa ny fanahy tsara na ny Fanahy Masina dia Fanahy no miresaka amin'ny fanahin'ireo izay
Mino an'i Kristy satria Andriamanitra dia Fanahy. :D
Raha mbola tsy nahita na tsy nahazo na tsy nanana experience ny finoana kristiana hianao dia afaka mandalina,raha manandrana mino Azy hianao dia ho hazavainy aminao ny teniny na ny soratra masina raha midoika sy mankahala anefa dia tsy ho azonao mihitsy izay resahina ao satria tsy misy connection amin'ny FM hianao:arrow: Ny FM dia an'ny Kristiana izay mino an'i Kristy fa Tompo sy Mpamonjiny.Fantatrao ny tiako ho tenenina.
Mahereza,manandrama mi -test an'Atra fa vonona Izy ihaino anao sy hampiseho Azy aminao.
18. sarobidy
(
03/12/2007 09:53)
za ko te hanampy ny tenin'i niryna fa efa nambara antsika kosa nge oe tsy afaka afangaro ny fivavahana sy ny sampy eh! sarotra be ny handresy lahatra an'i rakapy fa ny tenin'i niryna lava be io efa mahavaly tsara ny nolazainy teo.
Fa misy teny zay tary ambony tary oe ny an'ny firenena mandroso tsy mba misy lolo fa rehefa ny toerana no misy accident matetika d ny lalana no amboarina.
Marina fa Madagasikara tsy mbola ao anatinle firenena mandroso fa raha izany teny zany no horaisina tsy tokony ho namorona anirony film orera misy angatra irony ny vazaha satri any tsisy angatra fa aty amintsika iany satri ry zareo firenena mandroso.
Le izy nge tsy voatery hoe mino ny fisinle angatra tsika na tsy mino fa ny zavamisy no tantaraina sy ifampizarana eto e fa za woa mbola tsy sendrany

19. MCZ
(
03/12/2007 10:18)
Ny ahy mba azoko lazaina fotsiny dia ny hoe ,
fa ny ahy alony efa sendra nisy anio lolovokatra io tao @na toerana fanaovana fety tao Ilakaka tsy nahita tsara ilay izy ny tenako fa t@ izahay tao @ ilay toerana nanaovana bal dia nisy olona nahita lolovokatra tao @ ilay toerana ka norohaina ilay izy nihezaka mba hijery ihany ny tenanay fa efa olona efa lasa nivoaka sy nirifatra mafy tany ivelany no tazana ny nanaitra t@ io mantsy dia nisy olona nitoraka vovotany t@ilay olona tao anatin'ilay toerana nanaovana bal , fa ny efa nataoko dia nanejika pamosavy tao @ tanana nisy anay niaraka t@ fokonolona , enjana io fa aza sendra mifanena sy mifanatritava @.

20. ikaretsaka
(
03/12/2007 13:16)
rakapy:
Ny tena marina dia ireny olona miseho ho mpivavaka(Kristianina) ireny no tena halan-dolo rehefa manao voyage. Tena marina io.Nahoana? Ny lolo na avelo na angatra... [. . . ]. Raha tsy hijery afatsy ny eto Madagascar isika dia maro dia maro tokoa ireo zavatra mitranga nohon\'ny tsy fanajana ny finoan-drazana.Ohatra hoe asiana la croix ny Kristy ao anaty fiara nefa handeha handevina ka hadino ny manome toaka ny razana. Ao koa itony taxi-brousse mpanao lavavalina ka ny hiram-pivavahana no manenika ny lalana .Ao koa ny mitono tena fa kristianina dia asiana soratra ao anaty fiara( Tompo o arovy ny dianay sns...) Ireny no tena mahatonga ny lolo hasiaka amin\'ny mpandeha fiara.
Misy fahamarinany aloha ny sasany @ ilay izy, matetika ireny midokadoka tena sy be confidence ireny no tratran'ny accident matetika...
misy fiteny izay hoe "matetika ny mahay milomano no maty an-drano, (ny tsy mahay milomano ts'inona haninona hilomano fa aleony maka sisiny sy tsy mitsalotsalo)
Ilay hiram-pivavahana kosa no anaovana lava alina dia tsy le @ maha hitam-pivavahana azy angaha, fa @ ilay ba-nkira somary malefadefaka mandrotsirotsy mampatory ireny, indrindra ny protestant (afa tsy ny sasany @ fihirana fanampiny angaha), na hira profane aza fa somary malefaka dia efa mampatory @ lava alina matory ny saofera dia lazaina fa mahita izao hallucinations rehetra izao! indraindray izy tsy mahita akory fa renoka de manofy dia tsy mahafehy ny familiana intsony dia any yyy! nahita angatra izy hono rehefa anontaniana ... nefa tany @ nofiny!
tsy mamely akaiky hirana mpiandry aho fa amiko manokana rehefa mande ireny hira ireny ka somary rendremana izay fia mahita le izy mianakavy manao fotsifotsy rehefa manomboka manofy.. fa raha taitra tampoka dia tena mitsamboatra kely hoe nahita matoatoa.. mandra pi realize hoe aaaaah zao kay izany no nitranga!
izany no tsy atoriako loatra rehefa lava alina, nefa izaho mpilava alina be tsy laitra fahiny