Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i voara, milahatra araka ny daty
voara ( 01/07/2008 20:26)
mitadi an'i diara
slt daholo o ,sao mba mahafantatra an'i DIARA boka majunga ianareo ,mba omeo azi adresse ti sariaka@ hotmail.fr... tohiny
novalian'i voara ny 11/07/2008 14:54
voara ( 24/05/2008 18:21)
fetin'ni Reni
Dia miarahaba ni Reni rhtra tratrin'ni feti rahampitso Bà ni takolaka 2... tohiny
voara ( 15/02/2008 22:37)
iza no tianao
salama daholo !misy fanontaniana napetrak'olona tamiko ty ka mba zaraiko anareo:inona no maivamaivana kokoa eo aminareo ;maty Ray amandreny sa,maty anaka ,sa maty vady ,tsi maintsy mba mamaly ny anaki... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2008 08:03
voara ( 30/11/2007 16:45)
mba mila hevitra fa ho avy ny fety
bjr daholo ,saika mba hanotany raha mba misy mahafantatra ,na mahatsiaro .nisy pub zay teto noresahana ,izy io oh:magasin mivarotra sakafo sy ny sns ,de za aty france mikomandy le entana de aterindreo... tohiny
novalian'i voara ny 03/12/2007 15:32
voara ( 23/03/2007 12:18)
namana
salama doholo atsika rehatra o,mafinartra be ato @serasera zany ,dia :-* hoanareo rehetra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 20:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0559